Activ'sport

Activ'sport

Share

Mahasoa ny sport �

23/07/2022

👉Te ho salama ianao👈
👉Na koa efa salama fa te hanatanjaka ny vatanao fotsiny👈.
✔️ Izahay ato Activ'sport dia vonona hanampy anao hanantanteraka izany alalan'ny activités physiques izay hanampy anao ho salama sy hatanjaka, koa raha mahaliana anao ary izany dia manasa anao izahay handefa MP aty aminay fa ao no ahitanao andinidininy momba izany izay tsy hanavahana taona fa misy ho an'ny sokajin-taona rehetra.
➡️Koa andao ary hanao sport e !!! na ankizy na tanora na olon-dehibe dia samy manana anjarany avokoa miaraka coach efa matihanina sy manatrakefa @ izany.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Wednesday 14:00 - 16:00
Sunday 14:00 - 16:00