Mpanazava sy Tily CXII
Fanabeazana
Mpiandalana CXII
Fokonolona RAJAFETRA β€οΈπ
Alefa zandry malala, tsara lalana πͺ
24/04/2026
ππ
Misaotra Azy fa Izy no nahatanteraka ny zavatra rehetra π
11/04/2026
Fifaliana ho anay SAMPATI FJKM Isotry Fitiavana ny manasa anareo @ rindran-kira ara-pilazantsara izay hiarahana amin'ny KT AMBATOVINAKY ny alahady 19 aprily 2026 ho avy izao ao amin'ny FJKM Isotry Fitiavana π
Taomy ny havana aman-tsakaiza π
Ndao hiara-hifaly ao amin'Ny Tompo
Ndao hifanohana ππ
30/03/2026
Mamerina ny fiarabana azy 4 mirahalahy sy ny mpiandraikitra azy ireo ππ
Mirary soa hatrany
Fanabeazana mipaka any amin'ny fiaraha-monina
Tily modely π₯°
27/03/2026
"Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo izay any an-danitra"
Fanabeazaba tanora kristiana zazalahy, sady mamolavola azy ho vonona aminβny fiainana ππ
Alefaaa π
β¨ FAMPIRANTIANA TETIKASA β¨
βAnkino aminβi Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainaoβ (Ohabolana 16:3)
π₯ Mpampiranty:
β’ RAZANAKOTO Tsihory
β’ RAKOTOMALALA Kiady
β’ RAKOTOARIMANANA Harena
β’ AMPIFINONA Vonjy
π
Daty: Alahady 29 Martsa 2026
π Ora: 14 :00
π Toerana: FJKM Isotry Fitiavana (Fivondronana CXII)
Tongava maro hanohana sy hizara fahalalana miaraka aminay π
Aoka hiara-handroso aminβny finoana sy fanantenana isika!
27/01/2026
Menafify no mamokatra
Menafify io no vokatra πͺ
Sary tamin'izany sy amin'izao β€οΈ
Mientana sady mavitrika hatrany π
09/12/2025
Finaritra e !
Andao indray hijerijery santionana sarin'ny sampana Mena (Afo sy Mpiandalana) fahiny sy ankehitriny π β€οΈ
Mientana sady mavitrika ery amin'izay atao rehetra. Vonona hatrany na an-tsaha β°οΈna an-tanana π£οΈ
24/11/2025
Mitety havoana sy saha ποΈποΈ
Mihira milalao β€οΈπ
Mahafinaritra ireto Mpana sy Tily Maitso ireto
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
