Raokandro malagasy
Izay dia mivarotra raokandro malagasy sy mitsabo am raokandro malagasy afaka miditra hafatra miafina ianao râ misy mahaliana anao
09/04/2026
mahasoa dia zaraina 🤲🙏
MAHAFANTATRA ROMBA VE IANAO ?
Ny romba na basilic africain (ocimum gratissimum) dia zava-maniry hita na aiza na aiza. Anisany zava-maniry fitsaboana aretina maro izy io, ary ampiasain'ny firenena maro mba ho fitsaboana netim-paharazana. Indro omena anao ireo soa azo avy aminy.
Ny romba dia manana vitamine A, C, K, B (B1, B2, B6), sy mineraux (Calcium, fer, magnesium, potassium), sy antioxydant (Flavonoïdes, polyphénols, eugénol) ary fibre.
• ARETINA SITRANY
1) Manala rivotra ao amin'ny vavony.
2) Manala poizina sy virus ao anaty.
3) Miaro amin'ny aretina cardio-vasculaire.
4) Mandevon-kanina.
5) Kohaka sy sery.
6) Harerahan-tsaina sy rarin-tsaina.
7) Tazo
8) Manala fanaintainana sy fivontosana (anti-inflammatoire).
9) Aretina an-doha (migraine).
10) Manatsara fitadidiana (memoire).
11) Fanafody tsinay.
12) Miaro amin'ny mikraoba.
• FAMPIASANA AZY
* Maka romba miaraka amin'ny tahony iray tanana. Tanehana ao anaty rano mangotraka 1 litatra sy tapany mandritra ny 5 minitra. Rehefa vita izay dia manao evoka amin'ilay entona, ary ny ranony sotroina 1 vera maraina, atoandro ary hariva alohan'ny sakafo.
* Ny fomba faharoa azo atao ihany koa dia maka ravina 2 na 3. Sasaina madio tsara ary tsakoina ary atelina ny ranony fa ny faikany hariana.
• FANAMARIHANA
Tsy misy fetrany ny fanaovana azy ity, fa rehefa mahatsara ny fahasalamana dia azo atao ny manajanona azy.
Zarao amin'ny hafa sao mahasoa azy ity astuce ity. Aza adino ny manaraka ny pejy isan'andro fa betsaka ireo torolalana hozaraina eto.
03/04/2026
☘️ KARAZANA EMBOKA MALAGASY
✨EMBAN_DRAZANA
✨EMBOKA SAKALAVA
✨EMBOKA RAMY VOLA
✨EMBOKA RAMY MALEMY
✨EMBOKA RAMY VATO
EMBOKA entina angataham_pitahina am ireo zagnahary
Entina iantso ireo zagnahary
Entina anembohana zavatra
Koa anao Zay Mila dia manasa anao iditra hafatra miafina tompoko
Afaka mandefa faritra rehetra
0344257694
Mandroso hasina 🙏🤲🙏
02/04/2026
Tsara hasina 🙏
Satroka dadilahy Bota midira mp ho any izay Mila tompoko
Mandroso hasina 🙏🙏🙏
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Alex Ranjarson, Harinaivo Fanantenana, Fenosoa Andriniaina, Sambatra Randrianarivelo, Litaniaina Lita Lita, Mpanao Varavarana Sera Hazo, Bazoly Andriatsitohaina, Bazari Gasy Eto Comore, Rivo ʚʆʚ
15/01/2026
🌿 NY "JEAN ROBERT" na KINONONONO
Anisan'ny zava-maniry manan singa manasitrana sy mitondra vokatsoa izy ity, tahaka ny:
✅ Manampy amin'ny fanasitranana ny taovam-pisefohana na asthme
✅Manadio aty ary tena aingam-mpiasa
✅Manatsara amin'ny fikorinan'ny rà
✅Manala perte vaginale
FIKARAKARANA AZY
Manongota fotony maroamaro dia tanehina amina rano 1L avela hangotraka tsara (eo amin'ny 30min eoeo) somary efa manompy maitso ilay rano dia iny no sotroina eraky ny tasy fisotroana kafe maraina sy hariva.
(Afaka Sady isasana koa ho an'ny vehivavy misy perte mamofona)
Atao 3 andro misesy sy indroa isam-bolana ny traitement.
✅ Manasitrana fery ihany koa ny ranviny raha totoina dia apetraka amin'ilay Faritra maratra
Zarao amin'ny hafa hatrany raha hitanao fa mahasoa ary aza adino ny manaraka ny page Réflexo𝐕𝐢𝐞 ,tsindrio ilay soratra manga (suivre) etsy ambony.
31/12/2025
Arabaina nahatratra n'y farany Daholo dia Samy ho tratra n'y taona vaovao ndray, eto dia tsy Hay tsy hisaotra anareo nanohana ahy am asa Zay ataoko, mankasitraka bediabe anareo Zay niaraka RAOKANDRO MALAGASY hatram izay sy izay Mbola vonona iaraka aminay , mankasitraka indrindra tompoko taminy fahatokisanareo anay hatram izay n'a eto am ampivoan_tany na ny any am faritra dia ankasitrahana feno , ka mirary soa hatrany dia enganie Samy ho tahin Ilay nahary hatrany 🙏 mandrosoa hasina tompoko oh 🙏🙏🙏
Manova fety sambatra daholo
28/12/2025
VAKANA ZAZAVAVINDRANO
VAKANA ZAGNAHARY
VAKANA DADY 🙏🙏🙏
28/12/2025
Fandroritana 💫💫💫
26/08/2025
Tsara hasina
Mbola anaty tsinambolana Asombola antsika Zao ary iditra tsinankerin _Andro , Mbola tsy tara fa Mbola afaka tsara mikarara momba fidiram _bola sy farim_piainana ary Mbola afaka manao fanonkafana tsena sy fandroritana mbarotra, koa aza misalala manantona anay ,
✨misy bracelet vakana afaka atao fandroritana, fiarovana, fanaremana,
✨Misy ihany koa volohazo afaka atao fandroritana, fiarovana, fanaremana,famato tanana ...
Ireto Zao tsara Ampiasana am izao tsinambolana Asombola
🌠 ANDRIAMANINTONA
🌠 ANDRIAMISARIKA
🌠 TSIRELILANA
🌠MANAIKY
🌠TAFITA
🌠MAMY AHO
🌠MAHAVORY .......
koa manasa anao iditra hafatra miafina ra misy mahaliana anao fa vonona anampy anao izay
Toerana misy anay TANA ary afaka mandefa entana am faritra rehetra
0344257694
Mandrosoa hasina 🙏🤲🙏
07/08/2025
HAZOMANGA TAHOANA LEFONA
Mirevy 1m20
Afaka mandefa faritra iray ihany fa Zay Tonga aloa tompony
MANDROSOA HASINA 🙏🤲🙏
31/07/2025
Tehina mpanjakabenitany sy anivona efa misy tanjonk'omby
afaka mandefa faritra rehetra
Toerana misy anay tana
0344257694
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
