Bio fity

Bio fity

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio fity, Health/Beauty, Tananarivo, Antananarivo.

21/11/2022

Eoooh,
Efa manakaiky zao ny fety ry maman manja isany an 😀
Andao tsika hietsiketsika sy hikarakara amizay mba hivoka tsara ilay hamanjana iny ee😀
👉Huille Bio Naturel 👈
-Misintona ny volo haniry sy hitombo aingana (3 à4cm)
-Mitsabo sy miaro ny volo tsy hihongotra sy ho tapatapaka ary hihintsana
-Mampaniry ny faritra mitady ho sola rehetra
-Manala Aingana ny hanga-drano
-Mitsabo ny volo simba ny fer sy ny lissage
-Mety aminy karazam-bolo rehetra
💯 Naturel, ary tsy misy effet secondaire
-Une semaine de mahita vokatra tsara
Mp envoyer +Informations
Livraison tana et Province
Prix 12.000 ar

10/11/2022

Eoooh!!
Afaka miditra mp mivantana amiko zay manana olana rehetra aminy volo ao an😍
👉✌Solution aingana be no tena efficace tsara 👈
🌟 Huille Bio Naturel 🌟
➡Misintona aingana ny volo haniry sy hitombo
➡Mitsabo ny volo simba ny fer sy ny lissage
➡Mampijanona aingana ny fihongotra sy ny fihitsanany ny volo
➡Mampaniry ny faritra mitady ho sola
➡Tsy mifidy karazam-bolo fa mety aminy volo rehetra
➡💯 Naturel, tsy misy effet secondaire
➡Une semaine de mahita vokatra tsara
➡Mp + Informations
Livraison Province et tana
Prix: 12.000ar

Photos from Bio fity's post 06/11/2022

Eoooo, aty ndray aloha ny maso ry maman sy papa isany an😍
Io volonao tsy maniry sy mitady ho sola io an😀
Solution aingana be mihitsy ity an😀
👉 Huille Bio Naturel 👈
🌟Misintona aingana ny volo haniry( 2à4cm)
🌟Mitsabo sy miaro ny volo tsy hihongotra sy hihinana
🌟Mampaniry ny faritra sola rehetra
🌟 Mitsabo ny volo simba ny fer sy ny lissage
🌟 Mety aminy karazam-bolo rehetra
🌟 Herinandro Monja de mahita vokatra tsara
🌟💯 Naturel, tsy misy effet secondaire
Mp + Informations
Livraison Province et tana 🚚

Photos from Bio fity's post 25/10/2022

Oh ry maman manja isany an 😀
Efa misy anie zao ilay Huille Manalava volo aingana ee😀sady Mitsabo sy miaro ny volo tsy hihongotra ihany ko, Mampijanona ny volo vakivaky sy tapatapaka, Mampaniry ny faritra mitady ho sola ihany ko, sady tsy mi
fidy karazam-bolo fa mety aminy volo rehetra 😀
Andao ary karakarain-tsika amizay sady ny fety ihany ko efa hakaiky Sao de tsy mivoaka tsara eo ny hamanjana iny 😀
👉Huille Bio Naturel 👈
Livraison faritra sy tana
Prix 12.000 Ar 100ml
Tel: 034 41 222 92
033 15 422 29

Photos from Bio fity's post 23/10/2022

Aiza daôly tsika rehetra manana olana aminy volo🍀🍀🍀, ho tonga ndray zao ny fety, ndao ho karakaraina ny volo simba, 🌺🌺
✔Tapatapaka
✔Vakivaky
✔Miongotra
✔Sola
Midira mp fa mbola misy hatrany ny huille bio, produit mitsabo sy manalava volo haingana mety aminy karazambolo rehetra
Afaka miatso mivatana ihany ko aminy :
0342646284🌹🌹

22/10/2022

OK!! Bon8 à tous et faite bon rêve

19/10/2022

Eoooooh!!
Maniry ny ho tsara no sady lava volo enao😀
Aza misahirana mitady zavatra hafa intsony fa ity ny vahaolana haingana be no sady Natoraly tsara😀
👉Huille Bio Naturel 👈
🌟 Mitsabo ny volo simba rehetra toy ny (vakivaky, tapatapaka, mihongotra, mihintsana, simba ny fer sy ny lissage,...)
🌟Misintona ny volo haniry sy hialava haingana 2 à 4cm/ Semaine
🌟Mampaniry ny faritra mitady ho sola rehetra
🌟Mety tsara aminy karazam-bolo rehetra
🌟 Après une semaine de efa mahazo vokatra tsara
Afaka mandefa faritra sy manao livraison 🚚
Prix: 12.000 100ml
Tel☎- 034 41 222 92
- 033 15 422 29

16/10/2022

Les filles 😍
Ho avy ndray zao ny fety ah,😀 Andao karakaraina tsara @ zay volo mba hivoka tsara ny hamanjana an😍
👉Huille Bio Naturel 👈
🌟 Manalava aingana ny volo 2 à 3 cm/Semaine
🌟Mampijanona ny fihongotra sy fihitsanany volo
🌟Mampaniry ny faritra sola rehetra
🌟 Mitsabo ny volo simba ny fer sy ny lissage
🌟Mety aminy karazam-bolo rehetra
Afaka manao livraison 🚚
Prix: 12.000 Ar 100ml
Tel☎ - 034 41 222 92
- 033 15 422 29

23/08/2022

Aminy zao fotoana izao de mbola maro isika no sahirana aminy fanalavana volo ,🌼🌼 aza misalasala ary mampiasa huille bio , 🌻🌻 fa produit mitsabo sy manalava ny volo haingana, mety aminy karazambolo rehetra ahitana vokatra ao anaty by fotoana fohy🍀🍀🍀
Midira mp na ki miatso mavatana raha lina enao🌹🌹🌹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Tananarivo
Antananarivo
101