Tsutsu rah karimbola
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsutsu rah karimbola, Health/Beauty, Antananarivo.
26/01/2025
Cc Maman
Efa tena amtaonany tokoa no nijorony maman karimbola na tsutsu Rah, efa tena Maro ireo nahazo zaza soamatsara ary ireo sitrana soamatsara teto amiko, Tsy mitsahatra misaotra ireo olona zay nametraka fitokisana teto amiko indrindra ho anareo any aminy faritra, Mankasitraka indrindra tompoko aminy fitokisana,
Mbola vonona hatrany anome ireo toromarika rehetra mba ampizotra hatrany ny traitement izay ataotsika
Aza misalasala ary miantso na miditra Mp avy hatrany
0347448042
0385806408
03/09/2024
Felicitation maman ah 😍😍🙏
Averiko keli fona oe tsi Andramana n traitement antsika fa tena atao amzai mande tsara arakin tokoni ho izi, sami mahazo resultat tsara isika amzai,eto fona anoro hevitra, Ra misy ny tsi azo afaka manotani fona na isanandro ari mba ampirindra tsara n traitement ataotsika,
Tsi miova n numero azaona anah, aza misalasala miantso na miditra mp
0347448042
0385806408
27/04/2023
11/05/2022
Ny fitondràna vohoka sy ny tsy fahitan-tory 😴😴 (tsiahy)
Salama daholo 😊
Ankoatra ny maloiloy, misy rivotra, mitoana… dia tena mampijaly ny bevohoka ny tsy fahitàn-tory. 😣
Miseho kely izany @ 3 volana voalohany, saingy any @ 3 volana farany, indrindra ilay iray volana alohan’ny tsy haterahana no tena mafy be.💔
1⃣ Ny antony matetika dia:
🌷Ny tebiteby sy fiovan’ny vatana (fiomanana @ fiterahana sy fampinonoana)
🌷Tsy fahazoana aina: satria mihangeza ny kibo ka izay paozy rehetra atao toa tsy mety avokoa, ny zaza koa mihetsika be @ alina 👶❤
🌷Ireo zavatra mpitranga @ alina: masin’aty, sempotsempotra, marary lamosina, poritra lava, crampes… 😭
2⃣ Ahoana no atao mba hihatsara ny torimaso❓
Na tsy ampy torimaso aza ianao dia tsy misy fiatraikany ratsy @ zaza, ☝ saingy mila mitady vahaolana isika satria ilaina ny ampy torimaso, sady rehefa hampinono koa mbola hiari-tory foana 😬:
🌻 Ezaho ahena ny fatoriana atoandro (sièste). 20mn farafaha betsany ary aza atao aorian’ny @ 4ora hariva ⏰
🌻 Ny position tsara indrindra dia ny MIORIRANA AVIA. Raha tsy mahazo aina dia mampiasà coussin de grossesse, atao somary avo ny tongotra mba hampiverina tsara ny rà
🌻Ahena ny fampiasàna écran rehefa hariva (aleo mamaky boky) 📔
🌻 Ny sakafo be magnésium dia manampy @ torimaso, aza manao voky loatra
🌻 Fadio ny zava-pisotro misy caféine 🍸 (café, jus misy gaz…), aleo atoandro no misotro rano betsaka ary ahena rehefa hariva (mba tsy hi-pipi be)
🌻 Manaova fihetseham-batana malefaka: lomano, dia an-tongotra, yoga prénatal…
⚠ Ny fanafody fampatoriana dia FERANA ho an’ny bevohoka (raha tsy hoe nomen’ny dokotera).
🍵Misy karazana dité manampy amin'ny torimaso kosa (mety @ bevohoka) vidiana eny @ parafarmasia, anotanio tsara ny fampiasàna azy sy ny fatra. Averiko ihany fa tsy tokony hampiasa huiles essentielles ❌🚫
Zay ary fa mirary soa e 😘
30/04/2022
Lehibe Andriamanitra 😍voninahitra ho Azy irery iany,maman avy ani Fort Dauphin indrai no nahazo harena kely androan,
Félicitation maman 😍😍💜
Mivavak hatrani ho anireo clienteko mbola anatin traitement tanterak ari manentana hatrani ireo mbol manana fisalasalana,
14/04/2022
Mitombo isanandro ireo maman afampo tanteraka am fampiasana KARIMBOLA ,karimbola tena iz tsi mifangaro azo antoka tsara,Tsara fona ny mampiasa zavatra natoraly ho ani fahasalamantsika vehivavy ,
Mankasitraka hatrani ireo maman nametraka fitokisana tamiko ari mbola manentana iany koa ireo mbola misalasala ,tsi ho veri vola ianao ari ahazo fahasalamana tanteraka😊
09/04/2022
cc maman 😍
Arabaina manokana clienteko nahazo fahasoavana be androani maraina ah ,Nanomboka traitement tamle 16 mars ,volana avril tsika zao ,nahazo harena kely izy,mila fahavonona amtsika tsirairai avy n traitement ari tsi ANDRAMANA fa tena atao ,Mirarisoa hatrani ho anireo clienteko mbola anatin traitement 😍😘
08/04/2022
Tsar ho fantatra maman ah😍
Salanitra e 👋😃
Ny fihinanana dattes mandritra ny fitondràna vohoka indray aloha no ‘ndeha resahana fa ela isika izay tsy niresaka momba ny rakibo e !!!! ❤🌴
Tsy zoviana aminareo intsony fa manafaingana ny fiterahana ny fihinanana dattes ⏰⌛. Tena marina izany 🙆 ao anatin’io voankazo io dia voamarina fa misy singa mitovy fiasa @ hormone ocytocine ka mahatonga ny col ho vetivety dia misokatra, sady misoroka ny hemorragies na fahaverezan-drà betsaka, no manampy @ famokarana rononon-dreny
👍👍👍
Tiako nefa ny milaza aminao rakibo fa tsy izay ihany no vokatsoa azo avy aminy 😊 :
✔Manan-karena fibra izy ka misoroka ny fitohanana (mafy tay) izay mpahazo ny bevohoka 🙄
✔Manan-karena fer koa ka misoroka ny tsy fahampian-drà 🆎🅾
✔Ny manezioma ao anatiny dia mampihena ireo ranjo sy hozatra manakotsako na ny crampes 😣
✔Manakarena folate ka manampy be @ fivoaran’ny atidohan’ny zaza ao am-bohoka
✔Manan-karena vitamine K ka manamafy tsara ny taolan’ny zaza
Mbola misy vokatsoa maro hafa fa ireo no tena hoe misongadina
📆 Afaka mihinana tsindraindray mandrira ny fitondràna vohoka
📆 1 volana alohan’ny fiterahana kosa dia tsara kokoa mihinana isan'andro ianao.
👉 Singany 7 isan’andro dia efa ampy 👌
Soa ihany koa fa izay dia ampy fa tena hamamin'izay zavatra izany 😯 Manodidina ny 20.000ar eo ny kilao izao fa raha tsy afaka mividy @ kilao dia misy mivarotra an-tsinjarany eny @ pavillon analakely manamorona ny arabe eo akaikin’ny mpivarora legioma eo eeeeeee dia mividy tsikelikely ianareo 😉😘
Mifarana sahady reto ny herinandro koa 😯
26/03/2022
❤
Only God can give us the gift of creating the 9 greatest months of love in the world ♥ ️ ♥ ️ ♥ ️
19/02/2022
Cc maman 😍
Tsy mitsahatra ny manome vokatra tsara ho anao fona zahai 😊
Arabaina hatrani ireo maman naazo resultat teto amnai, ari mbola manentana ireo manana fisalasalana am fampiasana KARIMBOLA, efa tena bedeb ireo naita vokantsoa tam fampiasana azi, averina kely ho anireo zai mbola tsi nahalala.
🌱 karimbola 🌱
👉 Manafana sy manadio tanterak ny tranonjaza, ho anireo maman sairantsaina mafy tsi mety maazo zaza ef mis vahaolan tsara eto amnai😊
👉 Mandevona tanteraka ny kyste sy fibrome
👉 Manafaka ny perte mis fofona sy ny mangidihidy ari n olana arapanahana rehetra
👉 Mandamina cycle mikorontana.,ny regle tsi nande amambolana maro, ny regle mande tsi mis fijanonani
👉 Manafaka aretin'Aty sy aretimbavoni, ar mampisakafo ho ani malaikomana (manokatra vavoni)
👉 Manadio tanterak ny kibo ary manala rivotra
👉 Manafaka ny trompe bouché
👉 Miaro am fausse couche matetika sy ny homamiadany tranonjaza
Koa rah mahalina anao ari midira Mp na miantso avy hatrani
🛑0347448042
🛑0324396736
👉 Livraison Possible TANA /colis PROVINCE 🚐
27/01/2022
Cc maman
Efa tonga maro be indrai n fanafoditsika ato ah
Aza misalasala intsoni manao commande fa efa maro be ireo naita vokatra teto aminai
Averina kely iany ho anireo zai mbola tsy mahalala ah,
Karimbola dia hazo avy ani am faritra morondava manasitrana ireo aretina maro be
Ho ani maman zai tena sairantsaina mafy mitady harena kely dia efa manana vahaolana amzany izahai, sady manafana no manadio tanterak ny tranonjaza
Mandamina cycle mikorontana, mamerina regle tsi tonga amambolana maro, mampijanona regle mande tsi misy fijanonana, indrindra ireo nanao FISA ka te amerina aradalana ny regle
Mandevona kyste sy fibrome anatiny fotoana fohy
Manafaka ny perte mis fofona sy ny mangidihidy ary ireo olana arapananahana rehetra
Miaro am homamiadany tranonjaza sy ny fausse couche matetika
Manala ny trompe tsentsina
Manafaka aretimbavoni sy aretin'Aty
Manadio ny anati kibo rehetra
Afaka miditra Mp avy hatrany ari zai tena liana sy vonona hanao traitement tsara
0347448042
0324396736
Livraison Possible TANA/PROVINCES
15/01/2022
Cc maman
Faly fona zahai mitondra zavatra vaovao be ho anareo, zai cliente nadalo teto aminay dia naazo vokantsoa daholo,
Koa manasa anao ary tsi hisalasala ampiasa ny hazo natoraly KARIMBOLA fa tena efa maro be ireo naita vokantsoa teto aminai
- Manadio tanteraka ny tranonjaza sy manafana kibo ho ani maman maniry mafy ny ahazo harena kely
- Mandevona kyste sy fibrome anatiny fotoana fohy
- Manafaka perte misy fofona sy n mangidihidy ary ireo olana arapananahana
- Miaro am fausse couche matetika sy n homamiadani tranonjaza
- Manafaka ny trompe bouché
- Manala aretin'Aty sy aretimbavoni ary mampisakafo ho anireo malaikomana
- Mandamina cycle, mamerina regle tsy nande amambolana maro indrindra ireo avi nanao FISA ka tsi niverin aradalana n regle, ireo regle mande tsi misy fijanonana
Afaka miditra Mp na miantso avy hatrani izay tena vonon anao traitement ah, 0347448042
0324396736, vonona ny amaly ireo fanotanin tinareo ho ampetraka izahai😊
Livraison possible TANA/ PROVINCE
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
