Sace Lady Madagascar
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sace Lady Madagascar, Health/Beauty, Goldenrama Analakely, Antananarivo.
06/09/2023
Tsy hoe barbie, fa te hampiseo hoe io zavatra am oroko io efficace be analana ny point noir amin'ny orona 😭💖
eo noho eo ny résultat 😱❤️
5.000ar fotsiny amin'ny Goldenrama
Patch Point Noir 3 en 1( iray ihany fa manana Asa telo)🧖♀️
🧡HYDRATANT, 🧡NETTOYANT et 🧡CLARIFIANT
🖤apetraka eo amin’ny orona voasasa madio
🖤manadio ny any anaty masokoditra.
🖤Mety ho an’ny olona manana masokoditra malalaka, na impuretés.
🖤Na koa misy point noir foana.
🖤Tout types de peaux
Indray mandeha mampiasa ihany
Temps de pause 10min. (Azo atao 1-2-3 fois par semaine)
Prix : 5.000ar ao amin’ny Magasin Goldenrama Analakely sy Tsaralalana
Misy koa au Magasin Antidote Tamatave. En face du restaurant Baobab à côté de l'hôpital kely
30/07/2023
🤩Uniquement disponible chez Goldenrama et Milena
😮😮😮Hiresaka momban'ny "point noir " isika anio.😮😮😮
1️⃣ Ny atao hoe point noir dia tsy tandra akory fa teboka maintimainty misisika amin'ny masokoditra.😶
2️⃣ Matoa ianao misy point noir dia malalaka izany ny hoditrao, satria ny point noir dia loto misisika amin'ny masokoditra malalaka, no sady manentsina ilay masokoditra tsy amoaka ny loto avoakan'ny vatana amin'ny alalan'ny hoditra, 🤒😷😷😷ka izay ny mahatonga atsika rehefa manala azy ireny dia mahatsikaritra fa fotsy ny ao ambany ary mainty ny ety ambony.🤢🤢🤢🤢🤢
3️⃣Raha tsy esorina ny point noir dia mihabetsaka sy mitomboa ka ilay masokoditra misy azy iny dia mihangeza hatrany, ka mety tsy hiverina amin'ny laoniny intsony ilay hoditra.🥴🥴🥴🥴🥴🥴
⭐Solution 🥳
Ampiasa le Patch Anti Point Noir 🤩
5.000ar ray, fa mahita vokany tsara be.
04/07/2023
🤩ARRIVAGE Patch Anti Point Noir Sace Lady à Goldenrama Analakely sy Tsaralalana
😮😮😮Hiresaka momban'ny "point noir " isika anio.😮😮😮
1️⃣ Ny atao hoe point noir dia tsy tandra akory fa teboka maintimainty misisika amin'ny masokoditra.😶
2️⃣ Matoa ianao misy point noir dia malalaka izany ny hoditrao, satria ny point noir dia loto misisika amin'ny masokoditra malalaka, no sady manentsina ilay masokoditra tsy amoaka ny loto avoakan'ny vatana amin'ny alalan'ny hoditra, 🤒😷😷😷ka izay ny mahatonga atsika rehefa manala azy ireny dia mahatsikaritra fa fotsy ny ao ambany ary mainty ny ety ambony.🤢🤢🤢🤢🤢
3️⃣Raha tsy esorina ny point noir dia mihabetsaka sy mitomboa ka ilay masokoditra misy azy iny dia mihangeza hatrany, ka mety tsy hiverina amin'ny laoniny intsony ilay hoditra.🥴🥴🥴🥴🥴🥴
⭐Solution 🥳
Ampiasa le Patch Anti Point Noir 🤩
5.000ar ray, fa mahita vokany tsara be.
Commande minimum 3 pièces pour une livraison.
Sinon afaka mandalo à Goldenrama Analakely sy Tsaralalana
Raha haka ianao dia alefaso MP ireto information ireto
👉 Ny isany commande nao
👉 Contact ahazoana anao
👉 Toerana anaterana ny entana
(3.000ar frais de livraison)
Quantité limitée 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Goldenrama Analakely
Antananarivo
101