So Curly MG

So Curly MG

Share

So Curly est une entreprise Malgache spรฉcialiste dans le retour au naturel et la repousse des cheveux

Photos from So Curly MG's post 30/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐ŸŒน Mendrika ho anโ€™ny ยซ maman ยป izay manao aina tsy ho zavatra mba hahasambatra ny ankohonany isanโ€™andro ireto fanomezana izay tena mahafaly azy ireto .

โŒโŒ Tsy mbola taraika raha izao no hijery cadeau satria mbola misokatra hatraminโ€™ny 17h ireo boutique no afaka manao livraison izahay ๐Ÿฅฐ

โžก๏ธ Mbola misy tolotra maro hafa

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1517836427024550&id=100063946216749

Photos from So Curly MG's post 29/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Tsy hanaika mihintsy ianareo fa rampitso vo afaka miantsena hony e โ˜บ๏ธ Omena vahana ianareo maman sy future maman ka mitohy hatraminโ€™ny 31 Mai ny offre promotionnelle. Sady niampy ireo an ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
โŒโŒ Mbola mitohy ihany koa ny jeu partage

โžก๏ธ Aza taraika fa tsy maro ny stock !!! ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ  Valable en boutique sy sur livraison
Afaka mandefa aminโ€™ny faritra.
๐Ÿ“Œ ๐“๐š๐ง๐š - ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š - ๐“๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž

29/05/2026

๐ŸƒโœจMiavaka hatrany ny ๐—น๐—ฒ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ-๐—ถ๐—ป ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฟ aminโ€™ny maha ยซ ๐—ฎ๐—ฐ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐—ฐ๐—น๐—ฒ๐˜€ ยป anazy. Mamelona indray ny boucles very, mitsabo ny volo simba โ€ฆ

โžก๏ธ Natao ho anโ€™ny volo mbola tsy folaka, sarotra karakaraina. En transition โ€ฆ manao retour au naturel.

โŒโŒ Raha volo efa mahazo boucles sy salama, naturellement bouclรฉs kosa leave-in hafa no mety aminao . Mp o ๐Ÿ’ฌ

28/05/2026

๐ŸŒนโœจAiza daholo ianareo izay manana volo ๐˜๐˜†๐—ฝ๐—ฒ ๐Ÿฏ๐—– / ๐Ÿฐ๐—” / ๐Ÿฐ๐—• / ๐Ÿฐ๐—–?

Ireto ny routine idรฉale ho anโ€™ny volonao :

๐Ÿƒ ๐—ฆ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ด ๐—ฆ๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฆ๐—ต๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ถ ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜ :
Ny volo type 3C-4C dia marefo tokoa ka mila shampoing manamafy ny tahombolo sy miaro azy tsy ho mora tapatapaka.

๐Ÿƒ ๐— ๐—ฎ๐˜€๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—›๐˜†๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—”๐—พ๐˜‚๐—ฎ :
Mitondra hydratation lalina, mampalefaka sy mamelona ny volo. Miaro azy tsy ho mora maina ary manampy azy ho mora karakaraina kokoa.

๐Ÿƒ ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ-๐—ถ๐—ป ๐—–๐—ฟ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐—•๐—ผ๐˜‚๐—ฐ๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ ๐—ฅ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ฅ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ :
Manampy mamoaka boucles tsara tarehy rehefa manao styling, sady manome hydratation sy tenue maharitra. โŒ Tsy mikobana

๐Ÿƒ ๐—–๐—ฟ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐—–๐—ผ๐—ถ๐—ณ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ :
Ampiasaina hanaovana scellage aorianโ€™ny leave-in mba hitazonana tsara ny hydratation ao anaty volo. Vokany : boucles maharitra sy volo mangirana.
Ary azo ampiasaina andavanandro ihany koa na rehefa mirandrana.

๐Ÿ’ก Fampiasana anazy : ao aminโ€™ny commentaire ๐Ÿ’ฌ

๐Ÿ  Disponible de suite :
๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ฎ - ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ - ๐—ง๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ

28/05/2026

๐ŸŒนโœจ Ity pack ยซ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป ๐—ฆ๐˜‚๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—บ๐—ฒ ยป ity no nofandrobahanareo indrindra taminโ€™ity offre spรฉciale fรชte des mรจres izay mifarana androany 28 Mai Ity .

โžก๏ธ Pack vitsivitsy no sisa ka izay Tonga aloha anio no mahazo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ“Œ Mbola misy ihany koa ireo tolotra hafa miandry anareo โ€ฆ

27/05/2026

โœจ๐Ÿ”ฅ Manome toky hatrany ๐—ฅ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ raha tia boucles mandina, mivoaka tsara ianao โ€ฆ

Produits clean | ingrรฉdients dโ€™origine naturelle ๐Ÿƒ.
โŒ Tsy mikobana.

๐Ÿ  Disponible en format 350g

๐Ÿ“Œ๐“๐š๐ง๐š - ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š - ๐“๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž

27/05/2026

๐Ÿ”ฅโŒ Kely sisa dia tapitra sahady ireo offre promotionnelle spรฉciale fรชte des mรจres !!! Tolotra tsy miverina ireo. Araraoty !!!

๐Ÿ  ๐— ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฏ๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ผ 07h30-17h00

๐ŸššManao livraison sy mandefa aminโ€™ny faritra

26/05/2026

๐ŸŒนโœจ Identifieo ary i @ zandry fa izy hony hanolotra anโ€™ilay ยซ pack en promotion ยป ho anโ€™i zokibe toa reny aminโ€™izao akaiky fetinโ€™ny reny izao . ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

โžก๏ธ Mbola misy maro aza hisafidianana ireo tolotra en promotion. Kely sisa ka araraoty . ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ๐Ÿ‘‡๐Ÿผ

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1509748097833383&id=100063946216749

25/05/2026

๐ŸŒนโœจ ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฒ-๐—ถ๐—ป ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฟ : efa 06 taona sahady nanampiany anโ€™ireo izay en transition, na izay mamerina boucles simba .

โžก๏ธ Iza avy mbola mamerina boucles simba any?

๐Ÿ  Disponible en format 250ml sy 500ml
๐Ÿ“Œ ๐“๐š๐ง๐š - ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š - ๐“๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž

23/05/2026

๐ŸŒน๐Ÿ‘‘ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป ๐—ฒ๐—ป ๐—ข๐—ฟ, ho anโ€™izay tia boucles mivoaka tsara sy maivamaivana, mahazo volume.

Ny ao anatiny :
โžฐ Shampoing solide lait de coco
โžฐ Masque capillaire 3en1 | 250ml
โžฐ Leave-in lattรฉ 250ml
โžฐ Elixir extra pousse 50ml

โžก๏ธ 90.000Ar au lieu de 100.000Ar

๐Ÿ“Œ ๐“๐š๐ง๐š - ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š - ๐“๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž

Photos from So Curly MG's post 23/05/2026

โœจ๐ŸŒนManandanja tokoa ny ๐—ฏ๐—ฎ๐—ถ๐—ป ๐—ฑโ€™๐—ต๐˜‚๐—ถ๐—น๐—ฒ eo aminโ€™ny fikarakarana volo, raha tianao ho salama, hamiratra ary hitsiry tsara ny volonao โœจ

โŒโŒAza adino fa ao anatinโ€™ilay ๐—ฃ๐—ฎ๐—ฐ๐—ธ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐˜€๐˜€๐—ฒ , ๐—ฉ๐—ผ๐—น๐˜‚๐—บ๐—ฒ & ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ-๐—ฐ๐—ต๐˜‚๐˜๐—ฒ dia efa ahitanao azy aminโ€™izao promotion izao .

๐Ÿ“Œ๐“๐š๐ง๐š - ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š - ๐“๐š๐ฆ๐š๐ญ๐š๐ฏ๐ž

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1509748097833383&id=100063946216749

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo