ELLE Beauté
Découvrez l'art des ongles sublimés dans une ambiance tendance et relaxante - Bienvenue chez nous ❤️
13/05/2026
Misokatra izahay rahampitso 14Mai✌️✌️
🍇🍇Rehefa manana faharetana dia possible tsara hoe tonga otran’izao ny longueur ongles naturel .
➡️Gainage eto ilay resaka
13/05/2026
Quelques créneaux disponibles pour demain✌️✌️✌️
Pose américaine mamikely izy eto‼️
Iza ny team pose américaine ato❓❓
12/05/2026
🦋Comment prendre RENDEZ-VOUS❓❓❓
- Alefa message ny pose atao sy ny modèle 💅🏼💅🏼
➡️Amin’ny whatsapp au 0346313233 ( réponse rapide) na message privé amin’ny compte Elle Minie (Facebook ou instagram) na ato amin’ny page ihany koa.
- Teneno raha misy dépose atao‼️
- Date et heure mety aminao ❓❓
- Omeko en totalité ny prix 💵💵
- Alefa Mvola ny acompte non remboursable 10.000ar avec frais de retrait 📲📲
- CONFIRMÉ ny rendez-vous rehefa vita daholo ireo ✅✅
♥️♥️Mankasitraka indrindra
12/05/2026
Coucou les filles 🍒✌️
Mbola Misy créneaux maromaro disponible amin’ity semaine ity fa aza tara✌️
Afaka tonga dia maka rendez-vous pour la semaine de Pentecôte✌️
📍Sonavela Mahitsy, Ambohidratrimo
09/05/2026
SEMAINE❓❓❓
Isakin’ny firy semaine no afaka manolo vernis na manao remplissage ❓
➡️3 à 4 semaines ‼️
Raha plus de 5 semaines dia manaona❓
➡️Mety hisy décollement , tapaka , tsy mangirana intsony ‼️
Raha mbola tsy misy fotoana anaovana dépose anefa?
➡️Limeo ho fohifohy aloha‼️
07/05/2026
✌️✌️Occasion à saisir✌️✌️
Izay Followers iray (1) manao Gainage demain dia -20.000ar ny totalité ny service !
Olona iray(1) ihany a! Misafidiana ora malaky!
06/05/2026
Na vernis fotsiny ar dia efa mety oa ‼️
Rehefa tsara karakara io dia manja kely foana❤️❤️❤️
➡️WhatsApp pour prendre rendez-vous plus rapidement 0346313233
06/05/2026
Fantatrao ve ❓❓❓❓❓❓
Pose américaine : ilay technique de pose
Gel X : anaran’ilay capsule ampiasaina aminy
✌️✌️✌️whatsapp pour prendre rendez-vous plus rapidement 0346313233
05/05/2026
Effet réaliste indray 🙃🙃
➡️whatsapp pour prendre rendez-vous plus rapidement 0346313233
04/05/2026
Mamy kely🥰🥰
Extension Gel sur demi-capsule ✅
➡️Whatsapp pour prendre rendez-vous plus rapidement 0346313233
Abonnez-vous pour ne rien manquer de nos prochaines publications ! 🔔
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
Sonavela Mahitsy
Antananarivo
105
