Gasy tia mode
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy tia mode, Health/Beauty, Antananarivo.
15/11/2024
Efa tonga ny savon lait de chèvre
Savon à base de lait de chèvre
Savon 100% naturel (155g)
Parfum : rose 🌺,miel🍯,olive 🌿,pure lait de chèvre
Mampazava ny hoditra
Mampalandina ny oditra
Manala mony ,panda ,ride
Manidy masokoditra
Tsy mifidy fa mety foana na hosorana @ tarehy na @ vatana
Mety ho an' ny zaza ihany kou
Misy parfum maro azo hisafidianana
Prix:10.000 ar fa raha maka 2 dia 15.000 ar
Livraison Tana / Province
Alefao dieny zao ny commande f mandalo ny tsara
28/10/2024
Solde ✖️25.000 ar seulement ✖️
Sac bondouilère en fourrure
Matiere simili cuir dimension 21×5×15
Manome prix de gros ho an'izay mbola hivarotra anh
Livraison tana province
18/06/2023
Eh efa maraparana sisa tsika anh 😁
Liquidation b mhts fa araraoty anh
🌈Iza no mbola tsy nahazo an'ilay Arendrina 4 pièces Mazava alina ho an'ny princesse tsika 😍😍
Efa kelii sisa ny stock anh 😇😇 ka alefaso aloha ny commande ary sao dia tara 😨😨
🦋Arendrina 4 pièces Mazava alina :papillon (mirehitra) +baguette +jupe (mirehitra) +sur tête 😍
Livraison partout à mada hatrany /tsy ataonay diso anjara ny any @ province🚚 fa mandefa any ihany kou izahay😍
Livraison tana à partir de 3000 ar
Mandefa jupe mitokana ihany kou zahay :15. 000 ar 😍
Mp avy hatrany n'a miantso ny numéro : 📞0340993338📞
Prix :27.000 ar ☺️☺️♥️
PHOTO RÉEL AVOKOA ANH
07/12/2022
Tolotra vaovao b 😍❤️
Efa maro no afapo f ianao sisa no andrasana 💖❤️
Lot bébé Suisse :25.000 ar
Gel moussant 200ml +Lait de toilette 200ml +Eau de parfum bébé maman 60 ml ❤️😍
Date de péremption :2025
Sans Paraben_Hypoallergenique _Ph Neutre ✔️
En plus tsy manaikitra maso ihany kou
Livraison à partir de 3000 ar ❤️
07/12/2022
Efa maro no afapo f ianao sisa no andrasana 💖❤️
Lot bébé Suisse :25.000 ar
Gel moussant 200ml +Lait de toilette 200ml +Eau de parfum bébé maman 60 ml ❤️😍
Date de péremption :2025
Sans Paraben_Hypoallergenique _Ph Neutre ✔️
En plus tsy manaikitra maso ihany kou
Livraison à partir de 3000 ar ❤️
07/12/2022
Promotion kely ho anareo k araraoty f mandalo anh 😍🎁
07/12/2022
Efa akaiky zao ny fety anh ❤️😍
Promotion b ato aminay
Patalon slim Jean gris noire
Patalon boy friends
Prix sur chaque photos ❤️😘
Taille :S, M, L
Livraison à partir de 3000 ar
27/06/2022
Hey les filles
Tonga ndray n arrivage gloss @ endriny mahafatifaty b mhts😘😍😍😍
à partir de 5000 ar et 8000 ar fotsiny anh ka aza tara ary eh 😘😘💕
Mp ary ô 😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
