Ô Beauté Sublime
Salon de beauté soanierana Antananarivo
Tel 0349066350
30/08/2025
Merci Barea❤️
10/08/2025
EXCEPTIONNEL😍😱 ! Notre salon a été sélectionné pour sublimer les mannequins lors d'un défilé de mode au Carp Diem andraharo ce samedi 16 Août ! Nous sommes fiers de collaborer avec des professionnels de la mode pour créer des looks époustouflants. Restez à l'affût pour des coulisses exclusives et des résultats époustouflants ! Venez découvrir des pièces uniques et élégante créé par la talentueuse maison Doungaly Making😍😍
Infoline et réservations : 0344670013 , 0383621989
30/07/2025
Iza koa le tsy tia atao finition amin'ny fer nefa mba te anao bouclé?🥰 Et oui afaka atao finition brushing koa anie ny volonao indrindra hoantsika mitaiza cheveux curly 😍😍❤️❤️
Tsy miova ny adresse tsika an
Soanierana à côté pharmacie
Contact :👉0349066350
👉0320290677
💖Ô Beauté Sublime,sublimez votre quotidien💖
26/07/2025
Waouhhh araraoty fa promo b sad mahazo cadeau koa😍😍😍😍😍
23/07/2025
Ra te hikarakara any atrano koa anie de afaka manjifa gel farehitra ao amin'ny Menaka Mahalava Volo e😍😍
21/07/2025
Coloration + soins et dressage curly de nasina tresse kely ny eo aloha😍😍😍 combo parfaite e?? ́'reo rehetra reo dispo ato amin’ny ÔBeauté Sublime daholo
Adresse tsy miova
🫶soanierana à coté pharmacie
🫶contact 0349066350 / 0320290677
10/07/2025
Soins et dressage curly ato Ô Beauté Sublime 😍😍 produit naturel an'i Menaka Mahalava Volo 💯 Bio an,
Gel farehitra no nampiasaina teto, tsidiho ny pejiny raha mahaliana anao ❤️❤️
Aza adino manao manja aty am salon,
Adresse tsy miova
👉 Soanierana à côté pharmacie
👉 Pour vos rendez-vous 0349066350, 0320290677
10/07/2025
Pose extension à fil ato amn Ô Beauté Sublime 😍😍😍
Ilaina bé amzao ririnina izao an, mafana tsara ny loha moa enao MBA miova endrika koa😍🥰🥰🥰🥰❤️
Mandray commandé vologasy iany ko zahay ❤️❤️
04/05/2025
Ato ve misy team curly ? Tena mety be aminareo ny vokatra ao amin'ny menaka mahalava volo😍😍😍
Fa na tsy curly koa ary de mety be anaovana soin an
Bonsoir 🌸 Nandalo kely tato amin'ny.Ô Beauté naka volomaso fa efa misokatra ry zareo
✨ Ahitanareo vokatra tsoka tsy mandry sy Huile de savoa ary Gel farehitra ao manomboka rampitso
✔️ Toerana : Soanierana - trano eo akaikin'ny Pharmacie ary ao ambony rihana
Vitasoa ny aligna aby ara moa 😘
27/04/2025
Bijoux inoxydable mamikely dispo o😍😍😍 afaka manontany Zay mahalina anao,
Qualité top avec un prix imbattable 👌👌
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Tsimbazaza
Antananarivo
101
