Aina Rzf

Aina Rzf

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Rzf, Antananarivo.

Tongasoa oh 👋🏻 Mivarotra bijoux inoxydable en gros et en detail izahay❤️
Sur livraison ihany aloha atreto😁
Livraison Tanà et Province 🇲🇬
Contact: 0382934401/ 0374825321
Abonnez-vous 🫶🏻

Photos from Aina Rzf's post 12/07/2026

Bijoux inoxydable et montre en gros à partir 5pcs ❤️
Livraison Tanà et Province 🇲🇬
Contact: 0382934401/ 0374825321 📞

Photos from Aina Rzf's post 17/06/2026

Arrivage arendrina sy kojakoja 😻 Reo aloha no disponible fa hoavy ny manaraka
Sur livraison Tanà mandefa faritra rehetra 🇲🇬
Contact: 0382934401/ 0374825321

Photos from Aina Rzf's post 16/06/2026

Bonsoir 👋🏼
Redispo en stock ireto presentoir ireto ho an'izay mbola tsy nahazo an🥰 Vitsy iany fa araraoty sao tara eo ndray😅 alefao ny commande mandefa faritra rehetra izahay
Contact: 0382934401/ 0374825321

Photos from Aina Rzf's post 13/06/2026

Bijoux inoxydable en gros manomboka 3000ar 🙊 maka 5 ianao dia efa mahazo prix de gros an 🤗 mandefa faritra rehetra izahay no manao livraison eto Tanà ihany koa 🥰
Contact : 0382934401/ 0374825321
Alefao ny commande ary e 🥰

Photos from Aina Rzf's post 12/06/2026

Bonjour 👋🏼 Arrivage aza e 🥰
Tonga de alefao ny commande en mp fa manao livraison sy mandefa faritra rehetra zahay 🥰
Contact: 0374825321/ 0382934401
Maka 5 dia mahazo prix de gros an

08/06/2026

Bonjour 👋🏼 elaela mihintsy tsika tsy nitafa fa nataon'ny aretina nahamay😩
Demain arrivage bedebe amzay ary dia manomboka tsikelikely ny livraison antsika 🥰
Aza miala lavitra ary 😘

05/06/2026

Bonjour👋🏼 tena mialatsiny amin'ilay mp sy commande nareo bedebe tsy voavaliko ao fa mandalo tsy fahasalamana 🥺😪
Lundi na mardi tsika miverina eto indray 🥰

02/06/2026

Bonsoir👋🏼 elaela tsy hita fa tsy teto kely 🥰
Miverina ny fandraisana commande an
Livraison Lundi - vendredi 9h à 15h
Samedi arakaraka fa afaka mandray commande ihany
Hoavy ny arrivage fa aza miala lavitra an 🥰
Mirary soa ❤️

Photos from Aina Rzf's post 20/05/2026

Bonjour 🤗 aona ndray reto parrure farakze manja reto 😅 alefaso aingana ny commande en mp
Sur livraison Tanà mandefa faritra rehetra 🇲🇬
Contact : 0382934401/ 0374825321

Photos from Aina Rzf's post 18/05/2026

Bijoux inoxydable en gros 🤗 maka 5 dia efa mahazo prix de gros an
Sur livraison ihany Tanà afaka mandefa faritra rehetra 🇲🇬
Contact : 0382934401/ 0374825321
+ De 150.000ar livraison gratuite
+ De 200.000ar mahazo cadeau 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
401