By Lygia
💄Confiez nous votre mise en beauté et nous allons vous faire brillée(s) 💄☺️(produits Authentique)
06/10/2023
Coucou 👋 Elaela tsika tsy namoaka sary ❤️ ka indro ary
Tinareo ve?🫣
Mandray prestation fona anh ❤️
by Lygia
☎️0338982971- 03493423120
Heyyy 🤗 Andao andraman-tsika ireto produits vaovao ireto anombohana ity erin'andro vaovao ity indray eeh
Toujours avec des produits Authentiques
Lygia
22/07/2023
Heyyy👋 niditra kely tao anatin'ny coloration tsika androany, tinareo ve??🥰🥰
Merci an'ity Cliente mahafinaritra be ity tamin'ny Fahatokisana❤️
Aza misalasala Maka rendez-vous raha anao coloration anh ☺️ Abordable fona ny prix ary ❌ Product Authentique❌ fona no ampiasaina
📞0338982971-0349343120
19/07/2023
🌹
18/07/2023
Ela ela tsika tsy namoka ohatran'izao ohhhh, efa miverina amin'izay Raha nangingina kely teo 😊
Makeup GLAMOUR
Rouge à lèvre RASOHERINA de Pinah❤️
📞0338982971-0349843120
14/07/2023
De retour Lygia
📞0338982971-0349343120
06/07/2023
Coucou😊 somary mangingina kely tsika ry reto Tatoato fa ialana tsiny indrindra fa Tojo tsy fahasalamana Kelly za io😊, ho anireo client izay nanao rendezvous amiko mo de miala tsiny fa tsy afaka nandray azy ireo za za, tamin ity Semaine sy tamin Erin Andro lasa fa Nohon NY olana ara-pahasalamana dia "Repos strictement au lit" za io😌 .. Amin Semaine ambony iny hezahako handraisako anareo Amin izay, mbola mametraka NY fialan-tsiny de bisouuuu daholy nareo😘🥰
28/06/2023
Coucou 👋☺️ Eto Amin'izay tsika, misokatra Amin izay indray ny fandraisana prestation nandritra izay tsy nahateo kely ahy izay zareo anh, EFA Tonga eto Tana Amin izay BBy LygiaLygia ka noho izany dia manao promotion be za Make up N**e sy Express, ouiii 5000ar mandritra izay fotoana itenenako eto hoe tapitra ny promotion
Cadeau be io anh fa vonjivonjeo NY toerana
Ho an'ireo client rehetra izay efa mahafantatra tsara dia 💯 Authentique NY produit rehetra, apart ny frais de dépacement en ville na péripherique
Zayyy fa vonjivonjeo ny place ohhhh bisouuus ❤️
14/05/2023
Make up simple ❤️
📞0349343120
06/05/2023
Félicitations ireto no nahazo ny loka 🥰
Merci beaucoup ho anareo rehetra izay nandray anjara, aza kivy ho an’ireo tsy nahazo fa mbola maro ny lalao hiarahantsika 😊
Ireto no nahazo azy:
Stephan Randria Pack GOLD
Nicole Tsoavinz Pack VIP
06/05/2023
Coucou Les Followers 🥰
📣Rahariva Amin 20h ny live ny fisarihana anh, teneno ireo namana izay mbola tsy nandray anjara Amin LALAO antsika, surtout ho an'ireny manana jour J akaiky ireny sitran ahay Gratuit😱
Rahariva ary ny fotoanan tsika
✅RENDEZ-VOUS à 20H
29/04/2023
Prestation Androany 💜
Fiançaille 👩❤️👨
📞0349343120
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Behoririka
Antananarivo
