Beauty&Shop by Pri
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty&Shop by Pri, Makeup artist, Sabotsy namehana, Antananarivo.
08/11/2025
A zalàà ampela mamy karà bomboo ô ô🤪❤️❤️
N'hésitez pas à m'envoyer une message pour votre mise en beauté 🥰
0340749477
15/10/2025
Cadeau be tsy misy otrany ity🙏❤️
Tsara vitana izay mikasa ny anao pack ato aminay✨🥰
Remise -50% 🤭
condition kosa : - Mila abonnée ato amin'ny page
- Mila capture nito pub ito aho Raha tsy zany prix normal ihany🤗 izay ihany❤️❤️
Tolotra amin'ty Semaine ty ihany!!! ✨
0340749477 ( confirmation en mp fona)
❤️❤️
12/10/2025
Tsy iza Tsy iza fa ….
Noeritreretin’ireo cliente ko rehetra hono oe maquillé otrzao fona aho isan’andro😭
Nefa raha mba fantatrareo mantsy oe tamnio évènement naleako io ary tena notsitsina lera vo navita niositsositra 🤮🫣😂
08/10/2025
Tadidinareo ve ilay mpamosavy kely ty?🥰 (maizimbolana)
Nanao makeup taty Mihintsy hono izy ty fa Tsy nandaitra ny ody fitia any🤫🤣 Asa oe mety hiety amzay vee ??😂
Aza misalasala fona miantso raha misy Mahaliana o❤️
☎️0340749477
14/09/2025
Mahazo manao makeup fa Tsy atao hita be eh🤫🤣 aza mapmeee ann😂❤️
Izy avy ilay tia zavatra simple ato?😘
Ho anareo izay mbola Tsy nahita maquilleuse aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso😍😍
☎️ 0340749477
08/09/2025
Encore mes félicitations aki manjakely ann😍❤️
👸
0340749477☎️
11/07/2025
Hello hellooo🫶🩷
Ela elaaa mihintsy tsika zany eee?🥹 tsy inona akory fa mbola manomana zavatra tsara ho anareo foana🥰🥰 ka mialohany rehetra aloha de izara crédit ho anareo abonné(e) aho❤️ izay tsara vintana moa zany a👍
Alefao JP crédit ao amin’ny commentaire 👇👇
Inviteo fona namana iabonné page fa mbola izara zavatra tsara bedebe tsika ato🥰❤️🔥
coucou🥰
anao live combi tsara bé zah aveo❤️ tout à 6.000ar👍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Sabotsy Namehana
Antananarivo
