Shop by Hz
Izahay Dia mivarotra fitaovana momba volo ko manasa anao itsidika sy abonné ny pejy Ary mandefa etana manerana Madagascar
05/03/2023
Mila fer tena mamay ve enao
Afaka iasana tsara sady rotatif file
Baboyies 980°© ceramic
60 000ar
Tsy mila mampiasa brushing intsony
1er passage dia vita mangirana bé volo
Effet steam izy sady efa misy produits
Mitsabo volo ao anatiny
Mitsabo volo Simba fer sy vakivaky Ary miloko izy mety @ nazy daholo refa karazambolo rehetra na tsotra na ngita
Vitany malama sy mangirana bé
Afaka iasana tsara am salon
Maro no efa afa po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
03/03/2023
Shampooing sy masque care
25.000ar
- mampalefaka sy manalava volo aingana
- mitsabo volo vakivaky sy tapataka
- sy simba ny ny loko ireny
- mety @ volo rehetra tsy mifidy na ngita na tsotra na oloholo ny volonao
Maro no efa afa po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
13/01/2023
Épilateur électrique chargeable
45.000ar
manongotra volo atram'ny fakany
sady ela be vo maniry volo asorina
@ nazy no miamanify iany ko
mora ampiasaina sady haingam - piasa
afaka ho etina amzay misy anao rehetra
mety alana amin ' azy daholo rehefa volo
na lehilahy na vehivavy
Maro no efa afa - po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
17/12/2022
Brushing 6000w
professionnel qualité salon
50.000ar
température réglable
avec deux bec
Fil rotatif
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout Madagascar
26/11/2022
Mila fer tena mamay ve ianao
sady afaka iasana @ salon tsara
babyliss 980°© ceramic
60.000ar
tsy mila mampiasa brushing intsony
effet steam izy sady efa misy produits
mitsabo volo zay simba fer sy tapatapaka
manao soin volo rehetra na miloko
na vakivaky mba iverenany naturel
indray misitona dia malama bé
afaka anao boucle tsara sady mitana be
fil rotatif ilay tsy mety tapaka
afaka reglenao amzay itiavanao azy
Maro no efa afa-po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
11/11/2022
Mila fer tena mamay ve ianao
Baboyies 950°© ceramic
50.000ar
2 en 1 lisse sady afaka anaovana boucle
Tsy mila mampiasa brushing intsony
effet steam izy sady efa misy produits
mitsabo volonao efa simba fer ilay vakivaky sy tapatapaka na miloko aza
indray mande misitona dia malama bé volo
ny boucle mitana tsara
fil rotatif ilay tsy mety tapaka
afaka reglenao @ zay itiavanao azy
tsy manimba volo satria ceramic
Maro no efa afa-po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout madagascar
07/08/2022
Babyliss 980°© ceramic
Tena mamay bé
Afaka iasana tsara
EFa misy produit ao anatiny
Mitsabo volo simba fer sy volo miloko
Tsy manimba vola satria ceramic
Indray misotona dia malama bé volo
Sady mangirana tsara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
28/07/2022
Épilateur électrique chargeable
45.000ar
Manongotra volo atram'ny fakany
sady ela be vo maniry volo asorina
@ nazy no miamanify iany ko
Mora ampiasaina sady haingam-piasa
No tsy marary mihitsy
Mety alana amin'azy daholo rehefa volo na vehivavy na lehilahy
Maro no efa afa-po fa aza tara
Mp ou 034 86 959 56
Livraison partout mada
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
Antananarivo
101
