MakeUp By F.

MakeUp By F.

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MakeUp By F., Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from MakeUp By F.'s post 10/05/2021

MakeUp By F. 🥰

🍃N'hésitez pas à nous envoyé une message privé sur notre page Facebook 💌!!!

Maquillage à partir de 10.000ar😉. Bisous guys 🥰😘

Photos from MakeUp By F.'s post 04/05/2021

Hi guys.❤️ Tonga indray ary za anao tolotra tsara be ho anareo eto ANTSIRABE sy ny manodidina 😉.

🍃Maquillage simple sans faux cils seulement à 10.000ar 🤗.
🍃Mampanao atelier makeup koa izahay raha ohatra mahaliana anao. 5000ar/seance 😉

🤩Afaka tonga dia mihiditra ao @ message privé izay liana☺️.Bon mardi a tous , bisous les girls😘

Photos from MakeUp By F.'s post 01/04/2021

Cliente satisfaite, chez MakeUp By F.♥️

🤗Maquillage simple, seulement à 10.000ar sans faux cils!

💌N'hésitez pas à nous envoyé une message privé sur notre page.

30/03/2021

Maquillage simple et léger 😍. Seulement à 10.000ar 🤗

💌 N'hésitez pas à nous envoyé une message privé 😊.

. ❤️❤️ Xoxo 😘
.

Photos from MakeUp By F.'s post 10/10/2020

Bonsoir. Araky ny efa nampanantenaiko omaly dia izy telo mirahavavy no nahazo ny loka avy aty @ aminay.

Nomentsoa Ravalimanantsoa
Mahaliana Ramaroson
Kanto Ravomanana

Tsidiho atrany ny pejy fa mbola maro ny kilalao ho ataontsika ao, mankasitraka anareo izay efa nilalao. Gros bisous les filles :-*

Photos from MakeUp By F.'s post 09/10/2020

Une de nos Maquilleuse 😊❤, avec une maquillage tres simple 💕!!

?Fridah Randrianiainaina [Abbonez vous]

09/10/2020

Coucou les filles.❤

Araky ny efa nampanantenaiko anareo dia rahampitso no ho sarihan-tsika ilay Jeu ka olona telo (3) no ahazo loka avy aty aminay. Dia ny fanaovana MakeUp ato aminay sy ny fanaovana Wavy hair. Mbola manana fotoana betsaka anefa ianareo 🥰

Ho anareo izay te anao maquillage moa dia afaka mihiditra mp hatrany .💕

04/10/2020

Une petite Avant et apres realiser par MakeUp By F. 😘❤.

🍃 Aza misalasala mihitsy mandefa "message" ato @ page raha toa ka lina amin'izany fanaovana make up zany ianao.🤩 Amin'ny vidiny mirary.

Bonne Dimanche Guys❤.

02/10/2020

MakeUp By F.❤😍

Photos from MakeUp By F.'s post 01/10/2020

Hello girls❤.
Ela ela tsy npub tato @ page ny tenako, ka indro aho fa niverina indray anolotra jeux mahafinaritra be ho anareo🤩.
Koa ireto avy ny fepetra takiana amitsika izay te ilalao.
🌸 Asio j'aime ny pejy MakeUp By F.
🌸Mentionneo ny namana 5 iaraka ilalao aminao sy j'aime sy abonner @ page ntsika.
🌸Partageo ao anao ny publication

Olona 3 no ho sarihana amin'izany lalao izany anh🥰❤. Ny loka avy aty aminay dia ny fanaovana Make Up sy manao wavy ny volonao @ fotoana izay mety aminao. Alors a vous de jouer, tantez vos chances les girls ❤❤.

Ny valiny lalao dia ho sarihana ny le 10 Octobre ho avy izao. Izay alefanay screen eto ny valiny🥳

Photos from MakeUp By F.'s post 29/05/2020

Maquiller et coiffer par moi 💕.

🍂Afaka mihiditra Mp izay lina @ resaka maquillage sy coloration ary coiffure .
🍂Tout a 10.000ar.
🍂N'hesiter pas a nous contacter par le numero 033 28 933 00.
🍂N'oubliez jamais d'aimer notre page.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo