Lafatra Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lafatra Beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
26/10/2021
Ansokako Merci bcp ptite Aryanne 😍bisous be
Otrzao maman lay fiasany lay lotion boost poudre ato Nomena landy 😍
Vetivety kely dia lava raha volo tsy mety lava mht. Mety rehetra
2 semaine mahazo 2 a 4cm 😍
13/10/2021
SALUT LES FILLES ALEFATSIKA FOANA ALOHA NY TOROHEVITRA GRATUIT ❤️
resaka volo miongotra loatra , lasa sola,feno angadrano, tsy mety lava mihitsy ve volonao
Zao Ary no atao Ary mety fona Na mampinono sy bevoka miongo-bolo aza :
Beurre karité antsonika 100g
Beurre cacao antsonika 100g
Anandrano( cresson) 100g
Amande douce 100g
Ravingoaavy 10
Mixeo daolo ireo akotran'ny beurre karité s cacao Dia rehefa avy tsihifina Dia arotsay amzay ny beurre roa ireo Dia mahazo lotion mahampy 2 fois par semaine Zay
Mety fona Na inona volonao na inona
Dia Io zaraiko aminao io no fangaron'lay ❤LOTION CAPILLAIRE ❤ato aminay Tonga Dia mampiasa fa tsy Mila manambotra raha tsy afaka manambotra
Zarazarao ho hitan'ireo Namana😍
Mitongava mp ze mila o .
Na antsoy 0343800729
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
