Soatsara mode

Soatsara mode

Share

rendez vous fara-tampony

Photos from Soatsara mode's post 30/11/2025

🪴🪴ito ary ilay nangatahinareo 🪴🪴
Ilay kalitao tena tsara, mandaitra
✓ mi - repousse rapide ny volo rehefa asina azy
✓ mampaniry loha sola efa nisy volo ka nihintsana
✓ manamafy ny fakam-bolo mba tsy ihintsana💦
✓ manome amandona ny volo ary mampangirana💦
✓ manalefaka sady mampatevina ny volo💦
✓ Manala angahidrano 💦
✓ mampiadana ny fanirihan'ny volo fotsy 💦

Vita Malagasy 🇲🇬 Mandaitra, mora, tsara , natoraly 🌿

Vidiny mirary huile spidopousse:15.000Ar 50ml/shampooing :12000ar/masque:15000ar
Afaka manao livraison manerana ny nosy
Afaka miantso ny ☎️0347967723 Na mandefa mp avy hatrany

Photos from Soatsara mode's post 23/11/2025

Ambatondrazaka,Moramanga , fenerive est sy ny manodidina
Anjaranareo ndray Zao oooh 🥰🥰🥰

Photos from Soatsara mode's post 06/09/2025

Manana olana am fitadidina ve ianao?tsy mitazona,verivery,tsy manana,tsy ampy ihany koa
💝Aide memoire Soatsara💝
Vita aminy BAOBAB-SOJA-SESAME
100%naturel
🌷mamerina fitadidina
🌷mitazona fitafidina
🌷manome fitadidina

Natao ho an ireo akizy na tanora eny fa na ireo efa mahazo taona ary

Vidiny 10.000ar

🐾🐾afaka mandefa any aminy faritra🚚🚚 ,afaka manao livraison eto tana ihany koa🚲🚲🚲🚲

Mp na☎0347967723 zay liana

Photos from Soatsara mode's post 06/09/2025

🩸Manana olna am aretin'aty na areti-koditra samihafa ve ianao?farasisa,odipotsy,mony sns

Aza misalasala miresaka mivantana anaty mp na☎️ 034 79 677 23 fa afaka manampy anao izahay am ireo vokatra tena 100% naturel 💕

✅Argile vert
✅ Huile vegetale soacallo
🚚 Afaka mandefa am faritra rehetra,afaka manao livraison ra eto tana

Mp avy hatrany izay Mila

22/08/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Razafimahatratra Jean Joseph Mosa, Rt Tsiry Ny Aina, Aliette Jessica, 𝒯𝓈𝒾𝓁𝒶𝓋𝒾𝓃𝒶 ℬ𝒾ℯ𝓃𝓋ℯ𝓃𝓊Ninie Jumellia'sKënjÿ Ãrmęlle KMãbö Tómęlle, Mãbö Tó

22/08/2025

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy ahy vao misondrotra vaovao indrindra! Antsa Randria, Ny Àvõ Näÿäh, Fenosoa Fahasoavana

Photos from Soatsara mode's post 23/07/2025

Cc Tsididy
Mbola hafaliana fona ny hanoloranay ireo vokatra naturel 100%ho anareo,ilay tsara indrindra nefa tena am vidiny mirary miaraka am ireto commerciale mafatifaty kelinay
"Ny tsara indrindra hatrany"
Soatsara Mivarotra
Aina Raÿan
fans
Pii Soü
Isabelle Nancy
Lala Ranarivelo
@

Photos from Soatsara mode's post 20/07/2025

Nanome sy mbola hanome ny tsara indrindra hatrany
Mankasitraka indrindra ho an ireo efa nampihatrano

19/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miadana Luciano, Mickaïa Andrianorosoa, Pii Soü, Malala Arisoa, Nantenaina, Mamy Mae, Isabelle Nancy, Ly Diah, Melanie Rahariniaina

23/06/2025

Tonga indray ny huile coco extrat vierge presse froid coprah ,sady pure afaka atao am sakafo
Mp na 0347967723 izay mila oooo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Sabotsy Namehana
Antananarivo
101