Tresse cheveux by K
Si vous souhaitez de changer votre look pour le jour événementiel, Kambana fashion est avec vous.
18/12/2023
Ho fanokafana ny pejy dia manome tolotra ho antsika eto Ambatondrazaka izay tanana nihaviana zahay ato Tresse cheveux by K ♥️
Ireo daholo no asa- tanana vitanay ho anareo ,ka araraoty fa tsara nefa abordable ny prix 🥰.
Coiffure à domicile (afaka manantona na zahay no manao déplacement):
🌸Afaka manome modèle izay tiana
🌸 Produits haut de gamme (afaka mampiasa ny produits any izay manana)
🌸 Appareils professionnels (tsy manimba volo)
🌸Mandray olona manomana événements( baptême, mariage, fiançailles, anniversaire,sns)
Prix :
Cheveux courts- 8000ar +3000ar raha asiana style
Cheveux mi-longs -12000ar +3000ar raha asiana style
Cheveux longs -15000ar +3000ar raha asiana style
Lieux : Ambatondrazaka - mangarivotra
Contact : 034 29 069 55/ 032 76 730 60/ 038 39 785 63
Pour plus d'informations : message privé (mp)
Araraoty fa tolotra ho antsika tsé zio a, zao dia afaka manao réservation sahady a ! 🥰♥️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambanidia
Antananarivo
101
