Produits d'usage quotidien
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Produits d'usage quotidien, Health/Beauty, Ankorahotra, Antananarivo.
Produits Longrich : Santé , Beauté & Bien -Être
- Tél : +261330870501 / 034 65 548 50
- Récupération : arrêt bus pharmacie Hanitra Ankorahotra
- Livraison partout à Madagascar ( frais de livraison à partir 3000 ar)
06/06/2026
🌿 LONGRICH SNAKE OIL 120ml ( Sérum ) 🌿
Ny Snake Oil Longrich dia menaka manokana hanampy amin’ny fikarakarana hoditra sy vatana isan’andro.
Vokantsoa azo avy aminy :
- Manalefaka sy manome hamandoana ny hoditra
- Manampy manamaivana ketrona sy tasy mainty
- Manampy manala stretch marks
- Manampy amin’ny fanaintainan’ny tonon-taolana sy hozatra
- Manampy amin’ny volo sy hodi-doha (mampihena dandruff)
- Mampalefaka hoditra maina sy marokoroko
💧 Fampiasana azy :
– Ahosotra amin’ny faritra ilaina ary kosehina moramora
– Azo ampiasaina amin’ny tarehy, vatana, na ho massage rehefa avy mandro.
🌿 Dentifrice au thé blanc 𝑳𝒐𝒏𝒈𝒓𝒊𝒄𝒉 200 𝒈
( 𝑮𝑴 ) 🌿
. 𝑫𝒊𝒔𝒑𝒐𝒏𝒊𝒃𝒍𝒆 𝑴𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕
Tamana mihitsy mampiasa ity dentifrice ity ary tsy mahazo aina vao tsy mampiasa azy .
Ny antony dia :
- Manamafy ny nify , miaro tsy lany bibikely , manamanitra ny anaty vava, manala nify mangotsoka na marary ary manafotsy ny nify ho madio sy salama lalandava .
- Hanaovana gommage izy sady manadio tarehy.
- Hampiasaina hanala ratra @ vatana koa na may .
Tena ela koa vao lany izy ity🤗.
Manasa ianao hanao commande tompoko 🌹.Mankasitraka mialoha .
+ 261 330870501 / 0346554850
16/03/2026
🌿 LONGRICH SNAKE OIL 120ml ( Sérum ) 🌿
Mitady vokatra iray maro tombontsoa ho an’ny vatana sy ny hoditra ve ianao?
Ny Snake Oil Longrich dia menaka manokana hanampy amin’ny fikarakarana hoditra sy vatana isan’andro.
✨ Tombontsoa lehibe:
✔️ Manalefaka sy manome hamandoana ny hoditra
✔️ Manampy manamaivana ketrona sy tasy mainty
✔️ Manampy manala stretch marks
✔️ Manampy amin’ny fanaintainan’ny tonon-taolana sy hozatra
✔️ Manampy amin’ny volo sy hodi-doha (mampihena dandruff)
✔️ Mampalefaka hoditra maina sy marokoroko
💧 Fampiasana azy :
– Ahosotra amin’ny faritra ilaina ary kosehina moramora
– Azo ampiasaina amin’ny tarehy, vatana, na ho massage rehefa avy mandro.
📩 Disponible
Hafatra miafina na 0330870501 / 0346554850
05/01/2026
Karazana hoditra antsika olombelona izay tsara ho fantatra ihany .
02/01/2026
retour aux clients 💖
07/12/2025
🌿 𝑺𝒂𝒏𝒕é 𝒆𝒕 𝒃𝒊𝒆𝒏- ê𝒕𝒓𝒆 🌿
𝑳𝒐𝒏𝒈𝒓𝒊𝒄𝒉 𝒅𝒆𝒏𝒕𝒊𝒇𝒓𝒊𝒄𝒆 𝒂𝒖 𝒕𝒉é 𝒃𝒍𝒂𝒏𝒄 200 𝒈 ( 𝑮𝑴 )/ 𝒅𝒊𝒔𝒑𝒐𝒏𝒊𝒃𝒍𝒆 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕 .
𝑴𝒂𝒉𝒂𝒕𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒛𝒚 , 𝒕𝒔𝒚 𝒕𝒆 𝒉𝒊𝒐𝒗𝒂 𝒎𝒂𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒇𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 𝒛𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒛𝒚 .😍
𝑨𝒏𝒕𝒐𝒏𝒚 : maharitra ela vao lany , manamanitra ao anaty vava , mampangatsiantsiaka ao anaty vava ao, manamafy ny nify , manala mangotsoka na marary nify koa, manadio nify ary mampitsikitsiky 😁.
Manasa ianao hanao commande avy hatrany . Mankasitraka mialoha .
Manao livraison Tana na Faritra .
📳 + 261 330870501 / + 261 346554850
21/11/2025
Manampy antsika isan' andro ny vokatra "𝑳𝒐𝒏𝒈𝒓𝒊𝒄𝒉 ", miditra isaky ny tokan- trano koa .Manome aina izay hoentina mikarakara fahasalamana ny " 𝑳𝒐𝒏𝒈𝒓𝒊𝒄𝒉 " ary mikolokolo vatana ihany koa .
Ireto no mbola " 𝒅𝒊𝒔𝒑𝒐𝒏𝒊𝒃𝒍𝒆 𝒅𝒆 𝒔𝒕𝒐𝒄𝒌 " afaka hanaovana " 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 " :
- 𝑪𝒂𝒍𝒄𝒊𝒖𝒎 ( 𝑭𝒆𝒓 ,𝒁𝒊𝒏𝒄 , 𝑪𝒂𝒍𝒄𝒊𝒖𝒎)
- 𝑺𝒂𝒗𝒐𝒏 𝒏𝒐𝒊𝒓 ( 𝒑𝒆𝒂𝒖 𝒈𝒓𝒂𝒔, 𝒑𝒆𝒂𝒖 𝒎𝒊𝒙𝒕𝒆)
- 𝑨𝒏𝒕𝒊- 𝒎𝒐𝒖𝒔𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆
- 𝑺𝒐𝒅 𝒎𝒊𝒍𝒌 𝒄𝒓è𝒎𝒆 ( 𝒄𝒐𝒓𝒑𝒐𝒓𝒆𝒍𝒍𝒆 𝒆𝒕 𝒗𝒊𝒔𝒂𝒈𝒆)
- 𝑫𝒆𝒏𝒕𝒊𝒇𝒓𝒊𝒄𝒆 200 𝒈 ( 𝑮𝑴 )
- 𝑺𝒆𝒓𝒗𝒊𝒆𝒕𝒕𝒆𝒔 𝒉𝒚𝒈𝒊è𝒏𝒊𝒒𝒖𝒆𝒔 ( 08 𝒑𝒊è𝒄𝒆𝒔)
- 𝑩𝒓𝒐𝒔𝒔𝒆 à 𝒅𝒆𝒏𝒕𝒔
- 𝑺𝒏𝒂𝒌𝒆 𝒐𝒊𝒍 120 𝒎𝒍 ( 𝒔é𝒓𝒖𝒎)
🌿 𝑺𝒂𝒏𝒕é 𝒆𝒕 𝒃𝒊𝒆𝒏- ê𝒕𝒓𝒆 🌿
Mandray commande isan' andro.
0330870501 / + 261346554850
27/10/2025
1 - 🍀 Savon noir Charbon du bambou Longrich 🍀
1 morceau : 100 g
Natokana ho any hoditra miteraka menaka(peau gras ) na " peau normal".
Mampiavaka azy dia toy izao :
~ Manitra sy manadio hoditra.
~ Raha misy mony, tâche noir, tsatsakoatra ianao dia mety tsara mampiasa azy ity fa manampy @ fanalana izany .
~ Raha misy fofona na tsemboka lava dia tsara mampiasana azy handrona na hisasana fa mahafaka azy
~ Hanadiovana tarehy na vatana dia samy mety @ avokoa .
~ Hanalana havizanana ihany koa rehefa avy miasa @ hariva iny .
2- ☘️La pâte dentifrice au thé blanc de LONGRICH 200 G ( Disponible)☘️
👉 La santé Bucco - dentaire
Tombontsoa azo avy aminy : manala fofom- bava ( mauvaise haleine), misoroka (caries dentaires), manadio sy mampijanona nify manaintaina na mangotsoka , manampy betsaka @ resaka may hoditra na maratra ary mety hanaovana (gommage ) tarehy misy mony.
3- 🌿𝐋𝐚𝐢𝐭 𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫 (𝐒𝐎𝐃 𝐌𝐢𝐥𝐤) 𝟐𝟎𝟎 𝐦𝐥🌿🌿
Crème Corporelle et Visage
- Mety amin’ny hoditra rehetra
- Ahitana glycérine izay manamandina sy mampitsahatra ny fahamainan’ny hoditra
- Manesotra ny hidihidy sy ny vakivaky amin’ny hoditra
- Izay manalefaka ny hoditra koa
✅ Atao amin'ny felantanana madio tsara , na ihany koa ahosotra amin'ny tarehy efa voadio tsara ary somary horona kely mba hiditra tsara amin'ny mason-koditra.
Mandray commande foana izahay isan' andro . Mankasitraka ♥️
📱 +261 330870501/ 034 65 548 50
22/09/2025
1 - 🍀 Savon noir Charbon du bambou Longrich 🍀
1 morceau : 100 g
Natokana ho any hoditra miteraka menaka(peau gras ) na " peau normal".
Mampiavaka azy dia toy izao :
~ Manitra sy manadio hoditra.
~ Raha misy mony, tâche noir, tsatsakoatra ianao dia mety tsara mampiasa azy ity fa manampy @ fanalana izany .
~ Raha misy fofona na tsemboka lava dia tsara mampiasana azy handrona na hisasana fa mahafaka azy
~ Hanadiovana tarehy na vatana dia samy mety @ avokoa .
~ Hanalana havizanana ihany koa rehefa avy miasa @ hariva iny .
2- ☘️La pâte dentifrice au thé blanc de LONGRICH 200 G ( Disponible)☘️
👉 La santé Bucco - dentaire
Tombontsoa azo avy aminy : manala fofom- bava ( mauvaise haleine), misoroka (caries dentaires), manadio sy mampijanona nify manaintaina na mangotsoka , manampy betsaka @ resaka may hoditra na maratra ary mety hanaovana (gommage ) tarehy misy mony.
Mandray commande foana izahay isan' andro .
📱 +261 330870501/ 034 65 548 50
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankorahotra
Antananarivo
101