Nail'Larra

Nail'Larra

Share

💅Onglerie à domicile ✅
Prenez rendez-vous ✉️

Je ne peux pas changer le monde mais je peux changer vos ongles 💅
Nail'Larra ❤️

Photos from Nail'Larra's post 05/06/2025

❣️ Merci pour ta confiance akia 💅🏻

Prenez rdv pour une prestation à domicile 🏘️

16/11/2024

❤️🩷

16/11/2024
27/10/2024

Nail'Larra 💅🏽

11/10/2024

🔎Inona no asehon'ny hoho momba ny fahasalamanao? 🔍
📌 Hoho tapatapaka : tsy fahampian'ny vy sy/na tsy fahampian-tsakafo
📌 Hoho mavo : aretin'ny avokavoka na diabeta na ''mycose'' amin'ny hoho
📌 Hoho mainty : rà mivaingana na mangana (rehefa Ilay tafitohana )
📌 Hoho misy petina fotsy : voadona mafy ilay hoho dia tsy voakarakara
📌 Hoho miendrika sotro (tsy mahitsy rehefa maniry) : vokatry ny tsy fahampian-drà na ''hyperthyroïde'' na aretin'ny fo
📌 Hoho matevina : mety ho maniry roa sosona ilay hoho

Fantaro ary ireo fambara asehon'ny hoho manombok'izao 👇🏽💅🏽

Nail'Larra

Photos from Larra Product's post 18/08/2024

❤️

16/08/2024

💅❤️🤎🩶

12/08/2024

📌toro-lalana tsotsotra amin'ny fampiasana ny ponceuse électrique

Larra Product dia mivarotra ponceuse électrique amin'ny vidiny tena mirary

📣Misy kit onglerie complet ihany koa ao ✅

Photos from Nail'Larra's post 25/07/2024

💅 pack onglerie complet disponible en vente hoan'izay liana
👇👌
https://www.facebook.com/share/p/HQLiXdT3K93APnxT/?mibextid=oFDknk

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address


Antananarivo 101
Antananarivo