Mahatehotia
๐โค๏ธMa passion, mon mรฉtier โค๏ธ๐
11/08/2024
Nos derniรจres prestations ๐๐
N'hรฉsitez pas ร nous contacter si vous avez besoins d'รชtre chouchouter ๐
up
11/07/2024
Pour avancer ๐
N'ayez pas peur de commencer ๐
Fifaliana ho ahy no mampahafantatra anareo fa efa manao make up izahay manomboka izao ๐
Afaka mandefa hafatra miafina any amin'ny kaonty mahatehotia ianareo raha toa ka liana amin'ny prestation ataonay ๐
11/05/2024
Hey๐
Aza adinoina fa manao coupe ihany koa izahay an ๐
Ity izao coupe carre dรฉgradรฉ plongeant
Bonne weekend daholo indray ary ooo ๐
23/12/2022
Miala tsiny ry zareo fa tena sahiranaโค๏ธ๐๐
Indro valin'ilay tirage ๐ afaka miditra Mp ilay voasarika
Mbola mitohy foana ny fandraisana anjara fa izay voasarika fotsiny no fafana ny commentaire-ny
Ity lien an'ilay lalao
๐https://www.facebook.com/100082744593858/posts/158200323614787/?app=fbl ๐
16/12/2022
๐๐ PRESTATION GRATUITE ๐๐
๐Offre uniquement ร Vontovorona ๐
Amin'izao fety hoavy izao dia hizara prestation gratuite Hoan'izay tsara vintana isan-kerinandro izahay.
Ireto ny choix misy:
๐ Brushing avec finition lisse ou bouclรฉ ou wavy ๐
๐Chignion
๐Tresse sans ou avec postiche
๐Make Up
Tsotra fandraisana anjara๐๐
1- inviter-o daholo namanao rehetra hanaraka ny page +capture hanamarinana izany sy atao ao amin'ny commentaire.
2-soraty ao amin'ny commentaire hoe:" mandraisa anjara Sao tsara vintana + mimentioner namana 5 +Capture"
3- partage public ity publication
Zay fa Mazotoa milalao๐๐
๐๐๐Amin'ny talata 20 Dec fisarihana voalohany ๐๐๐
โโโ Jerena tsara ireo condition ireo fa raha Vao tsy manaraka dia Mamerina misarika an โโโ
Valable jusqu'au mois de Janvier ๐
23/10/2022
Ireto anisany andrana Tamin'ilay Randrana natao ๐๐ ahoana fahitanareo azy ๐โฃ๏ธ
Bisous daholo
21/10/2022
Tsy ratsy koa anie raha fohy volo no bouclรฉ-na toy izao eee ๐๐
08/10/2022
๐ค๐anisany vokatra tamin'ity herinandro ity ๐๐ค
04/10/2022
Tianay foana ny mizara ny asan-tananay aminareo โฃ๏ธโฃ๏ธ
15/07/2022
Ny asanay anio ๐๐
Mahafinaritra anay foana manome fahafaham_po hoanareo
Contact
Fb:Tsanta Mahatehotia
โก๏ธN'oubliez d'abonner ร notre Pageโฌ
๏ธ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Vontovorona
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 16:00 |
