Mietsena MDG

Mietsena MDG

Share

Des nombreux articles rien que pour vous 🎀

16/02/2026

🌸 Bientôt disponible 🌸

Je prépare actuellement mes premiers bandeaux pour cheveux faits main 🧵🤍
Des modèles doux, élégants et confortables pour sublimer vos coiffures au quotidien.

Ceci est un aperçu des inspirations ✨
La collection arrive très bientôt…

Qui serait intéressée ? 💗

30/01/2026

Notre page Mie Tsena change de nom et devient Mietsena MDG 🎉
Même équipe, et une nouvelle produit, encore plus de style 👗✨
Merci de rester avec nous 💗

Photos from Mie Tsena's post 05/11/2024

Hiangaviana izay mba mahita an'ity bisikileta an'i zandrinay ity mba handefa MP na hiantso fa very teo anjanahary vao teo izy io.
Numéro : +261 38 14 351 76 / +261 34 39 549 56

Mba mangataka partage azafady

23/05/2023

Efa disponible ato aminay izao ny Shampooing trichup 🎉

14000 Ar ny vidiny efa natao mora be io✨
Tonga dia mandefasa mp aminay raha hanao commande.
Manao prix de gros ihany koa izahay ho an'izay hivarotra.

Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra izahay 🎁
Afaka récupérer-na ihany koa na miantso ny laharana 034 71 951 41 ☎️

16/05/2023

Promotion ato aminay 🎉

8000 Ar ilay trichup 100 ml ✨
Tonga dia mandefasa mp fa efa vitsitsivy ny stock-nay ato anh

Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra izahay 🎁
Afaka récupérer-na ihany koa na miantso ny laharana 034 71 951 41 ☎️

02/05/2023

Gamme LOVE JOJO argan oil disponible chez nous 🎊
Prix :28 000ar.
-Shampoing 400ml
-Après shampoing
-Masque 300g
-Serum 50ml

TOMBOTSOA AZO AVY AMINY :

💠Mampaniry sy mampalefaka volo
💠Mitsabo ny volo simba sy izay marary rehetra amin'ny volo
💠Mampangirana volo
💠Miaro ny volo tsy hihitsana
💠Tsy mifidy ho anireo volo miloko ihany koa
Livraison disponible tàna et en province 🎁
Alefaso Mp ary ny commande na miantso ny laharana 0347195141

13/03/2023

Iza no te hanana volo lava be ?
Ilay produit original indien "TRICHUP HAIR OIL" dia mety aminao 🎊
Lehibe 200 ml : 10 000 Ar.
Kely 100 ml : 8 000 Ar.

Ity menaka ity dia :
💠Manalava volo haingana sy manalefaka azy
💠Mitsabo ny volo simba sy izay marary rehetra amin'ny volo
💠Manamafy ny fotom-bolo sy miaro ny volo tsy hihitsana .
💠 Mampangirana ny volo.
💠Mety amin'ny karazam-bolo rehetra

Livraison ou récupération possible 🎁
Alefaso Mp ary ny commande na miantso ny laharana 0347195141 na 0321462362

07/03/2023

Natao ho antsika tia manao curly sy frisée😍
BONACURE KERATIN 🍀❤️
Prix : 13000 Ar

🔴Mitsabo sy manome aina ny volo
🔴Mampalefaka sy mampangirana volo
🔴Efa misy natokana ho antsika mandoko volo ihany koa
🔴 Efa maro ny afa-po taminy

Livraison et récupération possible 🎁
Alefaso Mp ary ny commande na miantso ny laharana 0347195141

Photos from Mie Tsena's post 06/03/2023

Ho anao tia mikarakara volo sy te hanao curly dia mety aminareo ity produit gamme anay ireto 😍.

🔴Gamme Aloe Vera
16 000 Ar

🔴Gamme Enzo
17 000 Ar

🔴Gamme Morocco Argan Oil
28 000 ar izy telo

🔴Gamme Love Jojo Argan oil :
28 000 izy 4

Alefaso Mp ary ny commande na antsoy ny laharana 0347195141
Livraison disponible tàna et en province 🎁

Photos from Mie Tsena's post 27/02/2023

🎉 Prix Promo fin du mois 🎉

Ho anao tia mikarakara volo sy te hanana volo lava ity mety aminao ireto produit anay ireto 😍.

🔴Trichup Hair Oil
-Lehibe 200 ml : 10 000 ar
-Kely 100 ml : 8 000 ar

🔴Mask Hair Mayonnaise
-Lehibe 1 000 g : 17 000 ar
-Kely 500 g : 13 000 ar

🔴Gamme Morocco Argan Oil
28 000 ar izy telo

🔴Gamme Love Jojo Argan oil :
28 000 izy 4

Alefaso Mp ary ny commande na antsoy ny laharana 0347195141
Livraison disponible tàna et en province 🎁

26/02/2023

Iza no te hanana volo lava be ?
Ilay produit original indien "TRICHUP HAIR OIL" dia mety aminao 🎊
Lehibe 200 ml : 11 000 Ar.
Kely 100 ml : 8 500 Ar.

Ity menaka ity dia :
💠Manalava volo haingana sy manalefaka azy
💠Mitsabo ny volo simba sy izay marary rehetra amin'ny volo
💠Manamafy ny fotom-bolo sy miaro ny volo tsy hihitsana .
💠 Mampangirana ny volo.
💠Mety amin'ny karazam-bolo rehetra

Livraison disponible tàna et en province 🎁
Alefaso Mp ary ny commande na miantso ny laharana 0347195141 na 0321462362

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 21:00