Beauty by H.
Your beauty is my business. 💄
Contact 📞: 038 80 969 78
20/07/2024
🤎🧡 Cut crease make-up 🧡🤎
_____________________________
Sans faux cils: 15.000ar 🧡
Avec faux cils: 20.000ar 🤎
Mp ou 032 54 074 28 📞
Your beauty is my business. 💄
29/04/2024
Y’a rien de plus beau que la simplicité. 💐
| Natural make-up | 💄
______________________
Mp ou 📞032 54 074 28
______________________
Beauty by H., Your beauty is my business. 💄
27/04/2024
Aza misalasala miantso na manantona ao amin’ny message privé 🥰
_____________
📞 032 54 074 28
Your beauty is my business. 💄
07/03/2024
Mety tsy androany, mety tsy rahampitso, fa tsy maintsy ho tratranao ny tanjonao raha :
✅Mahatoky ny tenanao ianao.
✅Mametraka tanjona mazava tsara.
✅Tsy miandry zavatra lehibe vao manomboka.
✅Miezaka fatratra na maro aza ny sakana.
✅Tsy milavo lefona.
✅Manana finoana.
Dia araho vavaka foana n’inon’inona hataonao 🥰❤️
Bonne nuit daholo ❤️
✍️
25/02/2024
Your beauty is my business. 😍💄
_______ ❤️ _______
Prise de rendez-vous en Mp ou 032 54 074 28 📞
Averiko farany eto ireo nahazo tamle tirage teo an 😊
Tsoutsou Fyh: Gloss parfumé 6 pièces
Fitia Razaname: crédit 1000ar
Andriantsilavina Mioratiana Stéphanie: crédit 1000ar
Mih Soa: crédit 1000ar
Hari Ntsoa: Crédit 1000ar
Yloh Capitonnage Ramanandraibe: Crédit 1000ar
Misaotra antsika rehetra nandray anjara dia amin’ny manaraka indray raha tsy nahazo teo 🥰 ao fa tsy maintsy mahazo daholo ♥️
Manomboka rapitso indray isika no mamoaka ny liste d’interactions azahoana crédit 1000ar ♥️ Ataontsika par semaine 😊
Bon dimanche daholo ♥️
31/01/2024
Merci beaucoup 𝐌𝐢𝐥𝐲 🥰❤️
29/01/2024
Bonjouur ♥️
Voici un rappel de nos heures d’ouverture. 🥰
Prise de rendez-vous en Mp ou 📞032 54 074 28
26/01/2024
‼️ Giveaway Giveaway ohhh‼️
Aleo asiana cadeau bonne année kely avy aty amiko ary aloha ho an’olona 5 ehh 🥰
Ny fandraisana anjara dia tsotra:
✅ Abonneo ny page Beauty by H.
✅ Partageo en mode public ity publication ity
✅ Mentionneo namanao 3 hi-s’abonne ny page eo amin’ny commentaire + je participe.
Izay voalohany voasarika dia mahazo Gloss parfumé 6 pièces 💋💄 (io amin’ny sary ambany io)
Ataontsika anaty live ny fisarihana ny Dimanche 11 Février ho avy izao.
Hisy fizarana crédit ihany koa ho an’ny 4 hafa voasarika 🥰
Nb: Commentaire ray isan’olona ihany ohh 💋
Bonne chance daholo ♥️
16/12/2023
Merci pour votre confiance 🙏🏼🥰❤️
Cliente satisfaite 👰♀️🥰
.💄
30/11/2023
Mamanareo koa ve tsy mety hatao make-up mihitsy na efa tambazana be aza? 😭😂
Dia rehefa ilay nanaiky ho maquiller-na amizay izy dia zao no navoakany 🥰😍
Izay haka rendez-vous dia mandefasa Mp na miantso ny 032 54 074 28 💋
02 | 16 sy 24 Décembre no date tsy dispo intsony hatreto. 😊
Your beauty is my business. 💄
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Mahazoarivo
Antananarivo
