Cola Mada
Santé de fer
21/04/2022
Baobab
Afaka manao livraison
30/10/2021
100% Fenugrec, tss fangarony
Jifaina am vidiny mirary
4000 ar ny 100g
8000 ar ny 200g
Manana voniny koa zahay💪
01/10/2021
Fa nahoana no heverin'ny silamo fa voa nosohavin'i allah ny colà?
Nahoana no natao fanatitra ara-pinoan-drazana sy hoenti-mangatapitahiana amin'ny faritra maro aty afrika ny colà?
Nahoana no haroso hoan'ny vahiny manankaja amin'ny lanonandehibe ny cola?
Satria mahasoa ny cola fa tsy hoe mampiridiridy fotsiny araky ny fiheveratsika azy.
Ankoatran'ny maha tosiky ny fahasambarana azy dia betsaka ny zavatsoa azo aminy ary mety indrindra amin'ny ankizy, ny tanora, ary ny lehibe tsy manana haretim-pò.
Manaitaitra ny atidoha ka mampatsilo saina sy maha tsara fitadidiana.
Manampy amin'ny fifantohana.
Mandamina ny saina mikorontana,
Miady amin'ny havizànana,
Maha tsara fiaina ny mpampiasa vatana.
Mifantoka tsara ny mpamily. Miharitra kokoa amin'ny torimaso. Toy izany koany mpianatra:mifantoka, mahatadidy, marani-tsaina.
Santionany ihany ireo!
Manasa anao hanao j'aime ny pejy😊
01/10/2021
Nos produits
POUDRE COLA 💪
(Cola + Gingembre)
Point de vente: Bemasoandro Itaosy (en face de l'arret bus)
Livraison possible.
Mp pour plus d'info / 0345569038/ 0342918644 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Horizen Itaosy
Antananarivo
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
