Kolo Endrika Natoraly

Kolo Endrika Natoraly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kolo Endrika Natoraly, Beauty Store, Behoririka, Antananarivo.

17/08/2023

Efa Tonga ny crème anti acné izay andrasantsika rehetra
15000ar ihany ny vidiny
Livraison possible tana et province 🚛
Mp ou 0384848305

02/03/2023

Ho an 'ny zanakintsika indray Ireto
➡️Produits soin cheveux pour enfants
À base de beurre de karité et huile d'olive
Izay tena manatsara volo tokoa na tsotra na ngita na curly (Mampahazo aina ny volo)
☑️Mampaniry volo
☑️Manala vakivaky
☑️Mampatevina volo
☑️Mi hydraté volo
☑️Mampijanona ny fihintsanan'ny volo
☑️Manome boucle ho an 'ireo curly kely
➡️Shampooing 2en1 (435g)
➡️Masque 600g

👉Prix Gamme 30000ar
Afaka vidina misaraka ihany koa

Livraison possible 🛵 tana et province 🚛
Mp ☎️0342929352 / 0384848305

23/12/2022

‼️Bye bye Mony‼️
Natao ho anao manana tarehy misy Mony ity
Crème anti-acné
Efa nandalo dermatologue
Manala ireo Mony sy point noir
(Na Mony lehibe aza)
Manakana ny fitsirin 'ny Mony
Manala tasy navelan'ny Mony
Mampalandina sy manazava hoditra
Mandaitra avy hatrany,tena Tsara
Prix 15000ar
Livraison possible tana et province 🚛
Mp ou 0384848305.
0342929352

23/12/2022

Ho anao sahirana Amin 'ireo Mony
👉Natao ho anao ity 👇
Anti- acné crème
Manala ireo Mony sy point noir ,na ireo mony lehibe aza
Manakana ny fitsirin 'ny Mony
Manala tasy navelan'ny Mony
Manazava hoditra sy Mampalandina tarehy
Mety @ lehilahy sy vehivavy
Tsy misy effet secondaire
Efa nandalo dermatologue ,tsy misy atahorana
Mandaitra tsara sy haingampiasa
Prix 15000ar

Livraison possible tana et province 🚛
Mp ou 0384848305

16/12/2022

Ho anareo lehilahy
Huile MANABE sy manalava Filahiana
Azo antoka sy mandaitra Tsara
Tsy misy effet secondaire
Prix 15000ar
Livraison possible tana et province
Mp ou 0342929352 / 0384848305

Photos from Kolo Endrika Natoraly's post 09/12/2022

HO AVY Ny FETY
Aza tara fa efa Tonga ny 👇
Crème immediat claire ilay tena Tsara
Manala tasy rehetra (panda,Mony, point noir, mangana,main 'ny masoandro...)
Manadio, Manafotsy
Manala mainty @ faritra hafa ihany koa
Tsy mahamenamena
Mety @ type de peau rehetra
➡️Prix 20.000ar (130ml)
30.000ar (435ml)
👉Vita avy Amin'ny carottes
❌Tsy misy effet secondaire❌

Livraison possible tana et province 🚛
Mp ou 📱0384848305 📱0342929352

Photos from Kolo Endrika Natoraly's post 08/12/2022

Aza tara fa ho avy ny Fety e
➡️Crème immediat claire ilay tena Tsara ity
➡️Manala tasy rehetra @ vatana , tarehy ,(panda, mangana,Mony , point noir)
Tsy mampamenamena tarehy
➡️ Manafotsy ny faritra mainty toy ny elakelampe, helika,tenda,lohalika ...
👌Tena efficace tsara sy mampamanja be
➡️Prix 👉20.000ar
👉30.000ar
❌Tsy misy effet secondaire❌
(Vita avy Amin'ny carottes)

🚛Livraison possible tana et province
Mp 📱ou 0342929352 / 📱0384848305

06/12/2022

Crème immediat claire
Aza tara fa tena Tsara ity
Manala haingana ireo tasy sy panda,Mony , ride, cerne, mangana, point noir @ tarehinao
Mampazava izay faritra rehetra misy tasy mainty helika, tenda, lohalika, elakelampe,...
Manafotsy sy Mampalandina hoditra
Vita avy @ carotte 🥕
Tsy misy effet secondaire
Prix 20000ar 130ml
30000ar

Livraison possible tana et province 🚛
Mp ou 0342929352 / 0384848305

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Behoririka
Antananarivo