Mikolo Ny Vatana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikolo Ny Vatana, Health/Beauty, Antananarivo.
22/03/2022
CALCIUM 100 comprimΓ©
Vita amin'ny Ronono.
Manaraka ny fenitra an'ny famokarana.
π MAMPIAKATRA HERY FIAROVANA
π MAHATSARA NY TAOLANA
π MAHANGEZA NY VATANA
π METY HO AN'NY ANKIZY
π MISY FER SY ZINC
22/12/2021
ππ₯π₯ MIKOLO NY VATANA πππ
π
Miakatra izao ny tahan'ny COVID.
Ireto misy torohevitra ahafahanao mampiakatra ny hery fiarovanao sy hitezanao ny vatanao.
π
Tsy mihinana hena be loatra
βοΈ LΓ©gumes no tsara atao loka
π
Tsy mihinana sakafo, na zava-pisotro misy siramamy. Eny na ny jus natioraly azy.
βοΈ Fa soloy VOANKAZO ny hoanina raha mitady sakafo mamy.
π
Tsy misotro jus misy gaz loatra.
βοΈ Aleo rano ara-pahasalamana no atao betsaka
π
Aza misotro alikaola
βοΈ ThΓ© tsy asiana siramamy fa hamamiana amin'ny Tantely no sotroina
π
Tsy mijery fahitalavitra be loatra fa mandreraka ny saina.
βοΈ Rehefa reraka ny saina dia aleo miala voly manao sport na manao dia tongotra kely.
π
Tsy miaina anaty fikoropahana sy hatezerana
βοΈ Amboary hatrany ny fotoana, mangalΓ aina, ary mitsikia hatrany.
πARAHO ny PEJY fa ahasoa anao π
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
