Solonify assurer

Solonify assurer

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Solonify assurer, Health/Beauty, Antananarivo.

06/01/2022

Salama daholo o
Izahay dia manao asa rehetra momba ny solonify,raha ohatra ka tapaka,na malalaka,na ohatra oe te anova vaovao mihintsy ianao,na vao zao mihintsy vao banga,de mandray anao izahay
Amin'ity taona vaovao ity dia nidina 9000ar ny anakiray raha 12000ar teo,midira ary mp avy hatrany na tel:0342554214,/0337617656

29/12/2021

Tratrin'ny fety daholo isika e de mbola hatratra ny manaraka ndrai
Raha mbola tsy nanao solonify tato aminay ianao talohaniny krismasy iny dia tongava fa manome fienambidy ho anao izahay,ary hanome tsikitsiky vavao ho anao
Midira ary mp na:0342554214/0337617656

20/12/2021

Manana olana ve ianao amny fitsakoana nefa ny fety efa akaiky,na te ifaly ianao nefa tsy afaka mitsiky fa menatra,...Afaka manampy anao izahay am fanaovana solonify ,midira mp avy hatrany ary raha mahaliana anao izany na
Tel:0342554214/,0337617656

12/12/2021

Salama aby o
Indro atolotray ho anareo indray ny soa sy ny tsara avy aty aminay,ho anao izay banga,..manome sy ho anao ny fahampian'ny nify,izahay dia manao ny asa rehetra momba ny solonify,
Midira mp avy hatrany raha mahaliana anao izany,
Na tel:0342554214./0337617656

30/11/2021

Salama daholo o
Aza dia sodokan'ny mora isika fa indro atolotra anareo ny bonne qualité avy aty aminay,hoy aho oe ny tsara tsy mba mora!
Tongava ianao fa vonona anome fahafahampo anao izahay amny fanaovana solonify,koa raha mahaliana anao ary izany,dia midira mp avy hatrany
Na tel 0337617656

28/11/2021

Ny fahampiana nify dia mitondra tsikitsiky sy fahasalamana ho antsika,kanefa raha toa ianao ka banga dia manantona anay fa izahay dia manao solonify ,afaka atao izay itiavanao azy,na ny lokony,na ny habeany
Koa aza misalasala ary miditra mp avy hatrany raha toa ka mahaliana anao izany
Prix anakiray,9500 ar
Tel 0337617656

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo