Salama & Natoraly
Produits de qualité bio pour la santé, beauté et culture
07/11/2024
BAIES DE GOJI
👉Manankarena antioxydants sy vitamines ary minéraux
👉Manala ny loto sy ny toxiques any anaty
👉Manena ny tahan'ny cholestérol
👉Manena ny stress
👉Manome endurance
👉Mandamina sy mahatsara torimaso
👉Mandamina ny tahan'ny siramamy
👉Mahatanora lalandava sady mahatsara hoditra
👉Mitsabo ny prostate
👉 Mandamina ny tension miakatra
Sombitsombiny ihany ireo amin'ny tombotsoa azo amin'ny fihinanana azy fa tena maro ny vokatsoa entiny😍
Manomboka 4500ar dia efa mahazo🤩
Koa aza misalasala miditra mp raha liana na koa hanao commande 😊
Noho ny habetsaky ny akora simika sy ny akora matavy loatra ary mamy loatra ao amin'ny sakafo fihinantsika isan'andro dia mihamaloto ny taova ao anatintsika ary mety hitarika amin'ny tsy fahatomombanan'ny taova tsirairay ao anaty ka mahatonga ireo aretin'aty sy aretim-bavony ary ireo karazana aretina maro sarotra sitranina amin'izao fotoana izao
👉Noho izany, ilaina ny manadio matetika ny taova ao anatinao amin'ny alalan'ny Sirop Vahona sy Tantely izay vita amin'ny akora natoraly 100%
Akoatran'ny fanadiovana ny taova anaty dia manasitrana fery ihany koa
➡️Mety hoan'ireo te hiaro tena amin'ny homamiadana
➡️Miaro ny taova fototra sy ny atidoha (fo, aty, prostate, voa)
➡️ Manampy bé hoan'ireo marary vavony
➡️ Manampy amin'ny détoxication an'ny vatana
Koa aza misalasala intsony, jifao ny vokatra natoraly sy vita malagasy 😍
Prix : 15000ar
22/09/2024
👉Hoan'ireo izay mitady fanafody natoraly hitsaboana ny sinusite
👉Misy ny "Remède Sinusite" natoraly 100%
☑️ Manadio ny "sinus" sy manala rehoka
☑️ Manala ny fanaintainana azo amin'ny Sinusite
☑️ Manasitrana Sinusite raha toa ka tohizana maharitra ny fampiasana azy
Prix : 15000ar
🌺Koa aza misalasala manao commande raha mahaliana anao
Sirop Kohaka na sempotra
➡️Natao hoan'ireo mikohaka na manana olana amin'ny taovam-pisefoana na sempotsepotra na allergie,
Mety na hoan'ny ankizy na olon-dehibe
Prix :15000ar(100ml)
MP ary😀
MENAKA MAFANA
Ataovy veloma ny fanaintainana (ozatra, vanitaolana, prostate, fery,...) miaraka amin'ny "Menaka Mafana"
Vita avy amin'ny akora 100% natoraly (mandravasarotra sy katrafay)
👉 Mandamina ny fivontosana sy ny ozatra rehetra
👉 Mampikoriana tsara ny rà
👉Manala tavy
👉Manamaina fery
👉Miaro amin'ny cancer
Fampiasana azy : ahosotra amin'ny faritra marary (maraina, atoandro, hariva)
⚠️NB: Mety misy ireo tsy mazaka na allergique amin'ilay akora nanaovana azy ka tsara raha andramana ahosotra amin'ny faritra kely amin'ny hoditra aloha mialohan'ny ampiasaina azy amin'ny faritra ngeza
Prix : 15000ar(40g)
MP raha liana na hanao commande
Vinaigre de cidre hoan'izay mila na mitady o😀
👉Afaka ampiasaina hanenana vatana, hanalana angandrano, hanaovana vinaigrette, sy ny maro hafa tsy voatanisa....
Mp raha liana😊
Raha reradreraky ny rotoroto-piainana ianao
👉Misy ny vokatra natoraly manampy anao hanome hery sy tanjaka indray hoan'ny vatana ary manamafy ny fahasalamana 🥰
Raha liana dia manasa anao hiditra mp
👉Manana tantely pur 100% natoraly izahay
👉Betsaka ny azo ampiasaina ny tantely ary indrindra ny tombotsoa entiny amin'ny fahasalamana
👉Mety ho an'ny diabétique ihany koa
10000ar ny 500ml
Mp hoan'izay liana na hanao commande😊
Hoan'ireo izay mahatsiaro reraka lava na mora reraka, izahay manana produit manampy anao amin'izany sy mety aminao ary produit 100% bio
Mety ihany koa hoan'izay manana olana amin'ny resaka taova-pisefoana
Koa aza misalasala miditra MP raha liana sao mety aminao
Salama e
Amin'izao fotoana mampirongatra ny aretina izao dia misy ny thé izay manasitrana karazana aretina maro izay misy amin'izao toy ny tazo, aretin'andoha, sery, mora reraka, mitohana, maha stable ny tension ihany koa, ny vavony
Koa aza misalasala miditra mp
Prix : 45000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
