Mazava aina

Mazava aina

Share

Ny fahafam-po anao mpanjina no fifalianay eto amin'ny mada 102 boutique

29/04/2025

BOITE A EPICE ,SEL,SUCRE, CAFÉ,RIZ etc...PM 15.000ar GM 20.000AR
avec robinet ,tsy mila manokatra fa tsindrina ny bouton dia mivoaka ny zavatra ao anatiny
:15.000ar
: 20.000ar
En plastique accrilique matevina tsara an!!
PRATIQUE TENA PRATIQUE TSARA AN
MISY VIDEO FAMPIASANA AZY AO AMIN'NY COMMANTAIRE AO (PHOTO REEL DAHOLO IREO,efa misy fametahana azy an)mametaka sisa ianao ka
Boutique : Antanimenakely Ampitatafika
Livraison TANA/PROVINCE
0345377729/0348158172/0332662525/0328072356

21/08/2024

20.000ar monja izy rehetra,20pieces izy ireo
IZY REHETRA IREO 20.000ar LEHIBE IREO,20.000a
20Pieces luxe, matevina, qualité=20.000ar
Couteaux de cuisine+ sotro fourchette=20.000ar
-SOTRO 6pieces SY FOURCHETTE 6pieces matevina sy mihaja tsara
-couteau de cuisine ;ANTSY BE 2,FITETEHANA 1,FANDRANGITANA 1,HETY 1,FAMOHASANA1, COUTEAU DE FRUITS LÉGUMES 2
0348158172/0345377729/0348935345
BOUTIQUE : Antanimenakely ampitatafika
Livraison TANA/PROVINCE

01/07/2024

,RAHA MILA SPEAKER TENA TSARA FEO ITY MISY
SPEAKER MANDONA BE TSARA FEO BE=40.000ar
TENA TSARA LOATRA,AFAKA MITEST TSARA
SPEAKER PRO avec panneau et torche Misy FM RADIO 500m=40.000ar/Misy panneau /misy lampe
Radio, bluetooth,carte,usb,aux
TENA TSARA FEO,TENA MANENO SY MIDOBOKA BE,tsy mikarantsana, batterie 6h a 12h
-TSY MILA COURANT FA EFA MISY PANNEAU NY VATANY charge automatique,,fa afaka chargena courant ihany koa
-MODEL GM fa tsy kely, MAVESATRA, VAOVAO sous carton original,
RAHA MILA SPEAKER MAHARITRA BATTERIE,TSARA FEO,SY MATEZA DIA ITY VIDIANA (mi-test vao mandoha vola)
0345377729/0348158172/0332662525
Livraison TANA/PROVINCE
BOUTIQUE :TANA/PROVINCE
Mp direct fa tsy commentaire raha mila zavatra tena tsara

02/05/2024

LUXE,LEHIBE,COMPLET,Vaovao be=75.000ar
Garantie 3mois 75.000ar au lieu de 95.000ar
SOUS CARTON ORIGINAL COMPLET=75.000ar
MACHINE A CAFÉ COMPLET= 75.000ar
VAOVAO SOUS CARTON ORIGINAL, QUALITÉ FRANCE,TONGA DIA MAMPIASA SISA IANAO FA COMPLET IZY,EFA MISY FILTRE
3en1,Afaka anaovana,Dites, chocolat chaud, café mazava ho azy,efa complet tsara
12tasses,tsy mila mampangotraka rano intsony,tena hoe mandray vonona ianao
Mp ary na 0345377729;0348158172;0332662525
Boutique : Antanimenakely ampitatafika
LIVRAISON TANA/PROVINCE
-tandremo ny mpisoloky,ity ihany no page-nay andefasana na mandefa mp rehefa manao commande ianao

22/04/2024

SABA LEHIBE,MATEVINA TSARA,=20.000ar
TENA LEHIBE SADY AVO,40cm , CERAMIC IONIC,TSY MIRAIKITRA,AFAKA ANDRAHOINA SAKAFO REHETRA REHETRA
-Mety amin'ny fatana rehetra rehetra mihintsy, CHARBON, INDUCTION,GAZ sns....
0348158172/0345377729/0328140323
Boutique : ANTANIMENAKELY AMPITATAFIKA
LIVRAISON TANA/PROVINCE
Aza variana manoratra commentaire sy manontany prix fa miantso na mandefasa mp,mandalo ny tsara sy mora ary matez

Photos from Mazava aina's post 19/03/2024
11/03/2024

JEREO ANIE ILAY VIDEO E,TSARA LOATRA ILAY LED
LED MIHAJA BE , DÉCORATION MURAL avec détecteur
25.000ar ny iray (1)40.000ar ny paire 2pieces MORA BE 2ISA NO 40 .000Ar raha mividy iray 25.000ar
WATERPROOF MAHAZAKA RANO TSARA, batterie tsara be,8 a 12h ny,mahavita alina tontolo Mi-charge automatique izy vao mahazo mazava
Intérieur/extérieur tena tsara loatra izy ity
Mihaja kely tena manaingo rindrina mihintsy,matanjaka mazava mateza
Mp ary na 0345377729,0348158172,0332662525
Boutique : Antanimenakely Ampitatafika
LIVRAISON TANA/PROVINCE
Vao mandalo ny olona dia mirehitra ny jiro,alaivo sary an-tsaina anie ny fipetahana eo amin'ny rindrinao e,tena tsara loata

Photos from Mazava aina's post 05/03/2024

LA BACHE MATEVINA BE 2*3m =20.000ar
Tena mety be ity na ho avelatra rehefa mitsangantsangana aza anieee
TENA ILAY MATEVINA BE MIHINTSY
MAHARO ORAM-BE TSARA,,EFA MISY FIXATION
Afaka ampiasaina amin'izay tinao anaovana azy, pratique be mihintsy ary tena mateza,mahazaka orana/masoandro
0348158172/0345377729/0328140323
Boutique : Antanimenakely Ampitatafika
LIVRAISON TANA/PROVINCE
RAHA MILA REFY HAFA DIA MIDITRA MP AZAFADY FA TSY MAMALY COMMENTAIRE FA TSY ARAKA,NA JEREO ILAY SARY FA MISY PRIX MIPETAKA SY REFY

Photos from Mazava aina's post 05/03/2024

LA BACHE MATEVINA BE 2*3m =20.000ar
TENA ILAY MATEVINA BE MIHINTSY
MAHARO ORAM-BE TSARA,,EFA MISY FIXATION
Afaka ampiasaina amin'izay tinao anaovana azy, pratique be mihintsy ary tena mateza,mahazaka orana/masoandro
0348158172/0345377729/0328140323
Boutique : Antanimenakely Ampitatafika
LIVRAISON TANA/PROVINCE
RAHA MILA REFY HAFA DIA MIDITRA MP AZAFADY FA TSY MAMALY COMMENTAIRE FA TSY ARAKA

22/02/2024

PRIX D'USINE,300w,LEHIBE 1m10cm ny refiny=95.000ar
95.000ar au lieu de 140.000ar NOUVEAU MODEL
MANDEFA EN GROS,SADY NOUVEAU MODEL ITY
LAMPADAIRE GM 300W TONGONY VY BE=95.000a
95.000ar AU LIEU DE 140.000ar,TENA MORAAAA
ILAY TENA LEHIBE TSARA,METY AMIN'NY POTO BE, ESPACE,TOKONTANY LEHIBE,LAVARANGANA , TERRASSE,SNS.......
-300W tena mazava loatra,tena MAZAVA BE
-Tongony vy be,misy commande a distance
-6maso be izao
-autonomie tena maharitra an,NEFA DIA MIREHITRA PERMANENT,(AUTOMATIQUE
-12h be izao mirehitra foana,tsara NEFA TENA MORA LOATRA,95.000ar monjaaa
Mp ary na 0345377729/0348158172/0385377728
BOUTIQUE : ANTANIMENAKELY AMPITATAFIKA
LIVRAISON TANA/PROVINCE,
facture misy NIF/STAT
NY TSARA SY MORA HATRANY

21/02/2024

LAMPADAIRE GM 300W TONGONY VY BE=95.000a
Ilay TENA LEHIBE AN 1m 10 cm miaraka support
60*23 ilau vatany misy jiro fotsiny
95.000ar AU LIEU DE 140.000ar,TENA MORAAAA
ILAY TENA LEHIBE TSARA,METY AMIN'NY POTO BE, ESPACE,TOKONTANY LEHIBE,LAVARANGANA , TERRASSE,SNS.......
-300W tena mazava loatra,tena MAZAVA BE
-Tongony vy be,misy commande a distance
-6maso be izao
-autonomie tena maharitra an,afaka atao permanent tsara,
-12h be izao mirehitra foana,tsara NEFA TENA MORA LOATRA,95.000ar monjaaa
Mp ary na 0345377729/0348158172/0385377728
BOUTIQUE : ANTANIMENAKELY AMPITATAFIKA
LIVRAISON TANA/PROVINCE,
facture misy NIF/STAT
NY TSARA SY MORA HATRANY

21/02/2024
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ratsimamanga
Antananarivo
102