chez gracia
💓💓Salon de coiffure , esthétique, onglerie
Vente produits cosmétiques et divers mode femme👠🩰👗
26/11/2025
😍😍 vao maraina tena hoe miezaka manao izay ahafa Po anareo 😍😍😍
Mandray rdv maraina entinareo Miasa na hamonjy lanonana 😍
Manja nareo vao avelanay mody
Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre un rendez vous
25/11/2025
😍 fahamanjana re izao jiro tapaka nampalahelo ❤️❤️
Make up by gracia 😍😍
Mp ou 034 36 912 39
Pour prendre un rendez vous
23/11/2025
Misokatra 06h30 izahay rahampitso ho an'izay ho avy 😍😍😍
Fahamanjana vao maraina ho anareo maika hiasa 😍😍
Tongava maro
Chez gracia coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39
19/11/2025
🌸🌸Aoka fotsiny hatsarana coloration du jour tsika 😍😍😍 tena hoe ❤️❤️❤️
Mbola promo 70 000ar hatreto 😘😘
Tongava maro
chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39
17/11/2025
❤️aoka fotsiny alatsinainy manja bé !!!
Tena hoe ❤️❤️ mangirana Salama tsara ery volo miaraka amin'ny chez gracia
🌸Coiffure esthétique onglerie 🌸
Tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39
16/11/2025
😍😍Enjana bé fa tena tototra olona izahay ny herinandro Téo 😍😍tena hoe waouhh
Sombitsary ihany ireo
Manitra fety bé mihintsy
🕕Misokatra mandray maraina 6h30 jusqu'à 18h ho anareo maika hiasa
👉🏿Ka izao PROMOTION MANADALA ny alatsinainy talata alarobia alakamisy amin'ity herinandro hiditra ity tena hoe promotion oento namana tongava manao manja 😍
🌿Soin +brushing+ finition lisse tout longueur+ vernis permanent main et pied unie :20 000ar
OU
🌿Soin +brushing+finition lisse tout longueur + soin visage au produit naturel :20 000ar
🌿 Soin pedicure + vernis permanent couleur unie : 20 000ar
FINITION IZAY TIANAREO NA STEAM POD NA FER LISSE NA BRUSHING
🌸🌸AZA ADINO COLORATION COULEUR UNIE 50 000AR
🌸🌸AVEC MECHE BALAYAGE 70 000AR
tsy ho manja amizao tsy ho manja tsony a
TSY MODY IANAREO RAHA TSY AFA PO 😍
Tsy misy rendez-vous izay Tonga no raisinay ankoatrany coloration ihany
Code promo : vao miditra ianareo dia miteny hoe ❤️izaho manja ❤️ !! Izay tsy miteny an'izay tsy misitraka promo
❤️Chez gracia tsimbazaza
Coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39
15/11/2025
🙏🏿Mankasitraka antsika tonga Foana 🙏🏿🙏🏿 ahafa po anareo tanjonay
Asa maraina
Coloration brushing soin ❤️
Tena hoe fahamanjana 😍😍😍
Coiffure esthétique onglerie
Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39
09/11/2025
❌❌ PROMOTION BE MANADALA ISAKIN'NY ALATSINAINY KA HATRAMIN'NY ALAROBIA ❌❌
COLORATION 50 000AR DAHOLO
MARRON CAFE ,GRENAT ,ROUGE , CUIVRÉ, VIOLET
🌿🌿ato am chez gracia tsimbazaza
Atombotsika amin'ny fahamanjana herinandronareo
Amin'ity volana iray manontolo ity 🌿🌿
❤️Soin+brushing+Finition lisse + vernis permanent ongle et pied couleur unie : 20 000ar fotsiny
Ou
❤️Soin +brushing+ finition lisse + soin visage naturel :20 000ar fotsiny
Toute longueur ilay resaka eto a
MP OU 034 36 912 39
23/10/2025
❤️ asa maraina ❤️ faly Foana izahay mandray anareo tongava maro
A partir 10 000ar soin brushing
chez gracia coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre un rendez vous
20/10/2025
❌❌ALERTE EFA TONGA ARRIVAGE ❌
HO ANAREO IZAY TSY NAHAZO EFA RE DISPONIBLE FA KELIKELY STOCK AN!!
Izahay hoaa manome tsara ho anareo !!!
POROFO MIVAINGANA !!!! TSY MISY LAINGA SANTIONANY TÉMOIGNAGE IRETO FA IANAREO SISA NO ANDRASANA !!!!
🍂🍂GAMME SOTEIX ARGAN KARITÉ🍁🍁
SHAMPOOING 500ML
ET MASQUE 300ML : NATOKANA HO AN'NY VOLO MAINA NA TAPATAPAKA NA TSY MITSIRY MIHINTSY IZY ITY !!
🩸🩸DIA HO HITANAO FA TENA HALEFAKA HANGIRANA NO HO SALAMA TSARA VOLONAO !!
KOA AZA MISALASALA MANORATRA NA MANANTONA ETY AMIN'NY CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA NO MISY ANAY
LIVRAISON TANA PROVINCE
3 000AR FRAIS LIVRAISON N'AIZA N'AIZA KOA ARARAOTY AN !!!
MP OU 034 36 912 39
10/10/2025
❤️tsy mitsahatra manome tsara ho anareo ❤️
Tongava maro efa tsy tapaka intsony jiro 😍
Coupe +coloration
60 000ar sur ce modèle
Chez gracia tsimbazaza
Coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre un rendez vous
19/08/2025
🌿🌿Zany hatsarany e!!
Alarobia BOJO rahampitso
10 000ar avokoa manao volo
Soin +brushing +Finition lisse steam pod
Manao faux ongles couleur unie ongle ?chez graciaacia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre un rendez vous 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tsimbazaza
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 18:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 18:00 |
| Thursday | 07:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 06:00 - 19:00 |
