Fahamanjana soa

Fahamanjana soa

Share

Pour etre belle et sexy

15/10/2025

Miandry an'i Mialy sy Ilona anao vide dressing izahay🤣🤣🤣😂🤣

Photos from Fahamanjana soa's post 06/10/2023

Wow be❤reo daholo ny couleur dispo
Taille standart🌸🌼🌺
55,000ar

Photos from Fahamanjana soa's post 06/10/2023

Manjakely koa reto an😍😍
35,000ar Fotsiny nefa 😋

Taille Standart

Livraison Tana/Province

11/05/2022

Efa misy ihany koa ny Creme hoan'ny Tarehy zay misy mony sy tache na mikentrona raha te ho manjamanja dia aza misalasala fa efa maro no hafapo
Dia mbola misy fona koa ny creme pour cheveux manamandina sy mampaniry ny sola manarina ny volo tapatapaka sy simba ny lokombolo reny
Mandefasa Mp na antsoy malaky ny 0340619779

04/05/2022

Ho anareo manana olana :
-Vakivaky
-maikina lava
-tsy mety maniry
-manify lotra
Sns...
Ity ny vahaolana.
Creme fampanirina sady mampitombo no miharo ny volonao tsy ho simba sy tsy ho maina lava.maro ireo efa nampiasa azy ary efa nahazo vokany.
Manasa anao andray anjara fa tsy anenenanao.
Midira Mp na antsoy ny laharana 0340619779

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101