Cire d'abeille
Crême coiffante naturelle à base de "Cire d'abeille"...soins et traitement capillare
30/07/2025
salama daholo e!
ela ela zay tsy nitondra ny vokatra !🤭ka ireto indray ary ny vokatra vaovao be hoetinay ho anareo😊
Mangatsika zao ny andro dia mijaly ny volo ka ho anareo manana volo :
MAINA,VAKIVAKY,MIHINTSANA, ary koa HO ANAREO ZAY TE AMPANIRY VOLO dia reto ny vaholana am'izany:
▪️Cire d'abeille pure + Huille coco pure PM(250ml)
GM(500ml)
▪️Masque à base de GINGEMBRE (250 ml sy 500ml)😊
livraison partout a Madagascar 😊
plus d'info:0382342574
11/10/2023
Salama eh👋
Izay rehetra efa nanjifa ny crème coiffante à base de cire d'abeille dia lazaiko foana ny ankamaroany hoe "tsara raha hydraténa foana ilay volo"
"Mampiasà vahoana na aloe Vera, na grain de lin" 💆🙆
Koa maninona moa raha tonga dia ampiarahana amin'ilay menaka? 😁
Sary indrana
29/09/2023
Anisan'ny mbola mampijoro anay ny mahazo retour tahak'izao avy aminareo❤️
11/09/2023
📳🔈Offre spéciale 🥰🥰
Amin'ity herinandro ity ihany!!
6 000ar dia efa mahazo👌
Mp
29/08/2023
Stop au frisottis ❌❌
Crème coiffante à base de cire d'abeille 🐝
- Savoka pure
- Huile coco pure 🥥 na huile de ricin pure
- Huile parfumée
Manalava, manatevina, ary manampy amin'ny fitsirin'ny volo
Mahazo tombony ny volo mirandrana ary mahazo réduction ny mpandrandrana 👍
19/08/2023
Andao indray ary e!!
Hiatrika herinandro vaovao isika manomboka rahampitso🤗
Efa mandray ny commande ho an'ny herinandro ihany koa izahay👇
Mp
16/08/2023
Ankora natoraly avokoa no anamboarana ny crème coiffante à base de cire d'abeille.🍃
Marihina fa 2 jours après commande ny livraison 🛵
Frais de livraison :
✓ 3 000ar, centre-ville
✓5 000ar, periphérie
15/08/2023
Cire d'abeille pure 🐝 na savoka tantely
Huile coco pure 🥥
Huile parfumée hamonoana fofona mahery. (Afaka tsy asiana)
Afaka miaraka ihany koa.
14 000ar/ 30 000ar/ 60 000ar🤗🥥🐝
14/08/2023
Mbola misy ve ny crème coiffante à base de cire d'abeille ??? 🐝
ENY
Otrany nangingina...🤫
ENY
Fa misy inona ary? 🤔
Manomana tolotra manokana izahay hoan'ny volo mirandrana sy ny volo miloko.
❤️❤️❤️
08/03/2023
Faly miarahaba ny vehivavy rehetra amin'izao 8 Martsa izao.
Ny randrana na ny "taly" dia bango tsy hita izay maharatsy azy. Afaka hoentina miihanjaika tsara izy, toy ny bango rehetra ihany. 💇♀️
Koa izany indrindra no ilazanay aminareo fa afaka irandranana tsara ny crème coiffante à base de cire d'abeille.🤗🤗 Mampifitsaka ny frisotis. Mampitana ny randrana tsy ho vetivety dia hiboraka.
Hoantsika mpandrandrana, misy ny boîte pour 1kg, 500ml ary ny 250ml. 🐝🐝
Afaka mandray commande avy hatrany.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
67ha
Antananarivo
101
