Mikolo MDG
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikolo MDG, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
02/03/2022
▶️ Tsy mety maniry mts ve ny volonao, mihintsana lava, vakivaky, tapatapaka?
Na ihany koa ▶️Te hanadio tarehy, anala an'ireny tasy navelan'ny mony reny na panda ve ianao?
Efa lany vola nampiasa anzao karazana produit rehetra zao fa tsy nahita vahaolana?
Ity ary le nendrasanao, Crème à base 🌱BEURRE DE CACAO 🌿
✔Vokatra natoraly 100%
Aza tara mandefa commande ao na miantso avy hatrany📲📞
Manao livrason sy mandefa any 🛍
Contact: 0341419352
18/02/2022
📢Te hanatsara bika ve ianao?
Manana olana toy ny 👉doudousy 🍑🍑🍑fisaka, na kely nono, sandry, fe , sns...
🍃 HUILE DE FENUGREC no vahaolana
✔Mampitombo ny faritra tinao ho ngeza amin'ny vatanao (toy ny doudousy, nono, sandry, fe, hanche, ...)
F'anga izay ihany🤷♀️
Ankoatran'ny fampitomboana ny faritra tiana ho ngeza dia:
✔Mampitsahatra ny volo mihintsana ny Huile de fénugrec
✔Manalava volo (manafaingana ny fanirin'ny volo)
✔Mampangirana tsara ny volo
✔Anti-ride (mampiena ny fitombon'ny kentrona amin'ny tarehy
✔Mampalandina tsara ny hodi-tava sady manazava endrika
👉Vokatra natoraly 100% ary tsara ny huile de fenugrec
👉Huile pur 100% de fenugrec 100ml
👉Tsy misy effet sécondaire na kel aza
👉Tsy maintsy mahita vokatra amin'ny tavoahangy iray
18/02/2022
📢Te hanatsara bika ve ianao?
Manana olana toy ny 👉doudousy 🍑🍑🍑fisaka, na kely nono, sandry, fe , sns...
🍃 HUILE DE FENUGREC no vahaolana
✔Mampitombo ny faritra tinao ho ngeza amin'ny vatanao (toy ny doudousy, nono, sandry, fe, hanche, ...)
F'anga izay ihany🤷♀️
Ankoatran'ny fampitomboana ny faritra tiana ho ngeza dia:
✔Mampitsahatra ny volo mihintsana ny Huile de fénugrec
✔Manalava volo (manafaingana ny fanirin'ny volo)
✔Mampangirana tsara ny volo
✔Anti-ride (mampiena ny fitombon'ny kentrona amin'ny tarehy
✔Mampalandina tsara ny hodi-tava sady manazava endrika
👉Vokatra natoraly 100% ary tsara ny huile de fenugrec
👉Huile pur 100% de fenugrec 100ml
👉Tsy misy effet sécondaire na kel aza
👉Tsy maintsy mahita vokatra amin'ny tavoahangy iray
07/02/2022
📣 Ho anao izay manana olana amin'ny volo, tarehy, na misy tasy amin'ny vatana toy ny tsatsakotra ..
Ity no vahaolana👇
🌱Crème à base du BEURRE DE CACAO🍃
✅✅✅Produit 100% Naturel
Ireto avy ny ampahany amin'ny voka-tsoa azo avy aminy
VOLO: -mitsabo ny volo simba
-miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy tsy ho vakivaky
-manamandina tsara sy mampangirana ny volo
-mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo
...
TAREHY: -Manala tasy toy ny panda , na tasy navelan'ny mony
-Manala kentrona( anti-ride)
-Manazava hodi-tava
-Mampalefaka ny hodi-tava
-Azo atao démaquillant tsara
...
VATANA:-Manala miofakofaka
-Manamandina hoditra
-Manala tsatsakôtra
-Manazava ny tasy rehetra
...
👉Mbola hafa foana ny vokatra natoraly💚💚💚, izay tsy atahorana hisy effet sécondaire❌
Aza tara ary mandefa ny commande-nao ao na tonga dia miantso avy hatrany📞☎️
🛍Manao livraison hatrany, na Tana na
Contact: 0341419352
25/01/2022
🌿Crème à base du beurre de cacao🌿
Ampiasaina amin'ny volo, vatana, tarehy
*Volo: mampalefaka, mampamandina, mampaniry, mitsabo sy miaro ny volo tsy vakivaky na tapatapaka
*Vatana: manala cicatrice na vergeture, manazava ny hoditra mainty, miaro ny hoditra tsy hiofakofaka
*Tarehy: manazava ny hodi-tava, mampalefaka ny tarehy, anti-ride, azo atao crème du jour/nuit ian koa
Manao livraison, mandefa amin'ny faritra
20/01/2022
👡Arrivage sandale👡
Mety tsara andro avy orana zao💦
Mis pointure 36 à 40
Contact: 0341419352/ 0337119352
15/01/2022
🌱Beurre de cacao pure🌱
✔Mitsabo ny volo simba
✔Miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy tsy ho vakivaky
✔Manamandina ny volo sy mampalefaka azy tsara
✔Manala tsatsakotra
✔Manamandina ny hoditra
✔Manadio tarehy
Fomba fampiasana azy:
🔸️Volo: hosorana tsara ny tahom-bolo sy ny hodi-doha alohan'ny anasana azy (bain d'huile), fonosana chapeau de pluie na papier filtre mba hiasa tsara ilay beurrr, ary avela hilona 2h vao sasana
🔸️Hoditra: Hosorana amin'izay faritra misy tasy amin'ny vatana na tarehy. Azo atao crème de nuit tsara ny beurre de cacao
👉Manao livraison, mandefa amin'ny faritra ihany koa
15/01/2022
15/01/2022
:) :)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
