Piercing AIN'S

Piercing AIN'S

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Piercing AIN'S, Beauty, cosmetic & personal care, Itaosy, Antananarivo.

15/05/2024

๐Ÿ“ข๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜Allo allo izay tia jejojejo na mbola tsy nitevik na efa fa te anampy๐Ÿ˜๐Ÿ˜
โœ…Aminy zoma zao ndray ny fotoana ho anireo eny 67ha sy ny manodidina.
๐Ÿ‘‚Piercing oreille a domicile ๐Ÿ’ฒ 10.000ariary ny paire. Izahy iany no miantoka kavina.
Alefasoโœ‰๏ธ mp ny toerana misy anao dia any isika ny mitafatafa.

28/03/2024

Hey , tsy ny olona rehetra no mitovy aminao

Ianao ihany no azonao antoka 100% fa tsara fanahy aminao ka mitandrema

Tsy ny olona rehetra no atao namana
Tsy ny olona rehetra no ampidirina ao antrano
Tsy ny olona rehetra no hitantarana projet

Tadidio foana fa tsy mitovy aminao ny olona rehetra ka mailo ihany

28/03/2024

๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐTongava ety ambodifasika itaosy e!!
๐Ÿ‘‰7000ar sofina ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ
๐Ÿ‘‰5000ar na carrรฉ na ballerine

28/03/2024

๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—™๐—” ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—”๐—ž๐—”

Rehefa nisaraka taminy olotina dia fadio ny tonga dia hiaraka aminโ€™olona nohonโ€™ny fanindrina azy fotsiny

Ny olona matoky valeur tsy mandany fotoana manindry olona fa tonga dia mifantoka aminy fivoarany fiainany

Ohatra : mikarakara vatana , mampitombo ny fidiram-bola, manangana zavatra ngeza kokoa

Ny fisarana dia natao fotoana hifantoana aminy fiainam-baovao fa tsy natao hifanindrina aminy ex

27/03/2024

๐๐˜ ๐Š๐€๐‘๐€๐™๐€๐๐€ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐Œ๐ˆ๐‹๐€ ๐‡๐ˆ๐€๐‹๐€๐๐€๐Ž๐Ÿคฎ
๐Ÿ‘‰Ny lehilahy tsy misaina hafa tsy firaisana ara-nofy.
Tsy miaina aminao izy raha tsy hanao firaisana. Lehilahy manao anao toy ny fanariana maloto izany
๐Ÿ‘‰Ny lehilahy tsy mandray andraikitra ara-bola
Izy na manam-bola tsy manome anao mihitsy na dia miangavy ianao nefa tsisy olona miaraka aminao raha tsy izy. Lehilahy poketra vy hoy isika
๐Ÿ‘‰Ny lehilahy menatra aminao
Menatra izy hampiseo anao fa olotiny aminy namany. Hialao fa tsy mendrika anao
๐Ÿ‘‰Ny lehilahy mpirevy lava sy tia alcool
Tonga dia hialao satria na inona fitiavanao azy dia tsy atakalony revy mihitsy ianao ary ny tena olana dia masaky makasitanana anao izy rehefa nahazoazo iny

11/03/2024

Zany hono ry maman o!
Ny zaza mivalana indray aloha no ndeha ho resahana e!

Ny antony mampivalana zaza:
Matetika indrindra dia avy amina virus no manaparitaka aretim-pivalanana
Ankoatra izay nefa dia mety hampivalana zaza koa ny fihinanana sakafo ratsy tahiry , ny tsy fazakร na singa anaty sakafo sasany (allergie) toy ny lactose sns... ary farany dia mety hampisy fivalร nana eo @ zaza ny fihinanana fanafody sasany

Inona no tokony na tsy tokony atao rehefa mivalana ny zaza
Raha zaza latsaky ny 6 volana ny zaza dia aleo tonga dia manantona dokotera satria zareo tena mora andairan'ny deshydratation (fahaverezan-drano sy mineraly betsaka ) izay mety hafaty. Ary mandrapa tonga any @ mpitsabo dia omeo nono foana ny zaza fa iny no manolo ny rano very any @ c**a (ny nonon-dreny rahateo mampihena ny fivalร nana)

Raha mihoatra ny 6 volana ny zaza:
Omeo SRO izy hamerina ny rano sy mineraly rehetra very sady hisorohana ny deshydratation (vidiana eny @ farmasia io ary afaka manamboatra ao an-trano ihany koa ianao )
Fantaro fa ny fampisotroana jus misy gaz, cafรฉ, ditรฉ dia vao maika mampitombo ny fivalร nana
Ajanona ny fanomezana sakafo manome vahana ny fivalร nana toy ny: rononon'omby , sakafo be fibra toy ny legioma maintso sy voankazo be fibra , zava-pisotro mamy loatra sy sakafo be menaka
Sakafo mampijanona ny fivalanana no omena azy betsaka: Karaoty, ovy, vary maina, akondro, sokola...

Inona no tokony atao sy tandremana mba tsy hampivalana ny zaza
Sasao matetika @ rano sy savony ny tanana (indrindra rehefa avy any @ lavapiringa ) satria efa hainao fa ny virus no mitondra aretim-pivalanana betsaka indrindra
Sakafo frais omena ny zaza fa mety hampivalana ny sakafo ratsy tahiry
Rano azo antoka no omena ny zaza: na rano efa avy nangotraka, na eau de source toa andr Eau Vive ireny
Atao masaka tsara foana ny sakafon'ny zaza indrindra fa ny hena /Atao tsara sasa ireo voankazo manta
Aza malaina manao vaksiny ny zaza rehefa tonga ny fotoana hanaovana izany satria misy amin'ireny vaksiny ireny no misoroka ny fivalร nana

Ny fivalร nana dia anisan'ireo tranga saro-pady (urgence) any @ zaza ka vao manomboka mivalana izy no azonao atao ireo zavatra nolazaina ireo, fa rehefa hitanao vao maika mihombo ny fivalanana dia manantona mpitsabo. Manantona mpitsabo malaky ihany koa raha toa ka: manavy, mandoa, tsy misakafo sy tsy misotro rano ny zaza

Mirary soa daholo o

11/03/2024
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Itaosy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00