Claudia's Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Claudia's Shop, Health/Beauty, Vontovorona, Antananarivo.
06/03/2024
π’π£Alerte arrivage π£π’
π Efa Tonga indray ny arrivage vaovao an π
π Ilay manafotsy helika sady mitroka hamandoana tsara π¦
π Manome hanitra tsara kely sady mihaja ho anao mandritra ny tontolo andro, nefa koa tsy midofaka be fa malefaka tsaraπ¬οΈ
π Standard ilay izy an, mety na ho an'ny lehilahy na vehivavy πΊπ
MP π ny commande ary na koa afaka miantso ny laharana 0345413194
01/03/2024
πβοΈβοΈ Ny ve π€π€?
π Afaka miasa ao aminy avokoa ny olona rehetra izay vonona πͺπ
πMamokatra ny produit rehetra fampiasan-tsika andavanandro izy, toy ny savony, Shampoo, dΓ©odorant, aprΓ¨s Shampoo, dentifrice, crΓ¨me, eau de toilette, couche bΓ©bΓ©, serviette hygiΓ©nique, sΓ©rum, power bank, vovon-tsavony, liquide vaisselle, huile de bain, cΓ’ble chargeur, calcium, ....sns ποΈπ
π Ireo produit fampiasa ao an-trano ireo fotsiny no havadika ho marque dia lasa fidiram-bola vaovao iray ho anao sy ny ankohonanao π₯°π°π°πΈ
π Tsy ratsy anefa fa sady ara-pahasalamana no manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, nefa mora vidy ny vokatra , raha mitaha amin'ny vokatra hafa mitovy qualitΓ© aminy πβ€οΈ
π Ianao koa malalaka tsara amin'ny fotoananao rehefa manao π , afaka manao asa hafa satria tsy miasa anaty birao βοΈπ
π Midira MP avy hatrany raha mahaliana anao ny hiara-hiasa aminay fa hazavaiko anao tsara izy π
23/02/2024
β€οΈ β€οΈ
Dentifrice novokarin'ny natokana ho an'ny Zaza sy ny ankizy π―
πΉHanamora ny fiborosian'ny zanakao nify π₯° sady hampazoto azy hiborosy nify foana ππ
πΉTsy masiaka anπ tsiro fraise ilay izy πππ, hafa mihitsy ππ
πMp ny commande ary
22/02/2024
πΊMikarakara volo πππ
π₯ Simban'ny fer na brushing sy Babyliss ve ny volonaoπ₯Ί?
π₯ Lasa manify sy miongotra be veπ?
π₯ Tsy mety maniry ihany koa ooπ€π?
πIty ity no vahaolana tsara be homeko anao π€π
π Shampoo manarina sy mitsabo ny volo simba izy ity πππ€
π Tsy vitan'izay fa sady manala angadrano koa β¨π₯π
π Nefa koa sady tena maharitra ela mihitsy vao lany, kely ihany mantsy dia ampy mampandrovy be ny volo rehefa manasa loha aminy π₯°π
Ohatra izao ny voloko rehefa avy sasaina aminy πβοΈ
Tiako ery, Sady mangirana no malefaka be ππ
21/09/2023
Fikarakarana voloππ amin'ny andro mafana πβ‘β(tohiny)
Toy ny zava-maniry πΏπihany ny volo, mila fikolokoloana, tondrahana rano, hasiana zezika ary rantsanina mba haniry sy hitombo tsara π€π€
Noho izany, raha tiana hihalava sy ho salama ny volo dia tsara raha :
π hasiana menaka, ny hodi-doha sy ny tahom-bolo, hampitsiry azy izany no sady hiaro ny tahom-bolo amin'ny masoandro sy ny hatsiaka ary ny rivotra sy ny fanala, miaro azy tsy ho vakivaky π₯°
π Manana sΓ©rum izahay, hanampy anao amin'izany, mampaniry volo ny tena asany π afaka hatao bain alohan'ny hanasana loha, na koa hatao menaka fanosotra tsotra fotsiny
π Tena tsara ho anao te hanalava sy hikarakara volo izy ity ππ
Nb: afaka hanorana koa nefa, tena manampy manala fanaintainana vetivety βοΈπ€
Mp ny commande ary
19/09/2023
Miarahaba Γ΄h π₯°
Elaela isika tato tsy niresaka βΊοΈ
Ndao hiresaka momba ny volo indray ary eh ππ
Ny fomba fikarakarana ny volo amin'izao andro mafana izao no ndeha horesahan-tsika βοΈβ
Tadidio fa manimba volo ny masoandro anππ₯ tsy dia tsara ny mi-lΓ’cher volo amin'ny hain'andro be
Ireto misy toro-hevitra kely ho antsika vehivavy ho fiarovana ny volo amin'ny masoandro :
π Manao satroka rehefa mivoaka
π fatorana miorina na hatao chignon ny volo
π Randranina tokana ny volo
Araho ny pejy ary fa mbola hisy toro-hevitra maro be momba ny fikarakarana volo ho hitanao ato π₯°π€©
26/08/2023
ππ Manomboka mafana ny andro ππ₯
Misy foana ity π π ity ato aminay an πππ
Mitroka tsara ny hatsembohan'ny helika sady malefaka be ny fofony π€π
Manafotsy helika πβπ
Maharitra 48h be izao ππ
Izaho aloha dia tsy te hiova DΓ©o hafa intsony fa afa-po aminy eh πππ
Mp ny commande ary π¬
27/07/2023
Rehefa ririnina ohatra izao ny andro dia manjaka ny areti-nifyππ
Tena ilaina ny fahaizana misafidy ny dentifrice hampiasaina mba hikolokoloina ny nify ππ
Andramo ange ny eh
Araho ny pejy ary fa hozaraiko eto ny tombontsoa azo avy aminy πβ€
04/07/2023
π Te hampitombo ny fidiram-bolanao ve ianao amin'izao fiainana sarotra izao?
π Na koa eo am-pitadiavana asa hatao fidiram-bola?
π Renim-pianakaviana mba te hanana petit boulot ve?
π Na koa mpianatra mba te hahaleo tena ara-bola?
Mbola mandray mpiara-miasa hatrany izahay ato amin'ny an βπ
Ndao fa hazavainay anao tsara ny hatao rehetra ao?
MP π ary raha mahaliana anao
Voafetra ihany ny toerana fa aza misalasala miditra MP dia hahafahako mamandrika toerana ho anao π
26/06/2023
πππβ¨Nahatratra ny Asaramanitra daholo eh β¨πππ
Vaovao mahafinaritra beπππ nahazo namana vaovao izahay ato amin'ny π
Miarahaba an'i Mahefa TiaMahefa Tiana Mahefa Tiana soa ato amin'ny π
Iray fiaviana izahay roa dia tafahaona taty Antananarivoπ, liana tamin'ilay asa izy dia nanantona ahy nangataka fanazavana misimisy kokoa π€
Dia tapa-kevitra fa hiditra amin'izay π
Misaotra betsaka akia nametraka fitokisana tamiko dia mirary fahombiazana ho anao ππ Rendez-vous au sommet akia an πͺπͺ
Ianao koa raha liana te hahafantatra na te hiara-hiasa aminay ato amin'ny dia aza misalasala manantona an'i Jeannie ah π
06/06/2023
ππ ππ
β¨ Manadio sy mampalefaka hoditra π
β¨ Manamandina hoditra tsara ihany koa π€
β¨ Sady tsara no malefaka ny fofony ππ
β¨ Sady afaka hampiasaina amin'ny bain moussant na koa handroana tsotra fotsiny βπ
Mpπ ny commande ary na koa afaka miantso ny laharana 0345413194
02/06/2023
Rahampitso indray zany ny fotoana manaraka ho antsika izay liana te hahafantatra momba ny business Longrich eh π
Any amin'ny E-CITY Tsiazotafo ny toerana π
Amin'ny 8:30 ora
Place limitΓ© sous reservation π€
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Vontovorona
Antananarivo
