Coiffure Landy Tsiadana
Contact:0347284313
Coiffure pour les femmes!soins,coupe,brusing,extension cheveux,coloration...
07/06/2026
Zavatra tena mahafinaritra ahy indrindra d oe afa po ilay cliente❤️❤️
Tratry ny Pentecôte daholo❤️❤️
Tsy mivoha ny coiffure rahapitso lundi de Pentecôte,be dia be ianareo no manontany
Mirary fety sambatra ho anareo izahay ekipa rehetra 🥰🥰
19/05/2026
😏😏 bozy😁
13/05/2026
Wavy wavy❤️❤️/ vs/ bouclé ❤️❤️
Teritery be ny fotoana rahapitso sady ts ampy ekipa koa!mila tonga aloha ireo maikamaika nanontany reo an🥰
29/04/2026
Joyeux anniversaire ho anty coiffeuse mahay be ty❤️❤️
Mirary soa fona2 🙏🙏
Vonikazo Hanitra Malala
20/04/2026
Clientes satisfaites ❤️❤️ Vonï Andriamanantena,Anjarasoa Daniela Razafimahefa
12/04/2026
Make up simple ❤️by mom
08/04/2026
Za le nanonofinofy iny oe te amonjy mariage be mintsy😴
Kay tena invité surprise tampoka miaraka amty pozy😭 mapalaelo kely🤣🤣
05/04/2026
Valaka😴😴
Ankasitrahana be dia be ianareo rehetra❤️❤️ fans
Mirary P***a fandresena ho antsika rehetra🙏❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
VA 42D Tsiadana
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 17:00 |
| Sunday | 07:00 - 17:00 |
