Enfantia

Enfantia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Enfantia, Itaosy, Antananarivo.

Votre espace de confiance dédié aux articles pour enfants, combinant le bonheur d'une style unique de qualité et de sécurité dans le confort absolu

Parce que chaque enfant🙋 mérite l'excellence✨️

☎️☎️0347659922

27/04/2026

Nareo koa ve mba efa mahare mangatsiaka🥶🥶 amin’ny manaraina?
Tena hoe mamirifiry tsy misy oatr’izany ka na ilay harenakely aza lasa kamokamo.🫩🫩

Soa fa nisy an’ity botte d’hiver ity ato amin’ny Enfantia 🥰🥰 Izay mai

💯Bottes d'hiver chaudes et imperméables
🙋🙆pour enfants (garçons et filles)
🥰 avec motif de dessin animé,
💖en cuir et peluche,
😋bottines épaisses antidérapantes
🤑 45.000 ar seulement raha abonné 😊😊

⛔️Pt 22 ⛔️
Stock très limité 🚫

Jifao malaky ao amin’ny 034 76 599 22 na ao alin’ny hafatra miafina 😋😋

Photos from Enfantia's post 27/04/2026

Nareo koa ve mba efa mahare mangatsiaka🥶🥶 amin’ny manaraina?
Tena hoe mamirifiry tsy misy oatr’izany ka na ilay harenakely aza lasa kamokamo.🫩🫩

Soa fa nisy an’ity botte d’hiver ity ato amin’ny Enfantia 🥰🥰 Izay mai

💯Bottes d'hiver chaudes et imperméables
🙋🙆pour enfants (garçons et filles)
🥰 avec motif de dessin animé,
💖en cuir et peluche,
😋bottines épaisses antidérapantes
🤑 45.000 ar seulement raha abonné 😊😊

⛔️Pt 22 ⛔️
Stock très limité 🚫

Jifao malaky ao amin’ny 034 76 599 22 na ao alin’ny hafatra miafina 😋😋

21/04/2026

Loading.......

Photos from Enfantia's post 25/03/2026

Nareo koa ve ry maman mba manao an’ilay hoe tsy mahafoy mividy zavatra lafo noho ilay vidiana hoan’ny harenakely 🥰
Tiana hoe homena ny tsara izay takatra foana izy 🥰 indrindra moa hoe zavatra mahasoa azy ❤️

Tsapanay ato amin’nEnfantiaia mintsy izany fitiavanareo te hanome ny tsara indrindra izany ka nanomananay an’ireto kito mahafatifaty be ireto 🥰 tena tsy mendrika ny hatsarany raha ny vidiny fa atolotra am-pitiavana be anareo abonné ❤️

🛩Importé ireo an
🎁 sous carton raha tinareo
🤑 Pas plus de 25000 ar ho an’ny abonné

Raha tinao hahazo ary ny harenakely 🤵‍♀️🤵 dia tonga dia tongava ao amin’ny mp na antsoy ny ☎️0347659922 fa efa vitsivitsy izy ao sisa e

24/03/2026

Efa vonona be tato anie ireto ry reto e 😔 saingy tena tsy mety tafiditra en direct mintsy zahay 😳

Ao fa hataontsika live photo ty dia avadintsika rampitso indray ny live fa hitadiavanay solution io 🥰😋 mahazo prix promo foana nareo na tsy live aza 🤗kouny an.

🤑Satria hainay nareo fa diso fanantenana dia homenay crédit ka mba miteny kosa izay mahazo an 😋😍

24/03/2026

Mankasitraka anareo foana manohana 🥰🥰 mitohy ny liventsika, hisy live kito mahafatifaty be indray rahariva miaraka amin’ilay qualité efa fantatrareo 🤩🤩
Atsoy ny namana fa mahasoa io

23/03/2026

Izy no nahazo ny lokantsika❤️
Manasa anao hiditra mp tompoko

23/03/2026

⛔️ ASTUCES Fandrefesana tongotra 👣

Somary❓️ olana kely amin’ilay mividy kapa 🩴sy kiraro⛸️en ligne ity resaka pointure ity ka aleo zarainay aminareo ny fomba tsotra afaka hatao : REFESINA ny tongotra 🤗

Refesina amin’ny fomba ahoana moa zany ❓️

➡️Sorito amin’ny taratasy ny tongotra: Asio taratasy eo ambany tongotra ka araho tsara amin’ny stylo na crayon mba ho hita tsara.

➡️Mariho tsara ny tendro roa : Asio tsipika eo amin'ny loha-be na izay lava indrindra amin’ny ratsan-tongotra sy eo amin'ny voditongotra.

➡️Refeso ny halavany: Ny halaviran'ireo teboka roa ireo amin'ny santimetatra (cm) no tadidio, afaka refesina amin’ny mettre ruban na raha tsy misy dia règle misy marika fotsiny

Izay dia vita ny chocolat 😘🤩 Afaka tonga dia manao nareo fa ilaina be ity amin’ny liventsika rahariva amin’ny 7 ora an ❤️❤️ 5000 ar daholo ny kapa ho an’ny abonné rehetra 🤑🤑

23/03/2026

Aiza daholo ilay maman manana ankizy pt 16 hatramin’ny 36 ato ❤️ rahariva ny fotoana amin’ny live fanomezana be an 🥰 tonga dia abonné-o Dieny zao ny page fa 🤑5000 ar 🤑daholo fotsiny ny prix ho an’ny abonné

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Itaosy
Antananarivo