Secret de Beauté

Secret de Beauté

Share

Vente de produits cosmétiques et beauté

11/07/2026

💥💥💥Andao hanafotsy 💥💥💥
Tena matsiro kely mahita ny vokatra 😘

✔️Camo'lait baobab ✔️
- mahafotsy hoditra mainty
- manala tache
- mampiova lokon'oditra
- mampazava
3 andro dia efa miova ❤
☎0344587745

Photos from Secret de Beauté's post 10/07/2026

😍5 andro misotro dia mahazo vokatra 🔥
🍀 Thé péché Fenugrec 🍀
Natao ho anao te ho ngeza anatin'ny 5 andro sy mila manao be doudousy
- mahabotrabotra vatana mahy loatra
- mahangeza ny vatana rehetra
- mampazoto homana
- mampilamina torimaso
✨ Rehefa ngeza ianao avy misotro dia tsy mihena intsony
✨ misy infusette sy 1 litre dia ianao no misafidy
Mp avy hatrany❤
☎0344587745

10/07/2026

🌺3andro de bye moninao ,panda, tasitasy na efa +50ans aza
💯Tsy misy panda ela vao afaka zany mahazo an'ireto Gamme riz blanc reto✅✅
Ra panda tsy afak'ty kosa aloha annn
🚨3jours = Madio Panda , tasy, mony 💕
Resaka panda sy mony sy tache tena resaka eto an!! maro no mantany oe inona kay tena mahafaka tanteraka Ilay panda ?
🌹 Gamme au riz +vitamine+🌸no nampiasaiko de afaka tsy teo tsony panda🌿
-Sady manafotsy manala tasy rehetra koa io
afaka mandefa mp amiko ze mila fa omeko ianareo
,efa afaka mividu gamme miaraka am savon ko
Bio manaraka PH❌
☎️0344587745

09/07/2026

1 sotro kely/jour =bye bye ketrona🌺🌸
Osorana am tanana, tongotra,tarehy misy ketrona na ride
🌿Crème KIGELIA au pomme🌿
-Manatsotra ride
-manala panda
-manatonora endrika
-manazava , manafotsy
-manala cerne
Herinandro de tena hitanao ny fiovany🌿🌺
Tsy mifidy fa mety
Tena hoe metiii b
🚚 Mandefa am faritra
☎️0344587745

09/07/2026

Mahikely,reradava,tsy mety ngeza,tsy ampy tory
Fanampi-tsakafo tena naturel mapangeza aingana tena efficace
Iza no Mila?

Photos from Secret de Beauté's post 08/07/2026

👌 Iza no ampiako hanafisaka ny kibo 🥰 ?
Tsotra kely ❤
- hahenao ny sucre ,farine,ary ny tena zava-dehibe dia ny fisotroana THE CANELLE VERT isa-maraina 🍀
Ataovy 5 jours ireo dia miverena eto manome résultats
✨ The canelle vert fa tsy marron an .Mp izay mila fa Omeko . Tsy lafo fa tena prix fizarana 🥰
☎0344587745

08/07/2026

bye bye doudouss fisaka☘️☘️
Huile Kigelia no nampiasaina de nitombo be
-Mampiakatra doudouss efa miroraka
-manome bika amze ilanao azy
-manangeza na de tena fisaka aza
-mety am
fe,sandry sns koa
sady vetivety no natoraly
Manantona mp r menatra icoms na
☎0344587745

Photos from Secret de Beauté's post 07/07/2026

🇲🇬❤️astuce gratuit hanadiova tarehy🇲🇬❤️
Betsaka isika no nangataka astuce manadio tarehy ka ty ary ny misy fikafika kely

🌺🌺🌺ZAVATRA ILAINA🌺🌺🌺
1-Savony nosy
2@Huile coco🥥🥥🥥 pure

🌺🌺🌺 Fikarakarana azy🌺🌺🌺🌺
Atao anaty bocal ilay savony efa voakiky dia asiana rano izay mahalevona azy dia arotsaka ao ilay huile coco 🥥🥥pure na huile coco 🥥🥥nature dia afangaro tsara dia rehefa levona dia iny osorana amin ny tarehy in3 isak'erinandro, lomana 15min maraina sy ariva
🇲🇬❤️Andramo anie fa tena mety ee🇲🇬❤️

07/07/2026

MASQUE GOMMAGE CHARBON 🥰👇👇 ✨Ilay GOMMAGE ilainao hanalana ny hoditra maty 🤧 miforona mandritra ny herinandro...
✨Ny GOMMAGE ilainao hanazavana moramora ny faritra mainty amin'ny vatana ❤️
✨ Manala tache rehetra ❤❤
mp +++info
☎0344587745

07/07/2026

Bye bye volo ngita = tsy mila fer ☺️
1sotro fotsiny de efa malama volonao
🌿🌿 Crème Rose Hibiscus 🌺🌺 no omeko anao :
-Malama sy mangirana volo mampiasa azy
-hogoina de malama otrinn'ny volona sinoa
Tsy vitan'ny malama fa Sady manalava volo bé koa izy io an
Mety amin'ny volo rehetra fa vokatra natoraly
Afaka mampiasa daholo volo rehetra indrindra enao manana volo ngita
Mp aingana ary
☎️0344587745

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Analakely
Antananarivo