Sani-plus
Page officielle
17/06/2022
Shampooing auto 🚘🚗🚛🚙mampangirana fiara
Afaka atao cadeaux ho an'i Dada 👤
@ vidiny mirary dia mirary 😊
17/06/2022
Mora be 💗
Pack Midi 😊 izay ahitana shampooing 500ml, sérum, masque ❌
💓 15 000 Ar fotsiny 💓
10/06/2022
Ato @ grand parking ny Carlton no misy ny salon
Vita Malagasy hatrany ny vokatra sani-plus ☘
09/06/2022
mondiale de l'artisanat le 09 - 12juin
Carlton Anosy , entré gratuit 😸
nombreux 😳💓
09/06/2022
Bonsoir!😊
Tena afa-po tanteraka ny clients 🙏
Merci t@ fanjifana de manasa antsika rehetra anjifa ny vokatra 💗💗
30/05/2022
Faly miharaba antsika rehetra , ireto no nahazo ny loka izay nokarakarai'ny Sani-plus 😊 eto moa dia miala tsiny indrindra t@ fahatapahana noho'ny réseaux ratsy dia ratsy 😳 lasa nataonay 4 ny mpandresy fa tsy telo fotsiny 😘 mbola hisy ny lalao manaraka fa vao fanombohana iny 😸
✔ Andao anjifa ny vokatra Sani-plus
💚vita malagasy
Afaka fotoana fohy dia alefatsika ny en direct fa misy olona ara teknika kely ,miala tsiny indrindra
25/05/2022
✨GIVEWAY✨
Andao hiaraka hilalao Sani-plus 😊
3 be izao no mpandresy tsika,
👉Lot 1 : 01Masque
01 shampooing
👉Lot 2 : Lait corps
👉Lot 3: shampooing 150 ml
Ireto ny fitsipika arahinao :
❌Asio j'aime ny page sy ny publication
❌taggeo ny namanao 5 de asio commentaire hoe "andao hilalao"
❌partageo en mode public ity publication ity
💚Shampooing à base de feuille de goyave, pour cheveux bouclés, pour enfant,cheveux secs
💚masque à base d'Aloé Véra
💚lait corps à base d'amande
Afaka mandray anjara imbetsaka fa ovaina ilay namana taggena😊
Ny valiny ny lalao dia alefanay en direct @ samedi à 17h
Good look 😚
19/05/2022
Produit vaovao be
✔Lotion capillaire
❌mampaniry volo haingana
❌mamijanona ny fihitsanam-bolo
❌manala angadrano
Hosorana @ volo maina dia ny atao @ hodi-doha
Alona 25 mn dia kobanina @ rano bediabe
Tsy mila shampooing
Atao isaky ny 2 jours fa ahita vokatra ianao
☎ 034 08 009 09
Mandefa @ faritra izahay
19/05/2022
Hatramin'ny fahasalamanao rehetra dia efa noraisin'ny sani-plus antanana👐
✔baume santé✔
Manafaka aretina maro💪 : grippe, kohaka , mangana, mivonto, fanaintaina
❌afaka mandefa any @ faritra❌
☎ 034 08 009 09
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Soavimbahoaka
Antananarivo
