KAFE GASY
🔴VENTE
🆃🆂🅷🅸🆁🆃
👕🅔_🅚🅐🅕🅔
👕🅐🅢🅘🅞🅚🅐🅕🅔
👕🅜🅟🅘🅢🅞🅣🅡🅞🅚🅐🅕🅔
Orana + Kafe mahamay + Mitazana eo ambaravaran kely
=
Tony tanteraka
🌧️😌🌱☕
01/10/2025
✊❤️
15/08/2025
🤭
ARAHABA OH☺️ 👋
ELA RE ZAY, FA TAIZA FONA NAREO ⁉️😌
22/06/2025
🌲Joyeux Noël daholo ary eh☃️🎄😂
Mbola ato foana izahay fa variana ato fotsiny
Abonneo izy 👇 https://www.facebook.com/share/1F74d2Snpn/
FA MISY FÊTE DE PÈRE MARINA VE AMTY TAONA ITY SA AHOANA 😄😅
25/05/2025
🎈𝐁𝐎𝐍𝐍𝐄 𝐅𝐄𝐓𝐄 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐌𝐀𝐍 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐄𝐊𝐈𝐏𝐀 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐎𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀𝐅𝐄 🎈
𝐇𝐨 𝐞𝐥𝐚 𝐯𝐞𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐝𝐚𝐡𝐨𝐥𝐨 😘
17/05/2025
‼️ALAROBIA INDRAY NY LIVRAISON MANARAKA‼️
Commandio eto ny anao na Mp avy hatrany 😊
15/05/2025
🔴𝗡𝗢 𝗞𝗔𝗙𝗘 𝗡𝗢 𝗟𝗜𝗙𝗘🔴
"No Kafe, No Life" dia Akanjo vaovao an'ny KAFE GASY
𝐂𝐨𝐭𝐨𝐧 𝐳𝐚𝐭𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧𝐣𝐚𝐭𝐨
𝐋𝐚𝐦𝐛𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐞𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚
𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧𝐲 30 000𝐚𝐫
--Ho an'ireo tena tia kafe, asehoy amin'ny akanjonao izany!
Misy amin'ny habe sy loko isan-karazany sady haterinay raha omenareo 3000ar 'zay
JIRAMA😒
14/05/2025
‼️𝗔𝗠𝗜𝗡𝗬 15𝗵 30𝗺𝗶𝗻 𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 ‼️
🔴𝗔𝗸𝗮𝗻𝗷𝗼 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼
🔴𝗣𝗿𝗶𝘅 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
