Baume sakatavilotra
🛑🌱🌿Alliances Bio-thé 🍃🍃🍀est une entreprise Malagasy de Raokandro en vente libre"Baume Sakatavilotra"❤💚💙💛
25/03/2026
Mariana aloa fa tsy magie na koa miracle araka ny fiheveran'ny olona sasany azy ity Raokandro Nohatsaraina Baume Sakatavilotra ity fa ny soa manokana avy aminy amin'ny maha natoraly azy no sitrahana.
Manasa anao ary hanjifa izany ao amin'ny boutique Sainte Thérèse Bemasoandro Itaosy na koa ao Betavohangy Itaosy téléphone 034 69 986 43 & 034 81 958 21, manao livraison ary mandefa any amin'ny faritany izahay.
25/03/2026
Ny Raokandro Nohatsaraina Baume Sakatavilotra dia 100% natoraly noho izany dia tsy misy voka-dratsy ny fampiasana azy, mandaitra sy haingam-piasa izy ary mora vidy sy tsotra fampiasa, tsy voatery ho mila mpanotra fa ahosotra tsara fotsiny iany dia mivaha ny olana.
19/03/2026
Raokandro Nohatsaraina Baume Sakatavilotra Fahasalamana ho ahy sy ho anao.
Io ilay ravikazo antsoina hoe Saka Sakatavilotra izay maro isika no mametra-panotaniana mahakasika azy, famille dingadingana izy Marobe ny soa azo aminy ara-pahasalamana, manala mangididy, fanaintainana, kohoka.
Ampiasaina indrindra amin'ny nerfs sciatique, crampes musculaire, arthrose, rhumatisme, courbatures, douleurs musculaires.
Manasa anao ary hanjifa izany ao amin'ny boutique Sainte Thérèse Bemasoandro Itaosy na koa ao Betavohangy Itaosy téléphone 034 69 986 43 na 034 81 958 21. Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritany.
06/01/2026
Maoraka etsy sy eroa ny valan'aretinkoditra izay mampitebiteby ny maro, 👉 ampangotrahana ny ravina Sakatavilotra dia androana na koa anasana ny faritra manontolo dia sitrana ny aretina.
🟢Misy ianikoa ny Raokandro Nohatsaraina Hoan'izay tsy mahita na koa tsy manana, mivarotra izany izahay ary mandefa any amin'ny faritra.
Soava tsara aby isika ahatafita ity taona 2026 ka samy ho tratra soa ny 2027🙏
22/11/2025
21/11/2025
🟢 Izay maha-kolokolo manana ny soa e. 🥰
👉 Gommage, masque, crème visage Soa Malandy, manadio sy manatsara ary Mampalandina ny hoditry ny tava,
Manala kentrona ianikoa, maha tanora lalandava.
Téléphone 034 69 986 43, manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra.
16/11/2025
🟢Manasa anao hatrany anjifa ny mahasoa rehetra ao amin'ny boutique Sainte Thérèse Bemasoandro Itaosy na koa ao Betavohangy Itaosy, indrindra dia ny Raokandro Nohatsaraina Baume Sakatavilotra,izay manome fahasalamana mandrakariva ho anao. 🙏
11/11/2025
24/10/2025
Ny Prostate dia taova
Miantoka ny fahasalamana sy ny fahavelomana eo amin'ny maha olona, mandrindra tsara ny fiasan’ny taovampananahana, indridra dia ny fivoahan'ny urine sy ny spermatozoïdes.
Miatomboka eo amin'ny faha 40 taonan' ny Lehilahy mazana dia manomboka misedra olana ny Prostate, mety ho fivontosan'ny taova na koa fanaintainana izay mizotra mankany amin'ny homamiadana raha tsy voatsabo.
MAHATONGA NY ARETINA :
🛑 Mety ho loto tafiditra ao anaty tatavia,
Fanaovana firaisana ara-nofo be loatra na koa mety tsy fanaovana firaisana ihany koa anefa.
🛑 Nanao firaisana ara-nofo tamina Vehivavy tsy tomombana ara-pahasalamana samy hafa.
FAMBARAN'ARETINA :
👉 Mipipy matetika, tsy mahalatsaka p**i na tsy mahatazona p**i.
👉 Misy rà any amin'ny faran'ny P**i, Lasa manena kely vao mahalatsaka.
👉 Rehefa avy nip**i dia mbola te hip**i indray afaka kelikely
👉Mety harary ny lamosina,
Lasa malemy ny filahiana
Ny mba hanànana antoka fa salama na tsia ny taova dia manao Échographie, volume 20g na 35g raha be indrindra.
🟢 Hoan'ny lehilahy, aza miandry tara fa misy ny Fanafana misoroka sy Itsaboana izany tena natoraly.
👉Manena ny tahan'ny siramamy any amin'ny vatana ianikoa ity raokandro inty, mahasoa ny olona diabétique ny fihinanana azy.
FANTARO VE?
✍️Afaka atao tsara ny miaro ny vatana tsy ho tratrin'io
✍️Afaka atao ihany koa ny mitsabo azy raha efa misy ireo soritr'aretina ireo ianao
22/10/2025
034 69 986 43 & 034 81 958 21
Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Itaosy Bemasoandro
Antananarivo
