Revendeur Madanat

Revendeur Madanat

Share

Mivarotra vokatra natoraly mahasoa

28/10/2025

Salama eee 😊 zaraina hatrany fa mahasoa😇♥️
Ireo voankazo be vitamine c (par 100gramme)
Goavy – 228 mg
Kiwi– 92 mg
Fraises – 59 mg
Papay – 60 mg
Manga – 36 mg
Mananasy – 47 mg
Voasary (Orange) – 53 mg
Mandarine27 mg
Citron – 53 mg / 100 g
Pastèque – 8 mg /

Ireto avy ny asan’ny Vitamine C

Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana
Manafainga fahasitranan'ny fery
Manampy amin’ny famokarana collagen
Manampy amin’ny fanamboarana hozatra, hoditra, taolana ary lalan-drà
Mampitombo ny fandraisan’ny vatana vy (fer)
Mampitombo hery fiarovana
Miaro ny sela ny (antioxydant) manafaingana ny fitomboan’ny sela vaovao
Manatsara ny fandevonan-kanina,manampy amin’ny fanodinana tavy ho angovo
Manampy amin’ny fitazonana ny hoditra ho salama sy mamirapiratra
Manampy amin’ny fiasan’ny ati-doha sy ny taova hafa
Manampy amin’ny famokarana hormonina sasany
Manampy amin’ny fandraisan’anjaran’ny vatana amin’ny fanamboarana ADN
Manampy amin’ny fanatsarana ny fery amin’ny hihy (scorbut)
Manampy amin’ny fanodinana proteinina
Manampy amin’ny fiarovana amin’ny poizina sasany ao amin’ny vatana(detox)
Manampy amin’ny fanatsarana ny fandehanan’ny rà
Manampy amin’ny fitazonana ny taolana sy nify ho matanjaka
Manampy amin’ny fitomboan’ny volo sy ny hoho
Manampy amin’ny fanatsarana ny metabolisma amin’ny ankapobeny
Manampy amin’ny fanoherana ny adin-tsaina (stress)

Raha salama dia tsara ny mihinana 500mg a 1g vitamine c isan'andro .Raha tsy salama kosa dia 5 a 8gramme par jours (ny protocole cancer aza misy 20g par jours ,tsy mampisy vato ny vitamine c pure,tsy mampiakatra tension, tsy mankarary reins,tsy natao ho an'ny manampahaizana ity fatrana vitamine c ity fa tsapan'ireo efa tojo aretina tena nanahirana nefa sitrana ,dingano fotsiny raha manimba ny fahalalanao hoe 2 gramme par jours au max ny vit c )

Vitamine c pure 50gramme madanat. 15.000ar
livraison possible
0346597984

30/03/2025

Salama ee
Aza adino ny mampiaraka ny hery fiarovana 😊 fa misy tazo mahery @ izao
Azotsika atao tsara ny mampiasa an ireto vokatra natoraly ireto hiadiana @ izany😊

👉Magnésium : toe-batana tsy mitana calcium (spasmophilie), Manampy anao hiady @ rarin-tsaina (stress), Dépression, tsy mahita torimaso.
Mitaintaina lava, mitohana, fadim-bolana maharary, olan'ny tranon-jaza

👉Argent colloïdal : Diabeta, aty, vavony, fo, tosidra, aretin-tratra, kohadavareny, asthme, sinusite, aretin-kibo, poizina ara-tsakafo, olan'ny tranonjaza, tsy miteraka, lagaly, may, fery tsy mety maina

👉 Cuivre colloïdal : Misoroka sy mitsabo ny aretin'ny ra ,anémie, aretin'ny vanintaolana arthrose, goutte, roumatisme, manatsara ati-doha sy fitadidiana, Manampy anao amin'ny fitsaboana Toxoplasmose, cysticercose

👉 Silicium colloïdal : Traitement diabète, arthrose, goutte, rhumatisme, manatsara hoditra, manamafy ny Volo sy hoho, mampidina ny tahan'ny siramamy anaty rà, mamerina ny cartilage amin'ny tokony ho izy

👉Zinc colloïdal : prostate, infertilité et impuissance sexuel ( olan'ny taovam-pananahana) , manatsara hoditra, misoroka ny fihitsanan'ny Volo aloha loatra, mamono virus sy bactéries, mamerina hery sy tanjaka ho an 'ireo marary na avy narary

👉 Vitamine C pur : sakafon'ny fo sy ny saina, mampitombo hery fiarovana, mampatanjaka, manadio rà sy lalandrà, manala ny tavy ratsy

Ny vidiny ve ?
Mirary dia mirary 😊
Magnésium colloïdal 25000ariary
Argent colloïdal 25000ariary
Cuivre colloïdal 25000ariary
Silicium colloïdal 25000ariary
Zinc colloïdal 25000 ariary
Vitamine C pur 15000ariary

Manao livraison
Mp na 0346597984

25/03/2025

Fantatrao ve fa efa manana fer colloidal ny Madanat ho an'ireo tsy ampy fer.Mampiavaka azy ity dia maivana nefa mahatratra ny Fatra ilaina Isan'andro,
Mety amin'ny vehivavy bevohoka ,ilain'ny vehivavy mandritra sy aorian'ny fadimbolana miteraka harerahana ,tsembo-dratsy,sempotsempotra,tsy fahampian-drà ,marary andoha lava ,tension midina be ny tsy fahampiana fer

Ho an'ny olona tsy mety ampy fer dia mila mihinana vitamine c sy cuivre miaraka aminy a

aza misalasala ary mp na 0346597984

08/11/2024

Ny zinc colloïdal

Mamaha ny olan'ny prostate, infertilité , impuissance sexuelle ( tsara ho an'ny lehilahy) mampatanjaka , mampitombo ny hery fiarovana , mamono virus sy bactéries , grippe,...

🌷Akotran ireo dia tsara ho an'ny vehivavy ihany koa ny fampiasana azy 😍
Mitady Zaza ( zinc sy argent colloïdal)
Misoroka ny fahafotsiany Volo aloha loatra sy ny fihitsanan'ny Volo
Manala Ride ( osorana)

25000ariary ny 500ml
Mp na 0346597984

19/09/2024

Salama ee
Aza adino fa maro ireo vokatra natoraly ☘️
Azo tsifaina eto @ Madanat 😊

👉Magnésium : toe-batana tsy mitana calcium (spasmophilie), Manampy anao hiady @ rarin-tsaina (stress), Dépression, tsy mahita torimaso.
Mitaintaina lava, mitohana, fadim-bolana maharary, olan'ny tranon-jaza

👉Argent colloïdal : Diabeta, aty, vavony, fo, tosidra, aretin-tratra, kohadavareny, asthme, sinusite, aretin-kibo, poizina ara-tsakafo, olan'ny tranonjaza, tsy miteraka, lagaly, may, fery tsy mety maina

👉 Cuivre colloïdal : Misoroka sy mitsabo ny aretin'ny ra ,anémie, aretin'ny vanintaolana arthrose, goutte, roumatisme, manatsara ati-doha sy fitadidiana, Manampy anao amin'ny fitsaboana Toxoplasmose, cysticercose

👉 Silicium colloïdal : Traitement diabète, arthrose, goutte, rhumatisme, manatsara hoditra, manamafy ny Volo sy hoho, mampidina ny tahan'ny siramamy anaty rà, mamerina ny cartilage amin'ny tokony ho izy

👉Zinc colloïdal : prostate, infertilité et impuissance sexuel ( olan'ny taovam-pananahana) , manatsara hoditra, misoroka ny fihitsanan'ny Volo aloha loatra, mamono virus sy bactéries, mamerina hery sy tanjaka ho an 'ireo marary na avy narary

👉 Vitamine C pur : sakafon'ny fo sy ny saina, mampitombo hery fiarovana, mampatanjaka, manadio rà sy lalandrà, manala ny tavy ratsy

Ny vidiny ve ?
Mirary dia mirary 😊
Magnésium colloïdal 25000ariary
Argent colloïdal 25000ariary
Cuivre colloïdal 25000ariary
Silicium colloïdal 25000ariary
Zinc colloïdal 25000 ariary
Vitamine C pur 15000ariary

Manao livraison
Mp na 0346597984

13/05/2024

Salama ee😊😁
tsara ny mampiakatra ny hery fiarovana mba hisorohana an'ireo karazana aretina @ izao andro izao 😬😰
Azo atao tsara ny mampiasa ny zinc colloïdal sy magnésium ary ny vitamine C hampiakarana ny hery fiarovana 😊

👉Magnésium : toe-batana tsy mitana calcium (spasmophilie), Manampy anao hiady @ rarin-tsaina (stress), Dépression, tsy mahita torimaso.
Mitaintaina lava, mitohana, fadim-bolana maharary, olan'ny tranon-jaza

👉Zinc colloïdal : prostate, infertilité et impuissance sexuel ( olan'ny taovam-pananahana) , manatsara hoditra, misoroka ny fihitsanan'ny Volo aloha loatra, mamono virus sy bactéries, mamerina hery sy tanjaka ho an 'ireo marary na avy narary

👉 Vitamine C pur : sakafon'ny fo sy ny saina, mampitombo hery fiarovana, mampatanjaka, manadio rà sy lalandrà, manala ny tavy ratsy

Afaka manao commande eto @ pejy Mp na 0346597984
Magnésium colloïdal 25000ariary
Zinc colloïdal 25000 ariary
Vitamine C pur 15000ariary

Manao livraison

26/03/2024

Tongolo mena lomana vinaigre de cidre
Mihinana 1 sotro isan'andro

-Mampiakatra hery fiarovana (ho avy zao ny sery fa ho ririnina)

-Mampiakatra zinc (ho an ireo lehilahy somary tsy mahavelona tsara)

Mampitombo fitadidiana (ho an ireo mpanala fanadinana indrindra ,tsy hoe akaiky examen vao manao an io an)

Mampazoto homana

08/03/2024

Salama ee 😊😊
Faly miharahaba ny vehivavy @ izay andronareo izao😊
Aza adino fa tena tsara ho an'ny vehivavy ny magnésium ah🥰
Anisan'ny oligoéléments tena ilain'ny vatantsika ny magnésium
Ary maro ny tombotsoa azo aminy😊

Ny magnésium dia mampiakatra ny hery fiarovana sy mampatanjaka mety ho an'ny olona kelikely hery sy avy narary
Mamerina torimaso amin'ny laoniny koa ny magnésium , manala stress
Mamaha an'ireto olana ireto koa ny magnésium : dépression, palpitations, spasmophilie, règle douloureuse ,sns
Ny akondro , pastèque, chocolat,... Anisan hahitana magnésium

Afaka atao ihany koa ny manjifa ny magnésium colloïdal madanat 😊😁

25000ar ny 500ml
Manao livraison sy mandefa any @ faritra
Mp na 0346597984

"Harena ny fahasalamana "😊

28/02/2024

23/02/2024

🙂

Manasa antsika ho ao amin'ny "Radisson blu" Ambodivoina izahay Madanat rampitso 24 fevrier 2024, hiresaka momba ny fahasalaman'ny saina isika.
Tongava maro fa resaka mahaliana no ao, iarahana amin'ny profesora maromaro sy matihanina momba ny fitsaboana ny olana aran-tsaina.

09/01/2024

Salama ee
Miparitaka indray Zao n valanaretina @ maso
Aza adino fa ny argent colloïdal Dia azo tsika hapiasaina hijabona ny maso
N'y vidiny ve ?
Tsy miova fa 25000ar ihany
Manao livraison sy Mandefa any @ faritra
Mp n'a 0346597984

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
102