Narindra Lucienne Journey
Izahay dia mivarotra produit rehetra momba ny longrich @vidiny mora kokoa ary mandray ireo zay liana sy hiditra mpikambana vaovao
16/01/2024
Mbola manana SAVON VERT LONGRICH izahay araraoty fa iray sisa hoan'izay maka azy
Miaraka carton
👉🏻À base de thé blanc 🥬et du miel
🌿 Mety handroana sy hanasana tarehy ary hanasana volo ihany koa raha tiana ho curly ny volo.
🌿 Mampangirana sy manalefaka ary manala vakivaky amin'ny volo.
🌿 Manamandina sy manala ireo tasitasy (mony, panda, point noir, hodi-potsy...) amin'ny hoditra.
🌿Manome hanitra mahafinaritra.
🌿 Mitsabo sy manasitrana ireo aretik'oditra (hidihidy).
🌿 Mety amin'ny hoditra rehetra indrindra ho an'ireo manana peau sèche sy peau sensible.
🌿 Vokatra natoraly ary tsy misy effet secondaire.
Misy amin'ny fatrany:
🌿 100g.
🌱Midira mp avy hatrany ary raha mahaliana anao.
📞034 97 989 20
13/01/2024
Tonga teto Tanà ah
De nandalo teny
Nisy fiarahana kely sady surprise be oahy
Tsotsotra nefa mamy😍😘
Sady nahazo cadeau avy izahay 3 vavy 😍👯
Hafa iany mampiray
12/10/2023
shampooing 2 en 1❤❤❤
07/10/2023
Tsy naneneko mitsy aloha nampiasa ireto produit ireto
Na de nisafidy ho consommateur sisa ary aho ato
Mety fona fa andraisana vola fona izany
Asa rehetra ato tsy misy very
Fa hanorenana ny hoavy
Na tsy tonga mipoka be ary fa mandeha tsikelikely tahaka zavatra rehetra iany
Mirary tontolo andro ho antsika😍😘
05/10/2023
Te ampiseho fotsiny efa lava kay io
14/07/2023
Rehefa mangatsika be otran'izao de nify fona no Marary😢
Anandramo anie
Fa ho tamana enao
Tsy misy aretinify intsony❤️❤️❤️
14/07/2023
Rehefa lasa membres ato aminay anie ka Tsy mandeha irery☺️
Mbola Mila miofana hatrany ahafahana mahatratra Ireo tanjona Maro💎💵📱✈️🚘🏠
12/07/2023
Etsy Kely anie !!☺️
Misy asa hoanao ato aminay ka alohany hanombohana de Mila manao formation mba hizarana Ilay asa Sy hafatarana izany
Indroa miantoana ny formation antsika amin'ny ity herinandro ity ka rapitso Sy amin'ny sabotsy
✉️Mandefasa mp izay Liana
Tél : +261349798920
Tsy mety mandeha izay pub alefako nefa misy zavatra tsara be ato
11/07/2023
Nareo koa ve ohatra ana????
Vao mangatsika andro de mferinaina😢😒fa tonga daholo Zao aretina zao
Fa mila arovana s kolokoloina vatana mba iatrehana asa andavanandro😍
Nena Zao ampesaiko ato Sy calcium_Longrich
EFA ela2 nanana Azy fa Tsy Mbola lany aloha atreto 😍
👉Fihinanana Azy: ✔️ 1 Maraina
✔️1 Atoandro
Za mataotra tsindrondrana de aleoko misorok aloha🤣🤣🤣🤣
10/07/2023
Malaza tato ho ato mitsy ity mode barbie ity😂😂
H@vilany AVY mo ity efA modongy hatao mode barbie
05/07/2023
Rehefa misy miakatra ohatran'izao ato aminay dia miaramifaly fona 👏🎉😍
Fahombiazana hoan'ny hàfa dia itambarana ihany 😍😍
Niasa mafy izy dia tratrany tanjona💪
Félicitation 🎉😍💪
Ianao ihany koa raha te hitovy Amin'ny ka te hiditra membre Sy hiasa ato Aminay
Manatoana mp
👉Fa vonona hanampy Sy hanoro anao izahay 😘😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambolokandrina
Antananarivo
101
