FacialAloe sy Onetoone

FacialAloe sy Onetoone

Share

La page FacialAloe Vera propose des produits de soin pour le visage qui correspondent à tous types de peau.

Photos from Soa ny Tarehintsika's post 19/08/2020

☘️🌼MASK ALOE VERA🌼☘️ ,

😍Manadio hifotony ny hoditra ,
😍Manamandina ny hodi-tava
😍Manatsara ny hoditra ( manalama, mampalefaka ary manazava ny endrika )
😍Manala ny tache vokatry ny mony sy ny panda ary 😍mampiverina ny lokon'ny hoditrao toy ny teo aloha
👉 Iza avy nareo no efa nampiasa ny FACIAL MASK ALOE VERA
👉Tonony en commentaire ny hevitrareo momba azy. :)
Ireto mpanjifa ireto nanome ny heviny.
👉Ary ny anareo mba ahoana?

17/08/2020

🌼☘️MASQUE FACIAL MISTINE EGG WHITE ☘️🌼

🥚 Manadio hifotony ny tarehy sy mandrindra ny excès d'huile sy ny formation de sébum.
🥚Idealy ho an'ny olona manana tarehy misy mony, miaro amin'ny fahateran'ny hoditra
🥚 Manazava ny hoditra ary manafina tsikelikely ny tasy vokatry ny mony, na tsy hafa koa.

Livraison disponible 👈👈

17/08/2020

🌼MASK ALOE VERA🌼☘️ ,

😍Manadio hifotony ny hoditra ,
😍Manamandina ny hodi-tava
😍Manatsara ny hoditra ( manalama, mampalefaka ary manazava ny endrika )
😍Manala ny tache vokatry ny mony sy ny panda ary 😍mampiverina ny lokon'ny hoditrao toy ny teo aloha

👉 Aza misalasala ary mandefa MP mba hafahanao mahazo toro-hevitra sy fanazavana misimisy kokoa 🍂
👉 Livraison disponible .

17/08/2020

🍃🌺 FACIAL GEL ALOE VERA 🌺🍃

‼️👉 Tena ilaina ny manao "SOIN" ny tarehy mba tsy ho feno mony sy hiroraka na hiketrona; indrindra fa isika vehivavy manao maquillage matetika.
‼️👉 Hazonao ampiasaina tsara ny GEL ALOE VERA satria:
🌼manala ifoton'ny loto any amin'ny mason-koditra izay
miteraka menaka
🌼manadio sy manazava ary mampalefaka ny hodi-tava
🌼miaro ny tarehy amin'ny loto sy masoandro

🍃 livraison disponible. MP ary ee!!!

12/08/2020

‼️ ARARAOTY OO‼️
En promotion ny 🍃🌺 FACIAL GEL SY MASQUE ALOE VERA 🌺🍃
🤩🤩 20 000ar sy 28 000ar izy alohan'ny 16 Août 2020

‼️👉 Tena ilaina ny manao "SOIN" ny tarehy mba tsy ho feno mony sy hiroraka na hiketrona; indrindra fa isika vehivavy manao maquillage matetika.
‼️👉 Hazonao ampiasaina tsara ny GEL SY MASQUE ALOE VERA satria:
🌼manala ifoton'ny loto any amin'ny mason-koditra izay
miteraka menaka
🌼manadio sy manazava ary mampalefaka ny hodi-tava
🌼miaro ny tarehy amin'ny loto sy masoandro
😍Manatsara ny hoditra ( manalama, mampalefaka ary manazava ny endrika )
😍Manala ny tache vokatry ny mony sy ny panda ary 😍mampiverina ny lokon'ny hoditrao toy ny teo aloha
🌼miaro ny tarehy amin'ny loto sy masoandro

👉 Aza misalasala ary mandefa MP mba hafahanao mahazo toro-hevitra sy fanazavana misimisy kokoa 🍂

🍃 livraison disponible. MP ary ee!!!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101