KÉFIR Mami Niaina

KÉFIR Mami Niaina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KÉFIR Mami Niaina, Health/Beauty, Fiadanana soanierana, Antananarivo.

Ity page ity dia natao hampahafantatra anao misimisy kokoa ny mikasika ny kéfir sy ireo vokan-tsoa entiny.Ho an'ireo izay tsy manana fahafahana amin'ny fikarakarana kéfir dia mahafaly anay ny mamatsy anao ny vokatra vokarinay.

10/06/2024

Miarahaba antsika rehetra panaraka ny pejy🙋
Mbola misy ny vokatra kéfir de lait tsika an.
Amin'ny vidiny tsy miova:
10.000ar ny 1L
2.500ar ny 25cl
Manao livraison.

27/09/2023

Miarahaba antsaika rehetra.
Vokatra KÉFIR DE LAIT.
Efa tsisy vina amintsika intsony ny vokatsoa azo avy aminy.
Mandray commande isanandro izahay, mbola tsisy point de vente fa livraison ihany.
2500ar ny 25cl
10.000ar ny 1L
Contact:0349092630

26/05/2023

Efa misy vokatra vaovao indray vokarinay an🥰
Efa misy indray Zao ny cacapigeon Maminiaina.
Misy karazany maro(Nature,ail, poivré, fromage).
Afaka mandray commande hoan'izay mbola hivarotra manome prix de gros.
Contact:0349092630

22/05/2023

Miarahaba atsika rehetra ato amin'ny pejy indray e!🥰
Mbola misy ilay grain de kéfir hoan'izay mbola mitady a.
Mbola misy ihany koa ny kéfir de lait efa vita,tsy mila misahirana intsony.
Mandray commande isanandro izahay dia misy isanandro ihany koa ny livraison ankoatran'ny andro lahady.
10.000ar ny 1L
2500ar ny 25cl
Contact:0349092630

20/03/2023

Miarahaba atsika rehetra ndrai ô🥰.
Mandray commande hoan'izay hanaterana kéfir de lait indray ary ô.
2500ar ny 250ml
10.000ar ny 1L
0349092630.

21/02/2023

Miarahaba ô🥰.
KÉFIR DE LAIT ô😋,Iza indray ary no hanaterana fa misy isanandro ny izy ato aminay,fa Mila Mila miantso mialoha fotsiny dia mahazo izay tediavinao na firy litatra aza☺️.
10.000ar ny 1L
2500ar ny 25cl

Contact :0349092630 na mp

Mankasitra tompoko❤️

20/01/2023

Miaraha atsika rehetra mpikambana ato amin'ny pejy nahatratra ny taona vaovao 2023,enganie mba hitondra soa sy fanambinana hoantsika ity taona vaovao ity❤️.
Efa manomboka miverina amin'ny laoniny indray izao ny fandraisana commande ny,"KÉFIR DE LAIT sy KÉFIR DE FRUIT"
Efa misy isanandro amin'izay ny livraison.
KL:10.000ar ny 1L
2500ar ny 25cl
KF:6000ar ny 1L
Afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa zahay.
034 90 926 30
Mbola afaka mizara grain ihany koa hoan'izay Mila.

08/12/2022

Miarahaba antsika rehetra indray e🥰.
tsy hadino an misy fôna ny vokatra kéfir de lait sy kéfir de fruits ato amintsika.
Tsara ho fantatra fôna mo fa tena anisan'ny mapitombo hery fiarovana be mihintsy izy io.
Efa miverina miparitaka indray mantsy Zao ny virus ka mety mihintsy ny fihinanana azy mba ho fiarovana ny tenanao tsy ho azon'ny virus.
Afaka manome grain maimaimpoana aho hoanareo izay te hamboatra ao antrano.
Mivarotra hany koa hoan'ireo tsy manana fotoanana hikarakarana.azo antoka tsara ny fahadiovana,ronono azoantoka tsara no ampiasainai,omby manaraka ny fenitra ara-pahasalamana.
Mbola tsy miova ny vidiny:
2500ar ny 250ml hoan'ny kéfir de lait
10.000ar ny 1L
6000ar kosa ny 1L kéfir de fruits.
034 90 926 30 contacte azo antsoina raha hanao commande na koa Haka grain.
Mbola tsisy point de fa Manao livraison fôna izahay isanandro ary afaka mandefa any amin'ny faritra ihany koa.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Fiadanana Soanierana
Antananarivo
101