Bio by Hatsarana

Bio by Hatsarana

Share

santé et beauté

15/11/2024

Miarahaba antsika ato o,Betsaka nareo no nanontany oe rahoviana ihany vao misy Huile repousse indray ?
Tao anatiny taona vitsivitsy izay dia retour amanarivony no azonay tamin’ny hatsaran’izy ity,ary maro no avotra izay manana olana miongotro, tsy mety lava,simba azon’ity menaka mahagaga anay ity😊🌿
Efa mangotraka ato ny nahandro , ivoaka ny Mercredi 20 Novembre ho avy izao, sady packaging vaovao be misy 50ML misy 100ML ary 200ML🌿

Photos from Antso Bomaka's post 22/11/2023
Photos from Bio by Hatsarana's post 29/10/2023

✨Tsy resaka doka-mbarotra fa aleo miandry retour otr’izao foana ❤️ Efa dispo daholo indray na ny huile na crème 🥰
Izay tsy nahazo teo aloha aza tara ary , 100% naturel .
Ho anao manana volo simba , te ho lava volo,vakivaky na tapatapaka ,
Mety ho an’ny rehetra , lehibe, ny zaza manomboka 3ans.
Huile 50Ml ,10.000ar Huile 100Ml ,15.000ar
Crème 50Ml ,10.000Ar crème 100Ml ,15.000Ar
Livraison Tana -Province
0330416046

Photos from Bio by Hatsarana's post 17/09/2023

🍀Ho anao te hanana volo salama tsara sy maniry tsara dia ampiasao ange ireto produits Bio by Hatarana ireto ee💚💚efa betsaka ireo afapo ,indrindra ho anao te hanao retour au naturel dia mety be ireto
Mahatsara fitsirin'ny volo,mitsabo ny volo simban'ny fer ,tapatapaka,miongotra,mihintsana
50ML 8.000Ar
100Ml 15.000Ar
Livraison Tana Et Province
Hatsarana Ampasampito en face arrêt bus 23 route vers Avaradoha
Hatsarana glam Analakely entre zaimaika et sensunik

Photos from Bio by Hatsarana's post 05/09/2023

Témoignage akaiky indrindra i Hatsarana nampiasa ireto produits Repousse cheveux ireto❤️
Betsaka isika no manontany oe afaka ampiasain’ny zazakely ve? Dia -natoraly ny akora ao aminy dia afaka , Izy nanomboka 3ans no nampiasa , fa tao alohan’izay Huile d’amande douce an’i Bio by Hatsarana. Salama sy mangirana ery ilay volo.
Tsy mitovy ny mode d’emploi ho an’ny ankizy sy ny olon-dehibe.
Huile repousse / crème 8.000Ar 50Ml
Huile/Crème à la cire d’abeille 15.000Ar 100Ml

Photos from Pejin'Ivéric's post 03/09/2023

Merci pour le témoignage Mme Soniah Mandrosomana😍

Photos from Bio by Hatsarana's post 31/08/2023

Maro ireo afa-po hatramin’izay t@produits Bio by Hatsarana 😍 Manarapenitra ny halavan’ny volo sy fahasalaman’ny volonao @ huille repousse ato aminay ❤️ sady miaro ny fihintsanan’ny volo, manalava, mitsabo ny volo simba indrindra mety tsara ho anao manao retour au naturel 😘
Ela izy ity tsy nisy t@akora niandrasana koa araraoty ary : 50Ml 8.000Ar, 100Ml 15.000Ar .
Livraison Tana -Province
0330416046

Photos from Bio by Hatsarana's post 04/07/2023

🌼Huile répousse +crème cire d'abeille Ilay mampijanona ny volo mihintsana,mampaniry haingana ho anao te ho lava volo.mitsabo ny simba vakivaky na tapatapaka ,mampalefaka. Araraoty fa efa betsaka no nahazo tombotsoa an💗Misy koa ny huile coco préssée à froid
50Ml 8.000ar
100Ml 15.000Ar
Maka roa 50ml ianao mahazo 15.000Ar
Livraison Tana-Province na afaka alaina mivantana ety de vente HatsaranaAnalakely entre Zaimaika et Sensunik na
Hatsarana Ampasampito en face de l’arret bus 23 vers Avaradoha,1èr étage de l’assurance MAMA
0330416046

Photos from Bio by Hatsarana's post 17/06/2023

🌼Mbola disponible daholo ireto ho anao izay manana olana amin'ny volo,tapatapaka,miongotra,mihintsana,tsy mety maniry mihitsy dia anmpiasao ange ireto vokatra Bio by Hatsarana ireto ee📍tena hoe mety be amin'ny karazam-bolo rehetra,na miloko aza volonao dia tena tsara be mihintsy ireto❤
Huile répousse cheveux ,crème cire d'abeille,huile coco,misy ihany koa ny huile d'amande douce izay afaka ampiasain'ny zazakely na olon-dehibe koa tsy maninona fa mety foana ho an'ny vatana,tarehy
Prix 50Ml 8.000Ar
100Ml 15.000Ar
Maka roa ianao mahazo réduction ,alefaso commande ary eh
Livraison Tana et Province
Hatsarana Ampasampito en face arret bus 23 sy Hatsarana Glam Analakely entre zaimaika et sensunik
0330416046

Photos from Bio by Hatsarana's post 05/06/2023

Mbola dispo ireto ho an'izay mbola tsy nahazo
Ho anao ilay te ho tsara volo , te ho lava sy itsabo volo simba vakivaky na tapatapaka
👉 Huile coco pressée à froid , Huile repousse,Crème de cire d’abeille 50 Ml ny abetsahany 8.000Ar monja raha maka iray ianao, maka 2 15.000Ar ary maka azy telo 22.000Ar
Misy format 100Ml 15.000Ar , 200Ml 28.000Ar ireo fa arararaoty oo.
Manasa anao ijery sary tsirairay fa ao ny détails😊
Livraison Tana-Province
Lieu de récupération : Analakely ou Ampasampito.
Hatsarana Ampasapito en face de l’arrêt bus 23 vers Avaradoha 1èr étage de l’assurance MAMA
Hatsarana Analakely entre zaimaika et Sensunik
0330416046

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo