Mamalisa mih
✨Mise en beauté ✨
Pack mariage , tresse ,onglerie, makeup
Service sûrplace ou à domicile
☎️0320299940
20/12/2025
Félicitations ma belle client satisfait 😘🥰🙏
Onglerie
Makeup simple
Contact: 0320299940
Lieu : maison de Cartier manga kaika la grotte
13/12/2025
Coiffure tendance amizo sod tara lamody bojira 🥰😂
Zahay ato manao style ty mitongava anovako azy fety ty
Mila maka rendez vous manao azy ty masera 🤔
☎️ 0320299940
13/12/2025
Misaotra atrany taminy fatokisana 🙏
Ma belle client 🥰
_ tresse à mèche
_ makeup simple
_ pose faus ongle
Encore félicitations 🎊🥰
11/12/2025
Ôoooohhhhh Merci 1000fois Jesus 🫶🙏🙏🥰😅🥹
Mety olona 5 eo no ahazo Cadeau pose faus ongle gratuit aty aminay fa tena faly lotra zäh zany 😅😅😅😅
Nb : aza miala lavitra ! Partager, like, commenté 🥰
Anjary fety ty 🥰🙏🎊💅
10/12/2025
Hello Hello hello 👋
Izahay ato amn Jireh Beauté dia mametaka extension cheveux
Koa asa misalasala manao amanjana aty aminay fa vonona izahay anome fahafampo ho anareo 😘 🫶
🏠 Toerana tsy miova Maison de cartie manga eto akaiky la grotte
☎️. 0320299940
07/12/2025
______ Tonga ny mèche tsika ______
Disponible ao amin'i Jireh Beauté
🏠 lieu : Maison de cartie manga eo akaiky ( la grotte)
01/12/2025
Amarana ity taona ity amboninahitra izao sy anao‼️
Aiza jiaby nareo majunga tia rah bojo reny 🤣 ao jerena fa reo sisa ‼️
Nanino ma anàreo majunga eto te anano zaka tsara bé nefa tia rah mora 🤣🤔( bojo )?
Tena lasa ny saiko fa manina reh ? Manina nareo lasa saribavy tsy ahy nefa sode mba anjara n'ola iany 🤧
21/11/2025
Inona ny zavatra nataonao dé aveo nanenena nao ny nanao azy ‼️⁉️
Moi: Nanapaka anio volo lava be io 🤧🤣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
