Ainala MDG
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ainala MDG, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Produit CLEAN & NATUREL
Cosmétique et bien-être
📍 Esplanade Analakely, Pavillon E45 (Ampitan'ny Goldenrama sy Déco Cozi no mitsofoka)
📍 Antsirabe : Bella cosmetics, Immeuble Elysium Plaza Ampatana, Box N°1
📞 034 60 116 83
Ianao ilay tena izy 🤗
Vokatra vita malagasy🍃🌱🇲🇬🇲🇬
🏠Esplanade analakely E45 no misy anay an ☺️
☎️034 60 116 83 ny laharana tsy miova 🤗
31/05/2026
❤️
27/05/2026
✨ Aza adino fa mbola eto hatrany ny Ain’ala Madagascar 🌿💖
Ho an’ireo mitady:
🌸 volo malefaka
🌸 volo voakarakara tsara
🌸 hydratation & styling naturelle
Mbola misy hatrany ireo produits ankafizinareo 😊✨
💚 “Soin naturel ho an’ny volonao” 💚
☎️034 60 116 83
🏠Esplanade analakely E45
22/05/2026
11/05/2026
✨🌿 AIN’ALA 🌿✨
Volo salama, lava ary mamirapiratra 💚
☎️034 60 116 83
🏠Esplanade analakely E45
06/05/2026
☎️034 60 116 83
🏠Esplanade analakely E45
05/05/2026
Mirary Talata mahafinaritra o 🤗🥰
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Fì Fah, Rina Raj
28/04/2026
Bonjour ny mpanaraka ny pejy ô 🤗
👉Ity misy astuce naturel ho an’ny pellicules (angadrano) amin’ny volo — tsotra, mahomby, ary azonao atao an-trano 👇🌿
🥥 Huile coco + 🍋 Citron
✔️ Antony mahasoa:
Huile coco 👉 manalefaka sy manome hamandoana
Citron 👉 manala angadrano sy manadio loha
🧴 Fomba fanaovana azy
👉 Afangaro:
2 sotro huile coco
1 sotro ranon’ny citron
👉 Ahosotra amin’ny loha (cuir chevelu)
👉 Avela 20–30 min
👉 Sasao amin’ny shampoing doux
📅 Atao 2–3 fois/semaine
🌿 Astuce bonus (raha mbola misy angadrano)
👉 Ampio:
Aloe vera (après shampoing)
➡️ mampitony sy manala mangidihidy
⚠️ Tandremo
Aza atao be loatra ny citron (mety handratra hoditra)
Aza mikikitra loha
Sasao matetika (2–3x/semaine)
22/04/2026
✨ MASQUES CAPILLAIRES AIN’ALA ✨
🌿 Sublime – à base d’aloe vera, avocat
💧 Nourrit, hydrate & rend les cheveux doux et brillants
🌱 Repousse – à base de goyave & gingembre
💪 Stimule la pousse & fortifie les racines
🧬 Masque Protéiné – à base de protéine de riz
✨ Répare, renforce & redonne vitalité aux cheveux
💥 Cheveux secs, abîmés ou en chute ?
👉 Ity no solution naturelle ho anao !
💰 Vidiny mirary
🏠Esplanade Analakely E45
☎️034 60 116 83
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |
