Sage femme
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sage femme, Health/Beauty, Antananarivo.
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Haja Lalatiana Ralexis, Elko Ÿamæ
19/03/2025
RESAKA PERTE VAGINALE :
= izay tsiranoka mivoaka ny fivaviana :misy karazany anakiroa ny Perte vaginale
*Perte normaltsiranoka voajanahary:
Tsiranoka mivoaka ny fivaviana izay misy mandavantaona fa miova2 mandritra ny volana ( cycle menstruel) ny habetsany.
Ny perte normal dia tsiranoka mivoaka ny fivaviana :
✅ tsy mamofona,tsy mangidihidy ny fifaviana,tsy mangirifiry ny fivaviana ,tsy marary, miloko otran'ny tapotsin'atody na fotsy2 Kely ny habetsany,faharetany : andro vitsy2 (5 andro farafahabetsany),tsy mila fitsaboana,Normal izy eo @ vehivavy mivoaka io rehefa akaiky ho avy ny période d'ovulation
*Ny perte anormal(Pathologique: aretina)
Ny fomba fisehony🤔?
Tsiranoka mivoaka ny fivaviana :
miloko maintso na mavo mety ho fotsy ihany koa fa 👇
Mamofona ratsy,Mangidihidy ny fivaviana Mangirifiry ny fivaviana ,Mety ho betsaka ny habetsahan,Mety hitabainganbaingana.
➡️Izy ity dia mila fitsaboana ka tsara manantona Dokotera/rasazy
Ny Antony mahatonga azy🤔?
👉Mety azo avy amin'ny rano isasana (ohatra mampiasa rano vovo / lava-drano/renirano)💧(amin'ito matetika ilay perte fotsy ilay antsoina hoe "Mycose")
🌼Azo avy amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaharo (Amin'ito indray matetika ilay mavo na maintso "Infection"),
🌼fanaovana silipo ratsy kobana ,tsy natapy tsara tamin'ny masoandro(tsy maina tsara),Slip nylon ,...
🌼Loto tafiditra any rehefa misasa( zatra misikosikotra ny any anatiny rehefa misasa )
Inona no fomba atao mba ahafahana mosoroka izay rehetra izay?
👉misasa amin'ny rano voadio (raha mampiasa rano vovo dia ampangotrao aloha ny rano vao isasana ,tsy tapohana fa avela angatsika)
💥mampiasa fiarovana(kapoty) refa manao firaisana ara-nofo
💥kobano tsara ny silipo vao atapy,ahazo ho tazan'ny masoandro,coton fona ny "Slip" tsara anaovana,tsy tery lotra
Refa misasa,fadio ny misikotra any anatiny be fa efa voadio voajanahary ny an
💥Tsy tsara misasa mihoatra indroa isan'andro fa lasa mampikorotana ny flore vaginale
17/03/2025
Salama daoly☺️
Iresaka momba fanabeazana aizana isika androany 🌼
Misy karazany maromaro ny fanabeazana aizana afaka ataony vehivavy
*MAMA :(mampinono manabe aizana )
Ny vehivavy tokon ampiasa azy de ireo izay avy teraka ,Mila mampinono in-10 farafahakeliny izay oe fanabeazana aizana naturel eo amin'ny 70% eo ny afahana milaza fa tsy v'bevoka ny vehivavy raha manao izay ,tsy mahazo omena sakafo akwtra nono ny zazakely rehefa manao azy Io (hatram faha 6volana ny Zaza no manakery)
*Pilina :izy Io indray de hoanina Ray isan'andro Amin Ora mitovy Mety ho any vehivavy rehetra (1mois ny plaquette iray)fomba fiasany amin'ny vatana mampade rà isam-bolana
*Tsindrona isaky 3volana: natao ho an'ny vehivavy rehetra ihany koa ,,telo volana faharetany fomba fiasany amin'ny vatana Mety ampade rà Mety Tsy ho hisy rà mandeh ihany koa fa tsy mampaninona (tsy de tsara ampiasainy vehivavy misy tosi-drà ambony )noho izy misy singa mmapiakatra tension *implanon :ito indray maharitra 3ans apetaka am sandry ,,ny fomba fiasany amin'ny vatana de ampade rà na tsy ampadeh rà ihany koa (tombony fampiasana implanon raha vao miala ka misy firaisana ara-nofo amin'ny fotoana mahalonaka Dia mipetraka Zaza)
*DIU :isisika an am lalan-jaza maharitra (5ans -10 ans) faharetany
*Kapoty :natao ho an'ireo kamo hanao fanabeazana aizana
🌼Inona no Mety itranga raha tsy mazaka fanabeazana aizana?
_lasa mihena poids izany oe ao anatiny 1mois mahatratra moins de 5kg
_lasa mitombo lanjaina bé ihany kou
_mandeha rà bé (mahalany serviette 6 isan'andro)
N'y tokony ataony ny vehivav mandritra ny fitondrana vohoka :
*Mila misakafo ara-pahasalamana tsara ,sakafo be otrikaina ,miovaova toy ny voankazo,trondro,légume,hena de misotro ronono ihany koa na zavatra vita am ronono
*Mila ampy torimaso tsara andin 8h
*Tsy maazo mampiasa vatana be loatra izany oe lanjalanjaina n fampiasam-batana mba ialana Amin zavatra Mety iseo toy ny :Marar valahan sy ny ambany fotra ,,rah Zay no misy Dia manantona tombi-pahasalamana avy hatrany
*Tsy maintsy misafo.isambolana MBA hanarahana maso ny teny sy ny zazakely
*Mihinana FER arak Zay tratra mandrapa- teraka
*Manao échographie farafahakelin in-3 mandrapa-teraka
Mirary soa daoly tompoko❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Antananarivo
