Hi-Shopping Mora

Hi-Shopping Mora

Share

Ndao hanao shopping

04/02/2025

❌BYE BYE ny CERNES MAINTY BE ❌
✨12 boîtes sisa disponible PATCH ANTI-CERNES fanta-daza nandrasan'ny vehivavy sy tovovavy mpanaraka ny pejinay ✨

♻️Inona moa IZANY ity produit ity ?
👉 PATCH ANTI-CERNES / ANTI-AGE / ANTI-RIDES...

♻️INONA AVY NY OLANA/ FILANA VAHAINY ?
* * CERNES: ilay milentika mainty be eo ambany maso
* * GONFLEMENT: ilay bongo eo ambany maso
* * Peaux déshydraté: Hoditra lasa maina vokatrin'ny harerahana
* * Rides & Ridules: Tarehy sy hodimaso lasa miketrona
* * Peaux Ternes: Endrika lasa reraka be tsy dia misy hazavana

♻️NY VAHAOLANA & TOMBOTSOA MAMPIASA AZY:
NB: Tsy ny Patch anti-cernes rehetra no ahazoanao ny résultats izay atolotray eto ambany, fa ireo izay voafantina ihany 😉:

👉Mampihena ny Gonflement (Bongo maso) ho antsika izay mora reraka maso
👉Manazava ilay CERNES mainty be ambany maso ho antsika matetika tsy ampy torimaso ,ny asa, fianarana sns...
👉 Mampiverina ilay hodi-maso lasa nilentika noho ny cernes matetika
👉 Manome Hydratation (Rano) ilay hoditra marefo eo ambany maso
👉 Conseillé ho an'olona tia mikarakara endrika
👉 Pratique be ho an'olona maika lava nefa tia manana endrika mamiratra foana
👉 Mety ho an'ny lahy sy ny vavy (Adolescents / Adulte/ Mature)
👉 Manalefaka sy mampihena RIDES & RIDULES
👉 Afaka atao sy tenda fa tsy maso fotsiny ihany
👉 Effet apaisant, hydratant, rafraîchissant

♻️Inona avy ireo couleur karazany disponible ?
Rouge / Vert / Blanc / Doré

♻️Inona avy ny composant ny PATCH ANTI-CERNES amidinay ?
**Caféine, peptides, ceramides, acide hyaluronique, glycérine, allantoïne, extrait de plantes, extraits de baies, extraits marins, collagene, sy ingrédients secret vitsivitsy mampiavaka ny Patch anti-cernes ato aminay....
**Anisany ingrédients nofantenana manokana hanomezana antoka antsika mpanjifa ny qualité ny produit jifainao ato aminay

‼️PRIX PROMOTION: 35.000Ar la boite (60 patch)
✅Qualité du produit GARANTIE
✅PRODUIT SCELLÉ
✅ SANS EFFET SECONDAIRE

✅Commandez et profitez de la promotion dès aujourd'hui jusqu'au Vendredi 27 septembre à Midi
📩 Commande par MP ou par appel uniquement

✅Livraison possible TANA/ Province à partir de 3000Ar

Photos from Beauty By Tsarafara's post 04/02/2025
04/02/2025
04/02/2025

...𝑩𝒚𝒆 𝒃𝒚𝒆 𝒍𝒂 𝒑𝒆𝒓𝒊𝒐𝒅𝒆 𝒅𝒖 𝑭𝒊𝒔𝒂-𝒃𝒐𝒅𝒚𝒚𝒚 🤫🍑
🍑𝐎𝐛𝐭𝐞𝐧𝐞𝐳 𝐝𝐞𝐬 𝑫𝑶𝑼𝑫𝑶𝑼𝑺𝒀 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐟𝐞𝐫𝐦𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐛𝐢𝐞𝐧 𝐫𝐞𝐛𝐨𝐧𝐝𝐢𝐬 𝐞𝐧 𝐪𝐮𝐞𝐥𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐦𝐚𝐢𝐧𝐞𝐬 🍑

‼️HAMERENANAY NY VOLANAO RAHA TSY MAHITA RÉSULTATS IANAO NEFA NAHALANY 5-8 PAQUETS ‼️👇

Vous rêvez de doudousy plus galbées et toniques en débutant de rien ?
Découvrez nos patch pour fesses (Version revisité et reformulé à notre demande), la solution simple et efficace pour sculpter votre silhouette !

✅Traitement min : 2 Pqt = 70.000AR
✅Traitement conseillé: 4 Pqt =140.000AR
✅Traitement efficace 8 Pqt = 275.000Ar

🔹 Bénéfices immédiats :

✅ Effet lifting pour un galbe (courbes) naturel et raffermi

✅ Réduit l’apparence de la cellulite et lisse la peau.

✅ Remodele les fesses pour ceux qui souhaitent gagner en forme

✅ Formule 100% naturelle revisité, amélioré par nos experts pour une expérience plus réussie et des résultats rapide SANS effets nuisible sur le long terme.

🔹 Comment ça fonctionne ?
Nos patchs agissent en libérant des ingrédients actifs directement sur la peau, pour un effet tonifiant et raffermissant visible en peu de temps.

Pour votre information, Voici la liste de qlq actifs contenu dans nos patchs:
✨le Collagène marin et l'Acide hyaluronique, qui luttent contre l'affaissement, les peaux d'orange, les peaux rugueuses, les cellulites.
✨ La caféine: Réduit l'apparition des cellulites en stimulant la circulation et en favorisant la dégradation des graisses.
✨Algues marines : aident à drainer les toxines et à raffermir les tissus.
✨Beurre de karité ou huile d'argan : Hydratent intensément et améliorent la souplesse de la peau.
✨Vitamine E : Protège la peau contre le stress oxydatif et améliore sa texture.

😱Les nouveaux ingrédients ajoutés:
✨ Le Menthol: Donne une sensation de fraîcheur et améliore la circulation locale.
✨ La Capsaïcine : Stimulent la circulation sanguine pour un effet chauffant.
✨Centella asiatica : Stimule la production de collagène pour une peau plus ferme.
✨Gingembre : Améliore l'élasticité de la peau et aide à la détoxification.
✨L-carnitine : Favorise la combustion des graisses localisées.
✨Rétinol (vitamine A) : Stimule le renouvellement cellulaire pour une peau plus lisse.
✨Pueraria mirifica, Extraits de thé vert, Acide glycolique...

🎯 Résultats visibles : Plus de fermeté, moins de peau d'orange, et un contour de fesses plus lisse et séduisant

✅ Traitement min : 2 Sachet >> 70.000AR
✅Traitement ideal: 4 sachet >> 129.000AR
✅ Traitement efficace 8 Pqt >> 275.000Ar

❌ PRODUIT Authentique avec une NOUVELLE FORMULE DISPONIBLE uniquement chez Beauty By Tsarafara
🛑Attention Stock très limité !
🛒 Envoyez nous un MP 💌 pour acheter maintenant et redonnez à vos fesses la forme qu’elles méritent !
VOUS CHERCHEZ AUSSI DES PATCH POUR BOOSTER LES NÉNÉ ?
Consultez ce lien: 👉https://www.facebook.com/share/p/18QbnFCjq6/

☎️ 038 08 797 96
❌Sur livraison uniquement❌

04/02/2025

‼️JEU D'INTERRACTION OOOO‼️

Miverina amin'izay ny jeu d'intéraction eto amin'ny page manomboka amin'io herinandro ho avy io. Ka tsotra be ny règles:
👉 IZAY VOALOHANY BE POINTS INDRINDRA NO MAHAZO MOBILE MONEY isakin'ny 2 semaines, ka izao no fandehany:
👉 Ohatra mahatratra 10.000 points = Mahazo 10.000 Fmg
👉 Mahatratra 50.000 points = Mahazo 50.000 Fmg
👉 MAX: Mahatratra 100.000 points = Mahazo 100.000 Fmg

NY FOMBA AHAZOANA POINTS DIA:
- Manao RÉACTION ❤️
- Commentaire (1) isakin'ny publication ihany no ekena
- Mizara ny publication anaty "Groupe varotra", tsy ekena ny manao partage bediabe am' comptenao manokana. Tsy validéko ny points anao raha manao izay ianao.
✅ Tsy mandray compte fake sy verrouillé profil

✅ Averiko ihany fa isakin'ny 2 semaine no publiena eto ny mpandresy 💁‍♀️

Mazava tsara izay ny conditions ah 🤞 dia mazotoa mandray anjara fa miezaka izahay hanome izay tsara indrindra, samy tsy maty antoka isika 🤗

04/02/2025

𝑫𝑶𝑼𝑫𝑶𝑼𝑺𝒀 𝒔𝒂 𝑵𝑶𝑼𝑵𝑶𝑼 𝒏𝒐 𝒎𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒎𝒊𝒍𝒂 𝒉𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒊𝒏𝒂 @𝒕𝒚 2025 𝒊𝒕𝒚 𝒓𝒆𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒉 ?? 🤩

✅ Natao ho anao mihintsy ity matoa hitanao ity publication ity ka manasa anao hamaky hatramin'ny farany...

✅ 𝗜𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗺𝗯𝗼𝘁𝘀𝗼𝗮 3 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 𝗮𝘇𝗼𝗻𝗮𝗼 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗽𝗮𝘁𝗰𝗵 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼:

💁‍♀️𝗣𝗔𝗧𝗖𝗛 𝗦𝗣𝗘𝗖𝗜𝗔𝗟 𝗗𝗢𝗨𝗗𝗢𝗨𝗦𝗬:
1) Misintona ny dodosy hiakatra
2) Manome an'lay boribory tsara
3) Effet permanent = traitement complet

🔖 PRIX:
- 35.000Ar/ Paquet
- Résultats à partir de 2 paquets
- Traitement conseillé 4 paquet ✅

💁‍♀️ 𝗣𝗔𝗧𝗖𝗛 𝗦𝗣𝗘𝗖𝗜𝗔𝗟 𝗡𝗢𝗨𝗡𝗢𝗨:
1) Manarina ilay nono lasa nitarozaka be avy nampinono, avy teraka, vokatry ny fahaterana
2) Mampibontsina nono raha fisaka be
3) Afaka ampiasain'ny adolescent, katramin'ny vehivavy lehibe

🔖PRIX:
- 40.000Ar/ Paquet
- Résultats à partir de 1 Paquet
- Traitement conseillé 2 Paquet

✅ 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗹𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗼𝘀𝗮 𝗲𝗵?
𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗶𝗺𝗽𝗼𝘀𝘀𝗶𝗯𝗹𝗲 izany intsony satria efa mandroso tokoa ny 𝘁𝗲𝗸𝗻𝗼𝗹𝗼𝗷𝗶𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘀𝗶𝗮𝗻𝘀𝗮 ary 𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮-𝗽𝗶𝗸𝗮𝗿𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝘀𝗮𝗱𝘆 𝗲𝗳𝗮 𝗯𝗲 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗷𝗶𝗳𝗮 𝗮𝗻𝘆 𝗶𝘃𝗲𝗹𝗮𝗻𝘆 itony karazana "𝗧𝗿𝗮𝗶𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗶𝘁𝗼𝗻𝘆".
❌ 𝗦𝗮𝗻𝘀 𝗰𝗵𝗶𝗿𝘂𝗿𝗴𝗶𝗲
❌ 𝗦𝗮𝗻𝘀 𝗶𝗻𝗷𝗲𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻
❌ 𝗦𝗮𝗻𝘀 𝗺𝗲́𝗱𝗶𝗰𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀

✅ 𝑹𝑬𝑺𝑼𝑳𝑻𝑨𝑻𝑺 𝑮𝑨𝑹𝑨𝑵𝑻𝑰𝑬
✅ 𝑺𝑨𝑵𝑺 𝑬𝑭𝑭𝑬𝑻 𝑺𝑬𝑪𝑶𝑵𝑫𝑨𝑰𝑹𝑬

‼️ARARAOTY ARARAOTY alefaso ny commande fa sady efa ho lany ny entana no mbola PROMOTION BEEEEEE ‼️

👉 Alefaso ny "contact sy lieu de livraison"
👉 Na 𝗠𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝗺𝗶𝘃𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 0380879796

🚚 Livraison possible TANA/ PROVINCE

Photos from Hi-Shopping Mora's post 28/09/2022

Salama daholo tompoko !
Manana olana NA VATANA NA HODITRA ve ianao ?

✅Misy produits maro ato aminay afaka mamaha ny olanao na inona na inona ✅

- Misy mony? panda ela tiana esorina? taches? mivara-mena ny tarehy?
- Te hanafotsy vatana? tarehy fotsiny? faritra isakarazany?
- Misy produit maro isakarazany mifanaraka amin'izany avoakanay ao ao miaraka

- Raha misy mety aminao dia manatona ao privée na miantsoa avy hatrany.
- Vente en ligne izahay
manao livraison, ary mandefa

antsoy avy hatrany ireto
-- 032 82 293 02
-- 034 09 796 64

12/09/2022

Iza daholo le Efa nanjifa tato aminay? 🌹

05/09/2022

✅VITAMINE E SPÉCIAL VISAGE✅
📌NOHO NY FANGATAHAHAN'NY MARO dia: ........5000Ar ny 10 gélules........
👉Lieu récupération Cosmos behoririka (8h-9h/ 16h-17h)
👉 Manao livraison à partir de 3000Ar
👉 Mandefa faritra/ province

🌸INONA NO ASANY? 🌸
❌ Manala menamena
❌ Tarehy Simba ny Mony, gokagoka, masokoditra misokatra, peau d'orange
❌ Manasitrany ny hoditra simban'ny corticoïdes
❌ Manasitrana tarehy misy panda, tâches efa ela, tâches mangana, tâches aretin'aty
❌ Tarehy tsy mety madio, misy point noir, point blanc
❌ Manala rides, mahatanora hoditra
❌ Tarehy makina, na mitera-menaka be loatra

Prix : 5.000Ar (10 pièces)
10.000Ar (Demi-boite)
18.000Ar (boîte)

Contact :
032 82 293 02
034 09 796 64

28/08/2022

✅VITAMINE E SPÉCIAL VISAGE✅
❌NOHO NY FANGATAHAN'NY MARO DIA ASIANA ANTSINJARANY NY VITAMINE E MITSABO TAREHY❌.... 5000Ar MONJA DIA MAHAZO....

🌸Mitsabo sy manarina tarehy🌸
❌ Manala menamena
❌ Tarehy Simba ny Mony, gokagoka, masokoditra misokatra, peau d'orange
❌ Manasitrany ny hoditra simban'ny corticoïdes
❌ Tarehy misy panda, tâches Efa ela, tâches mangana, tâches aretin'aty
❌ Tarehy tsy mety madio, misy point noir, point blanc
❌ Tarehy misy rides, mikentroka ny manodidina ny Maso
❌ Tarehy makina, na mitera-menaka be loatra

Prix : 5.000Ar (10 pièces)
18.000Ar boîte

Contact :
032 82 293 02
034 09 796 64
Livraison uniquement

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Lot GV Vontovorona
Antananarivo
101